Niombom-bavaka hoan’ny firenena ny FFKM androany

FFKM 25 Jona 11 (11) copy

Nanao fanompoam-pivavahana hoan’i Firenena, teo amin’ny fiangonana FLM Ambatovinaky ny Fiombonan’ny Fiangonana Jesosy Kristy eto Madagasikara na ny FFKM.Notarihan’ny filohany Pasitora Rasendrahasina Lala sy ny filoham-piangonana telo mirahalahy.

Tamin’izany no nitondrana am-bavaka ny firenena amin’izao fankalazana ny fetin’ny fahaleovan-tena izao.Ny hafatra dia tsy niova hoy ny mpitandrina Rasendrahasina : mila mifamela heloka ny Malagasy ary mila mahatsapa ihany koa ny tsirairay fa meloka .

 

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *