Nampidinin’ny SADC ho mpitarika TGV sisa i Andry Rajoelina !

OUVERTURE (15)

Nahetry voninahitra ny filohan’ny FAT io maraina io tamin’ny fanokafana ny fihaonana teto Gaborone. Nitovy filaharana amin’ny Monja Roindefo, Ralison Roger HPM, Jean Lahiniriko, sns … lasa mpitarika ny TGV sisa i Andry Rajoelina eto Gaborone rehefa tsy nanaiky hitarika ny ankolafiny intsony.

23 pensées sur “Nampidinin’ny SADC ho mpitarika TGV sisa i Andry Rajoelina !”

  1. Miarahaba,

    Tena mbola gaga ihany aho !

    O ry Tezeve PT a ! Taiza no mbola nisy vady manatrika « reunion de travail »? Tsy voalohany no ahitana ny vadin’i Tezeve PT mitsolatsolana ohatr’izao. Tao amin’ny fivoriana tao amin’ny mairie de Paris koa !

    Ampianaro fomba ny zanaka ry R & Rnin’io vadin’i Tezeve PT io e !I Tezeve PT aza efa tsy ita izay hanaovana azy !!!!!!

    Kitana

  2. Préparez les épuisettes !!! Le Tezeve et consorts ont mordu aux hameçons, le tout c’est de les ferrer comme il se doit !!!
    Mpitarika TGV sisa !! Prezida-n’ny asatay sisa !!! Même pas honte !!!
    Aza taitra ianareo fa mbola misy kankana goavana tsy ho voateliny koa atoato !!!

  3. O ra-KintanaMananDrambo a !

    Ka « conducteur de train » any aminy SNCF sisa ny titra nomena azy kay ???? Ary toa ohatran’ireny prestataire de services eny ambony lamasinina ireny ilay ramatoa eo akaikiny ??????

    Quelle humiliation subie hein !!!!!! Nomen’ny namana Afrikanina lesona sahaza azy aloha e !!!!!

    Il faut qu’on maintienne la pression sous toutes formes, j’ai bien ecrit « toutes », puisque de tels jiolahimbotos ne comprennent rien aux textes et ô pire, n’ont jamais pu apprecier ce que « negociations » veulent dire et exigent.

    TGV DEGAGE !!!!!!

    Kitana

  4. Madame TGV sert d’ appât, pour la parade, comptant sur ses cuisses pour amadouer les hommes, avec qui on a à faire. Vieille tactique de DJ.

  5. Qu’il l’a servi d’appat ou non, les hommes noires n’aiment pas les femmes de petites taille dont elle. Elle suit son homme pour visiter des pays, sitrany ahay tsy mandoa vola amposy mivezivezy fa ampiasaina ny volambahoaka. olona maty eritrerita raha ireo. mahasaky mandeha etsy sy eroa nefa mpanongapanjakana

  6. Vola tsy nanasatra ka tsy maninona na dia lanilaniana aza,hafa i Dada mifofotra mafy @ataony rehetra @ fampandrosoana,fa ny TGV
    mirobaroba @ tsy nosasarana akory, marina mihintsy fa tena maty heritreritra, mahate handaka vody ireto izy.

  7. Misotra anao ro ry KDM!! Tsy niova lasy akory fa noho ny fiainana. Legaliste hatrizay, légaliste mandrakizay.

  8. Nangata-maso t@ ry Chissano sy ny ekipany i Mialy fa toa hoe : vao ni-charme kely fotsiny dia nisy nandefa rivotra izany hoe : nangetoran-dry zalahy fotsiny fa efa fantany fa « pute » io olona io : IZANY NO KARAZANA POLITIKAN’NY FOZA e !

  9. Miarahaba,

    Maha lasa eritreritra hoa !

    Sao dia tsy misy sahy mikasika sy misakana ny fitsolatsolanana sao mako madeha mitory fa hoe « nanaovan’ireo violences sexuelles  » ny « prestataire de services » eny ambony lamasinina Tezeve ! Mety manao fanahiniana /provocations lava koa satria ny fitoriana sy fandresena amin’izany eny aminy tribionaly civily hahazahoana « dommages et interets »!! Mailo fa mpanao sinema no eo anoloana !!!!!!

    Na izany aza dia hafatra ho an’ny R&Rniny , le couple Razakandisa Rodolphe/Nicole ity :

     » Mangala tsara informations mikasika ireny fandehanjavatra rehefa misy fihaonana/ady varotra aran’asa/politika ireny (ny atao/misy ny vady), dia mba ampitao any amin’ny zanaka satria na prestataire de services lamasinina tezeve izy na tsia dia mandoto ny « image »ny firenena sy vahoaka malagasy (na koa arakin’ny tenin’ny politisianina frantsay nanao hoe « souillure sur le drapeau » – aieeeee!)! Aza sahirana mandeha lavitra fa anontanio ny namana akaiky toy ny karana Akbaraly na koa ny gasy malaza mpanohana Madeleine Ramanandraibe, anontanio manao hoe « manaraka mipetraka eo akaikinareo ve ny vadinareo eny amin’ny reunion de travail atrehanareo ireny « – hihihiiii.

    Kitana

  10. RY TGV ISANY, « NY TODY TSY MISY FA NY ATAO NO MOVERINA », VAO MANOMBOKA NY KAPOAKA MANGIDINAREO. MANANJINA NY MALAGASY KA TSY AZO HANAOVANA TOY IZAY VITANAREO IZAY. TADIDIO FA HATRAMIN’NY TARANAKA FARA-MANDIMBINAREO NY OZONA AHAZO ANAREO FAT MIANAKAVY IO.

  11. ok !ok!ts anampiana ts analana ,tonga de vatobe 50 kg be zao ny ao@ hatony ,ts mahalala » protocole »satria ange vendrana be e!de tsisy olona afaka manoro azy ao ?,lainga zany fa hitan dry zalahy fa ts afaka ntsony de animpazan dry zalahy hoditr’ankondro sy hoditra zavoka dia mba mimbolisatra tsara @izay .VENDRANA be e!

  12. Ka mba te ho sexy re izy f’nareo koh!!!!! Kala vavy mitonatonana, izao ve no renim-pianakaviana? Alahelom-bahoaka no hamelomana ny zanaka, dray!!! tsy te ahafantatra ny fiafaranareo aho ry razakandisa mianakavy, miampy an’ity vinanto Tena Gaigy Vendrana. Ary ianareo FAT rehetra ireo, mibebaha haingana.

  13. io no « faire -valoir »n i Andry kely e*

    Tsy maniry loza fa kristiana : marary angaha i Me Razakandisa reniny ?

  14. Tsy manana an’ilay baoritra ve, dia ny…vady no atao diplaoma ????
    Tadidinareo ve ilay hoe : « Je ne serai pas plus nul que le Président Ravalomanana » ?
    Amin’izay mbola nampiarahina « mpihi-maso » !! Ny vahoaka no nanala an’ilay « NE…PAS » !!! TANORA GAIGY sy VENDRANA marina !!!!
    Ndryyy !!!!

  15. Izay manandran-tena no tsy maintsy hahetry e! Manonontonona ny tenany ho filoha loatra, kay filou. An’Andriamanitra ny teny farany ry malagasy an! Dia mbola hiharihary koa hoe iza no tena nanompo sampy, mpanao magie, satanisme sns… mpamosavy mandeha alina aza misy mahita, deraina Ianao Andriamanitra Rain’i Jesosy Kristy Tomponay fa tanteraka ny teninao hoe : Tsy misy takona izay tsy ho hita ary tsy misy miafina izay tsy ho aseho.

  16. Mba andraso aloha ry zareo isany fa io anie ka efa DEVOLY no mibaiko azy koa aza
    mbola misika aloha raha tsy tafavoaka ny ala.Aleo aloha ho vita tsara ny fifanarahana,
    amiko dia ny fisamborana azy ho tsaraina @ ratsy vitany izay tena tsy azo leferina no
    ahaolana mahomby indrindra,raha tsy izay io dia mbola hidingindrambo foana fa efa
    ny saina mihintsy no voa.

  17. Misy marina ny teninao ry ranavalona, fa tsy maninona ê ! Avelao ny vahoaka sy mpitolona hamoaka ny ao am-pony, ka na hitapy biela na sopapa io, na hivaralila tahaky ny inona, tsy misy quoi !!
    Ny sasany aza miandry azy hiboridana eny an-dalambe, miaraka amin’ity vadiny !!

  18. Lors des « consultations bilatérales » que le trio de la SADC a menées auprès de chacune des 11 « parties prenantes malgaches » à l’hôtel « Grand Palm » de Gaborone, ce Lundi 06 Juin 2011 dans l’après – midi, le même trio a remis à celles – ci le document consignant la décision officielle prise par le Sommet extraordinaire des Chefs d’Etat de la même SADC à la date du 20Mai 2011 à Windhoek.

    Voici la teneur de cette décision officielle de la SADC :
    « Le Sommet a :
    (i) entériné :
    (a) le rapport du Médiateur ;
    (b) la Feuille de route et a insisté sur la nécessité pour tous les acteurs de respecter son contenu jusqu’à la tenue des élections ;
    (ii) lancé un appel pressant pour que tous les acteurs soient inclus dans la mise en œuvre de la Feuille de route à Madagascar ;
    (iii) exhorté les mouvances Ravalomanana, Ratsiraka et Zafy d’adhérer à la Feuille de route et aux Institutions de la Transition ;
    (iv) indiqué son soutien à la tenue d’élections crédibles, transparentes, libres et justes à Madagascar sous la supervision de l’ONU et de la Communauté internationale et en étroite collaboration avec la SADC en vue de ramener le pays à la normalité constitutionnelle ;
    (v) appelé la Communauté internationale à accorder au processus politique à Madagascar un soutien financier destiné à ramener le pays à la normalité constitutionnelle ;
    (vi) exhorté M. Andry RAJOELINA d’instaurer des conditions propices au retour de MM. Marc Ravalomanana et Didier Ratsiraka à Madagascar ;
    (vii) réaffirmé la nécessité d’un processus politique inclusif intégral en vue de trouver une solution durable aux problèmes auxquels Madagascar est confronté.

    Le Sommet a :
    (i) mandaté les Présidents de la SADC et de l’Organe de convoquer d’urgence, avec l’assistance du Secrétariat, une réunion de toutes les onze mouvances qui ont participé à l’élaboration de la Feuille de route afin de discuter, entre autres, de la voie à suivre pour assurer la tenue d’élections libres et justes ;
    (ii) décidé que la réunion visée ci – dessus se tiendra au siège du Secrétariat de la SADC ;
    (iii) décidé que la réunion verra la présence du Président de la SADC, du Président de l’Organe de coopération en matière de politique, défense et sécurité, du Médiateur de la SADC pour la question malgache et des onze mouvances qui ont participé à l’élaboration de la Feuille de route.

    Le Sommet a salué son Excellence Joaquim Chissano, ancien Président du Mozambique et Médiateur de la SADC pour la question malgache, pour les efforts qu’il entreprend au nom de la SADC pour trouver une solution durable à la crise malgache ».

    Ainsi, tous les Malgaches viennent d’être officiellement informés de la teneur exacte de la décision que le Sommet extraordinaire des Chefs d’Etat de la SADC a pris à Windhoek ce 20 Mai 2011 dernier.

  19. Iza ireo « onze mouvances qui ont participé à l’élaboration de la feuille de route » ireo ?
    Ny légalistes tsy antoko telo fotsiny !!!

  20. Ny frantsay no azony hampideraina ny vadiny fa ireny no matim-body fa ity indray mitoraka ity toa
    nafatotra ‘mbamin’ny volo sisa,saika tsy fantatro fa noheveriko fa journaliste,tsy teo marina ilay Frantsay
    matimaty @kalakely dia naleo nipiripirina kely sisa.

  21. Efa zatra ny manaonao foana sy manao sonia @ zavatra tsy fantany io domelina io e, jereo ny sary fa mitakerika etsy sy eroa fa tsy mifantoka @ izay fivoriana. Dondrona tsy mahay teny anglisy kay ô

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *