SADC : nihemotra Alahady indray ny fanam-pahankevitra

SARY Sandton 1O June 11 (1)

Mitopy eto Eto Sandton, eto Afrika Atsimo ny mason’ny mpanara-baovao manomboka izao.Fantatra fa efa tonga eto avokoa ireo Filohampirenena mpikambana ao amin’ny SADC miisa telo ambin’ny folo, handinika mahakasika ny raharahan’i Madagasikara.

Araka ny vaovao voaangonay avy aty an-toerana anefa dia hihemotra rahampitso Alahady indray ny fanampahan-kevitra  noho ny fisian’ny fandevenana anio Sabotsy an’ilay mpitari-tolona ANC vehivavy Albertina Sissulu, izay nanaovan’ny fitondrana Afrikanina Tatsimo fisaonana nasionaly.

Eto amin’ity toerana hita amin’ny sary ity no hanatanterahana izany fihaonana izany.

Izahay eto amin’ny mydago.com dia hampita vaovao, mivantana, avy aty Sandton araka ny fivoaran’ny toe-draharaha.

1 pensée sur “SADC : nihemotra Alahady indray ny fanam-pahankevitra”

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *