Niakatr’afo tamin’i Dr Simao ny Otrikafo.

Efa hatry ny ela ny « Otrikafo » no nanakiana ny fanelanelanana ataon’ny SADC.Fa vao mainka nampitombo ny fahatezeran’i Rajaonah Andrianjaka, mpitarika ny antoko Otrikafo ny fanambarana nataon’i Dr Simao .

Nametraka sora-baventy nanoloana ny Carlton izy ireo ny maraina ny 29 Jona izay nilaza fa tsy mahavaha olana ny fanelanelanana ataon’ny SADC.Lasa vanja nandrehitra ny afo, nampiakatr’afo ny Otrikafo, ny nataon’ingahy Simao, Salomao, Chissano eto Madagasikara.

5 pensées sur “Niakatr’afo tamin’i Dr Simao ny Otrikafo.”

  1. Aiza kosa e! ry sakamalao ve no manao ny hataony dia ny saka no voatapa-drambo!
    na ny SADC aza copy @ laingan’ireo fa mbola mandeha ny tantara ,efa mitsingevana
    hatrany ny teti-dratsy rehetra fa tsy mora ho an’i SADC koa  » ny marina mitavozavoza hono tsy mahaleo
    ny lainga tsara lahatra »voafahan-dalitra ry zareo ary tsy izy irery fa izao tontolo izao.Koa aza tonga dia
    manome tsiny be fahatany fa tsy afaka mandingana ny SADC isika.Avelao aloha ho hita eo ny fiafaran’io
    fanapahan-kevitra farany io, izay vao mitsara!amiko aloha efa miha – mibaribary tsikelikely ny marina koa
    aleo aloha jerena ny fandehany,raha mba handray fepetra hentitra @ ‘izay ny SADC @ momba an’i fat.

  2. Mahay miresaka ! dia mahay miresaka! efa henonay fa nivindaka daholony iray trano rehefa nivoaka tao
    i simao fa nandiso fanantenana dia mody SADC no hialana olana fa io somao fa angaha tsy voavidy indray?
    Tonga dia tsory ny resaka fa mandreraka ! mampihome be ireto izy!fa iza no any @ fokotany sy ny sisa tsy mbola foza ??.
    dia iza indray no ho vidina any handrahona ny vahoaka hanaiky io fitondrana tsy izy io??.izay indray angaha no PILANINA
    vaovao ???Fa iza no mampikatso sy miziriziry eo fa tsy ny MPISANDOKA sy MPANDROBA mba hanaovana ampihimamba
    ny harempirenena hangoronan-karena ,sao dia diso adessy koa ianareo@’ilay hoe » mampiady ny malagasy hangoronan-karena »
    sao mba ny frantsay no tokony ho tenenina izany fa tsy ny SADC????aza mody adala MAMAHANDALITRA eo fa VOAVIDY INDRAY
    dia MAMALA-kira eo! POV CON isany! mbay tany! maimbo foza e!aiza izay fiovana noentinareo 2 taona koa izao?????AIZA!!!!!!!!!!!!
    Dia iza indray no mody ho vidiana hanamafy io tetika marivo tototra io???iny simao ataovy izay hanaovanareo azy fa aza mody SADC
    no hialana olana sy osora-potaka rehefa tsy nandaitra indray ny tetika ratsy niaraka t@ simao

  3. Izaho aloha dia tsoriko fa tsy mankasitraka velively an’ireo Otrik’afo ireo sy ny fihetsiny e! Mba mody milaza ny tsy mety ny ataon’ny SADC, kanefa ny lelony aza tsy voafafany! Tena mitovy amin’izao fihetsiky ny SIMA-OH! izao mihitsy no ataon’ireo Otrik’afo ireo! Izao dia may ny afo natsangany!
    Ary aza ny SADC no omena tsiny fa ry SIMA-OH! nareo sy ny SALAUD-MAO nareo! Fa tsy mitovy aminareo ny SDAC rehetra, toy ny tsy hitovizanay amin’ny HATay sy ny FATn’alika ary ny forongony!

  4. http://www.tananews.com/2011/06/de-mieux-en-mieux-le-dr-simao-s%E2%80%99excuse-au-nom-du-sommet-de-sandton/comment-page-1/#comment-23038

    le Dr Simao s’excuse au nom du sommet de Sandton
    30/06/2011

    l’émissaire du Dr Tomaz Salomao tenait à présenter ses excuses … au nom du sommet de Sandton et les membres de la SADC qui y ont participé.

    l’émissaire mozambicain a déclaré que les résolutions de Sandton ont été rédigés et publiés « à la va-vite ». Raison pour laquelle le communiqué à l’issu de ce sommet était vague et ambigu, au point de susciter la polémique à Madagascar.

    Force est toutefois de mentionner que les Présidents Jacob Zuma et Joseph Kabila ont réitéré quelques jours suivant ledit sommet la nécessité de rapatrier Marc Ravalomanana sans condition et ont également exigé que l’exilé d’Afrique du Sud puisse participer pleinement et librement sur la scène politique malgache.

    D’autant plus, les excuses du Dr Leonardo Simao ne font que taxer l’homme dont il est l’émissaire d’incompétent, étant donné que celui-ci a assisté au sommet de Sandton en sa qualité de secrétaire exécutif de la SADC.

    On arrive à se demander s’il mérite toujours sa place à bureau de la SADC et dans la médiation du dossier Madagascar d’ailleurs.

  5. Lasa ‘lay Sima ô !
    Tsy tianareo hono ny partition izay nokarakarainy niaraka tamin’i Salau-mao !
    Do Ié Mi hono, Do Ié Mi !!! Partition tsy mamokatra, fa cacophonie erakin’ny tanànana !
    CACAPHONIE !!!
    Avelao ho entiny any ny azy, fa DO RE MI ihany no tena izy !!!!
    Nahavoa ihany aloha izy ê ! Vita vakansy, nahazo tribina niaraka tamin’ny mamba naona rehetra, nitohy ny revy !! Voky sy nahazo vola be i lery dia niala-pà !
    Amin’ny manaraka indray hono, fa milay be ny gasy !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *