MESSAGE DU PRÉSIDENT OBAMA AU PEUPLE MALAGASY !

Pdt Obama2

Au nom du peuple Américain, je tiens a féliciter le peuple Malagasy a l’occasion de la célébration de la fête nationale de votre pays, le 26 juin. En ce moment ou vous célébrez l’indépendance de votre pays, les Etats-Unis maintiennent leur engagement envers le principe selon lequel le peuple malagasy devrait etre en mesure de jouir des avantages d’une gouvernance responsable et democratique, du respect des droits de l’homme et de l’etat de droit. nous restons a cote du peuple Malagasy, dans l’espoir que cette annee verra le retour vers ces ideaux. Avec mes sinceres salutations

Barack Obama

 

www.antananarivo.usembassy.gov

14 pensées sur “MESSAGE DU PRÉSIDENT OBAMA AU PEUPLE MALAGASY !”

  1. nous restons a cote du peuple Malagasy, dans l’espoir que cette annee verra le retour vers ces ideaux.

    le retour .

    Miaotra an i Pdt Obama isika ,iray ny fehezanteny ary iray ny teny ,mifehy ny fiarabana avy @ Pdt Obama,dia ireo voalaza eo ambony ireo.

    FA dia anjaran ny Malagasy Tiatanindrazana ny mamerina ny aradalana.

  2. io tenin’i Obama io koa dia mitory fa mila mihetsika ny vahoaka malagasy rehetra REHETRA ka mangetahata fahafahana.
    tsy ampy olona eny amin’ny Magro,
    ahoana no fomba hilazana fa tokony hitokona daholo ny be sy ny maro mandram-pialan’ireo tia tena tsy mitondra fa miboto toerana ?
    inona no atahorana maramila raha averina ny fivoriambe aman’etsin’ olona , kanefa dia izao tontolo izao efa miandry ny malagasy hitsangana fotsiny ?
    raha maro dia maro ny vahoaka mivory tsy sahy mihetsika ireo alika voabaiko ireo ary ny tany tontolo ahita fa ireo marina ilay mpamono olona ?
    mba miandry ihany fa tsy mety teraka ilay zaza.
    Mba mangataka ka maniry hoe hitsangana daholo ny tsirairay, fa tsy vitan’olom-bitsy izy ity.UE, UA SADC, CI dia milaza amin’ny malagasy fa mpanongam-panjakana ireo mpitondra anareo ireo ka roahy.

  3. Thank you for your support,Mr President.We know that we’re not alone in this struggle against the HAT,a dictatoral regime.May you give us a hand to pick Mr Ravalomanana up in South Africa and to take him back in Madagascar .It’s not a long way from home but the despotic army of Madagascar could be considered as a threat for his return.Could you take into account this point?Thanks again,President OBAMA.

  4. Efa injato kely aho no mamerina eto fa tsy misy afa-tsy isika Malagasy irery ihany no mila manavotra ny firenentsika. Aoka izay re ny fifampiraharahana amin’ny mpanongam-panjakana e! dia tsy mbola mazava amintsika foana ve fa ireo tsy hiala eo amin’ny sitrapony izany e! tongava saina.Fa maninona foana no tsy atao ny rodobe, inona foana no andrasana. Ary maninona izao ny mpiasam-panjakana raha mba miara-dia amin’ny rehetra dia midaraboka io amin’ny farany e! Efa miteny amintsika ankolaka foana ny communauté internationale ny tokony hihetsehantsika, fa mety amintsika angamba izao loza izao?? aza miandry toloram-potsiny rey olona a! tongava saina e!

  5. mankasitraka tompoko

    mieritrereta ianao ramalagasy, aza mitavandra ny vahiny hiady ho an’ny tanindrazanao, aza miandry mana hilatsaka avy any andanitra

    ianao no tokony hitsangana hiady ny famerenana ny hasin’ity Madagasikara fa tsy ny mpanota fady no avela hanjaka ety

  6. Mampihomehy ahy fa mba sendra nijery TV iray teto @ tanàna aho leiretsy dia nahita ilay ramatoa mpamosavy minisitry ny Fitsaràna Fat dia nolazainy fa filaharana pacifique no nataony teny Ambotsirohitra ny 07 fév dia loza rey olona fa misy dia mihevitra ny Gasy ho tena donto mihintsy an!! fa ny zava-dehibe niaraha-nandre alou dia niaiky izy fa tifitra avy aty aoriana no no nahavoa ireo olona maty teny saingy ny maha-gaigy azy sa izy mihevitra ny olona ho gaigy fa dia lazainy fa ny GP ihany no nitifitra ireo???
    sady mpandainga no mananmbany ny Malagasy rehetra ireto FAT ireto REy olona fa aleo mihetsika a! mba manana hambo ve isika dia ireo no havela hanjakazaka eto…??? hatrany ivelany egfa mahafantatra fa tena ts’izy reo… iza no afaka tena mitarika sy mahay manentana fa tena loza ity..?,,

  7. Merci pour la note d’espoir. Le mail provient de : Antananarivo. USembassy

    Dommage pour nous, le Président OBAMA a été et l’est toujours, très pris par les grands problèmes de ce monde, ainsi que ceux internes aux USA

    Nous sommes d’accord que notre destin repose entre nos mains, mais n’accablons pas trop le vahoaka de Magro qui ne vient pas, qui vient, qui ne vient pas
    Plus de 2 ans maintenant, des milliers ont perdu leur travail, des centaines, viennent le ventre vide, à pieds pour la plupart, sur une distance moyenne de 3 à 5 klm autour de Behoririka. les 1500 fmg du taxibé sont devenus inabordables e t depuis belle lurette
    La vie reprend son cours inexorablement : où manger, que manger, comment payer l’ école d es enfants, ( des milliers ont quitté la scolarité ), le loyer, qd on a encore un logement

    Curieusement personne ne parle ni ne met en avant ce que ce vahoaka endure depuis plus de 2 ans.
    N’oublions pas les tués par balle, les prisonniers, les blessés mal soignés, portant séquelles . ceux qui développent une maladie pou cause de gaz lacrymogènes inhalés. Be nombreux décès.

    Personnellement je dis merci au vahaoka de Magro, bon courage daholo, aux anciens et aux nouveaux combattants

    Que le Seigneur nous fortifie et nous prête force jusqu ‘à la fin, jusqu ‘à la victoire finale
    Ne nous laissons pas abattre parce que seuls les foza tiennent le haut du pavé pour ce jour. Alors que nos coeurs sont en deuil, la colonisation en fait n’a jamais disparu , elle revient en force.. Pleure ô mon peuple.

    Mais tenons bon, Rome ne s ‘est pas faire en un jour

    Passons qd même une bonne journée

  8. Hasiako resaka ny mpiasam-panjakana. Mitovy amin’ny miaramila sy zandary ary polisy ireo. Betsaka ny voavidy vola sy be politika, ary tena tsy azo hantenaina hiantoka ny fanavotam-pirena eny fa na dia miankina betsaka amin’izireo ny fanjakana tan-dàlana.

  9. efa mazava loatra fa voafidy jiaby ny malagasy manana : maramila, polisy, zandary, mpiasa birao-panjakana, mpiasa tribonaly, lehibe fokotany sy boribory tany, mpampianatra, lehibe fiangonana, mpisa-ori’asa maventy, jomaka, mpitsabo, mpivarotra, vioavidy amin’ny rendrarendra sy be sy ny maro.
    Ny tsy voavidy : ny olona te-hissa ka te-hinjinja ny hatsemboany, ny olona tsy materialista fa mahay mijery ny fiaraha-monina sy ny ho avy.
    Raha misy dia misy ny olona tsy voavidy dia 10% ary 80% tsy miady fa mingonongonina kanefa voavidy amin’ny rendrarendra tsy nitsemboana.
    Ezaka lehibe ny hatao hanome ireto 80% malagasy solomaso mba ahita lavitra.
    Mivelonmbelo-poana 80% ve ireo mba hihinana ?
    sa hihinana mba hanana hery hiadina hivelomana araka ny maha-olona 10% ?
    Aoka hazava ny resaka ra-malagasy 80% mba tsy dia ho lany andro aminareo ny mpitolona 10% fa mbola be ny zava-tsoa fitady mandra-pikipy ny mason’izay tsy mila solomaso 10%.

  10. Zora
    je partage ton avis concernant les opposants courageux et tenaces de MAGRO

    REMERCIEMENTS ++ au Président Obama

    Avec l’espoir que les USA OSENT agir plus concrêtement , il n’y a pas que l’Irak !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *