3 pensées sur “Sary Gaborone 07 Jona 11”

  1. Jereonareo anie ilay sary faha-3 misy ny « poignée de mains » n’i Andry RADOMELINA sy ny filohan’ny SADC e! Jereo raha mitsiky mihitsy ny Filohan’ny SADC ary tsy mijery an’i Andry RADOMELINA akory, na dia mitsiky tsiravina aza ilery! misy antony lehibe ny dikan’izany ho an’ireo « psychologue » sy « analyste ».
    Jereo anie nefa ny fihetsiny mandray tànana an’i RATSIRAKA e (sary 2)? Dia hitanareo tsara amin’izay ny maha-samihafa azy!
    Miteny ho azy ny sary e! Tsy azo afenina!

  2. Bravo Ziry!Tena mazava be! tsy nandaitra angaha ilay fanao « fandemena »koh! tsy hanao sorona hafa
    indray hanamafisana fa mitady ho lefy ilay ratsy fanao ,efa lany henatra ireny e!

  3. Tena miteny ho azy daholo ny sary.
    Fantatra foana ny mpanongam-panjakana sy ireo namany rangory fototry ny afo @ izao na olona vahiny mbola tsy nahalala n’inona aza.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *