Vondron’olon-tsotra : mitaky ny famerenana ny filoha Ravalomanana

Nanao valan-dresaka hoan’ny mpanao gazety tetsy amin’ny Hotely Nalougarou, 67 Ha ny vondron’ny olon-sotra.Tamin’izany no nilazan’izy ireo fa  ny famerenana ny filoha Ravalomanana dia antoka hiverenan’ny demokrasia sy ny feom-bahoaka, noho izany hoy izy ireo dia tsy tokony asiana ady hevitra ny famerenana ity filoham-pirenena ity an-Tanindrazana.

 

Tamin’izany ihany koa no nisian’ny famelabelaran-kevitra niarahana tamin’ny filoha Ravalomanana

 

Henoy ity : Famelabelarana nataon’ny Filohampirenena Marc Ravalomanana

 

2 pensées sur “Vondron’olon-tsotra : mitaky ny famerenana ny filoha Ravalomanana”

  1. http://mk0.ti1ca.com/yrwfcu9j.jpg
    tena tsara be ilay izy,tena mahavelom-bolo;
    mahafinatritra fa misy fifankatoavana, fahendrena ary finiavana.
    Tsy hamaly faty isika fa ny ray aman-dreny poza hanjavona moa ny zana-poza rehetra hokarakaraina hianatra fahalalana.
    VIVE PRESIDENT Ra8, 86 % ny vahoaka no miandry azy, ny sisa bi- sex

  2. Misaotra betsaka antsika olon-tsotra fa tena mahafinaritra ny ataonareo toy izao! Misaotra koa ny Filoha RAVALOMANANA izay tena nifampiresaka tsy nihambahamba mihitsy!
    Miangavy anao izahay Atoa Filoha tsy hihaino mihitsy an’ireo olona vitsy izay miteny foana ny tsy hiverenanao, fa izahay vahoaka dia efa miandry anao hatrany, ary vonona ny hiaro anao!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *