2 pensées sur “Tso-drano zava-mahery ! 04 Jona 11”

  1. misaotra fa mba nasehonareo ho hitany rehetra ny vahoaka mpitolona rehetra fa tsy ilay sipa lava volo mena volo, manao madness , mitovy aminy nadine ramaroson iny foana.

  2. Misaotra Solo Razafy an,
    Tsy adino ireo rehetra nandray anjara tamin’ny « RODOBEN’NY MALAGASY »,
    sy ireo izay efa vonombonona, entanim-pon’ny fitiavan-tanindrazana, any amin’ny faritra rehetra any.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *