9 pensées sur “Que fait l’armée Francaise en Afrique?”

  1. MIFANIPAKA @ FANAMBARANA OMBIENY OMBEINY NATAON’I dj NY VOALAZAN’NY TAFIKA HOE MILA FITONIANA VAO AFAKA MODY I RA8.
    RAHA NANAMBARA IO dj nareo IO FA NY VAHOAKA MIHITSY NO NITADY IZAO FIOVANA IZAO, NEFA REHEFA NILAZA NY TANY SANDTON FA TOKONY HODY I PDT RAVALOMANANA DIA MANDA MAFY DIA MAFY NY FATISTE.
    ARY MISAORA AN’ANDRIAMANITRA FA TSY I deba FONY TANORA NO NANAOVANY AN’IZAO, F’EFA NATAO FAMADIHANA T@ ITY TAONA ITY IO dj IO SATRIA EFA T@ DESAMBRA 2009 NA DEBUT 2010 D’EFA NISY NITIFITRA SAHALA @ NAHAZO NY KOLONELY RATSIMANDRAVA.

  2. Nisy saika hamono indray hono ny sefon’ny protocole-n’ny foza !!!
    Nandefasan’ny olona grenady be hono, fa narovan’Andriamanitra ka tsy maty !
    Nitaraina mafy Ingahirainy satria hoe, vao tsy ela akory izy no nipetraka eny amin’ny Cité-n’Analamahitsy, dia efa hitan-dry zalahy sahady ny lava-tranony !
    Angaha tsy maintsy miafina rehefa miasa miaraka amin’ny sefom-poza ??? maninona tsy miala rehefa matahotra tahak’izany ?? Mpanao ratsy angaha ?? Maninona koa tsy mipetraka any amin’ny kazerna mihintsy, na koa arovan’ny miaramila frantsay ?
    Fa iza rangaha no dia hoe tsy maintsy rangaha no vonoin’ny legalista, sa tsy dia protocole no karakarain’i rangaha ?
    Mitohy indray ny resaka bombinette !!
    Environnement politique et sécuritaire favorable ou non favorable ????
    Fikan-jazakely ny an’ilay domelina sy ny tariny !!!!

  3. Zay le fika mampme! efa niteny aho fa tsy maintsy misy fika maloto na cinema ataon-dreo ka de io aloha no heno hatreto, ina ndray ny manaraka?

  4. Comment arrivent les armes, à qui sont – elles destinées ?
    A qui sont ces avions qui atterrissent de nuit, et pas seulement à Madagascar

  5. Raha niresaka t@olona mpiasany frantsay aho dia hoy izy hoe raha mbola mhita soavvaly hitaingainana ny frantsay dia miditra izy, koa adalany gasy manainky ho taingenany!

  6. io ilay hoe tsy maintsy milahatra amin’ny izay mareforefo raha te hiseho ho matanjaka kokoa. Fomba entina handaminan’ny sasany saina rehefa mitady ho very any amin’ny afo be.

  7. je me le demande aussi qu’est ce que l’armée française fait en Afrique? est ce que le Lesotho possède une armée en France??!non mais,de quoi elle se mêle celle-là?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *