9 pensées sur “Sary Gaborone 06 Jona 11”

  1. Misaotra anao Solo Razafy ary manantena foana ny vaovao avy any izahay mba tsy hiainoana fafilainga amin’ny radio sy télé aty.
    Manantena ny tatitra tamin’ny fivoriana androany.
    Mankasitraka!

  2. Fara-doboka io ry akama â ! Aza manaiky lembenan’ireo tsy mamokatra ireo ! Tsy eny Antanimena intsony any, ary tsy misy Capsats ihany koa !!!
    Jejo daholo izany vehivavy izany, sa ahoana ry Hortense ? Bon courage daholo ê !

  3. Ry Tapaka sy Namana !

    Mahafaly ny fizotry ny raharaha, kanefa…..

    Aoka tsy ho adino fa TOKONY hotohizana ny RODOBEn’ny Malagasy Tiatanindrazana, hanome tosika ny tolona any Gaborone !

    Manaraka izany dia tokony mba miomana handray ny FAT eny Ivato ny vahoaka rehetra, hiogaoga sy hisioka sifflet CONTRE an’i Rajoelina !

    Mba asio dinika io e ! Tokony manao hetsika amin’ny Banderolles : TGV DEGAGE !
    manomboka eny Ivato ka hatreny Antananarivo !

  4. Njara a! dia ho avadik’ireo foza ireo mora foana eo hoe betsaka ny nitsena azy, tsy laitrako, mbola tsy hainao foana ve fa foza ireo e!

  5. Marina mihintsy ny anao ry Manjaka,sady izy efa maimbo ra ireo.
    Tsy ahamenatra azy mihintsy ny hilaza fa vahoakany ireo.

  6. Rehefa voatoraka voatabia hatrany Ivato ve ?

    Torahana tsikafokafona mifangaro voatinakoho izy dia ho hitanao ny valiny, fa tena ho faly be mihitsy ny foza !

    🙂

  7. Efa tsy nahita mangirana hatraiza hatraiza aza izy ,mbila lazainy ihany rehefa tonga eny Ivato fa
    « tsara ny fifandraisana ».Olona salama saina ve izany?ny mainty havadiny fotsy tsotra izao,na ho
    torahanao maloto eny aza izy tsy mampiova n’inon’inona fa aleo fotsiny mailo hatrany.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *