2 pensées sur “Nandray fitenenana ny Pr Zafy Albert !”

  1. Misaotra anao koa izahay fa tena manana ray aman-dreny manana anao,tohizo ny ezaka efa nataonao rehetra
    fa tsara ho fanarenana ny tanindrazana.Ho ela velona ianao dia hitombo fahasalamana ,hitahy anao ny Tompo!
    Misaotra Dadabe Zafy a!

  2. Misotra betsaka Prof. a!
    Ary f’angaha hono tsy ny Filohan’ny HATay indray no nisolo tena ny vahoaka amin’ny maha-PHAT azy?…. Fa maninona hono no tsy nomena fitenenana?…. NNNTTSSSSSOOOOO! Tsy nahazo « bonbon » angaha?
    Ny vava ihany ho’aho no aza atao betsaka!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *