RMT : iza no vato misakana tsy hivoahana amin’ny krizy?

Carlton RMT 21 Jona  (18)

Nanao loa-bary an-dasy, irony antsoina hoe :  famelabelaran-kevitra arahina tolon-kevitra irony ka samy maneho ny fijeriny avy ny mpandray anjara ny Rodoben’ny Malagasy ho an’ny Tanindrazana ,  nahitana ireo lohandohan’ny mpisorona izay  notarihan’i Pr ZAfy Albert  tetsy amin’ny Carlton Anosy androany.Nodinihina tamin’izany  ny fomba ialan’ny Madagasikara ao anatin’izao krizy lalim-paka izao .

Miisa 105 no nandefa soson-kevitra an-tsoratra voarain’ny mpikarakara  ary 30 no nanolon-kevitra am-bava teo an-toerana. Inty novakian’i Guy Maxime Ralaideheno ity no fehin-kevitra nivoaka tamin’izany :

 

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *