Antso mivantana filoha Ravalomanana : faly ny tantsaha naheno ny feony androany.

Miandrandra 15 Jolay 11 (32)

Niditra mivantana tamin’ny antso an-tariby tetsy amin’ny kaomina Miandrandra, distrika Arivonimamo ny filoha Ravalomanana io tolakandro io.Faly ny tantsaha marobe tonga nihaino azy ary nilaza ny filoha fa tsy maintsy miverina an-tanindrazana manohy ny fampandrosoana an’i Madagasikara, indrindra ny tontolo ambanivohitra.

2 pensées sur “Antso mivantana filoha Ravalomanana : faly ny tantsaha naheno ny feony androany.”

  1. Misaotra anao Atoa Filoha tsy nanadino an’ireo tantsaha!
    Aza manahy ianareo tantsaha fa tsy maintsy tonga ny filohantsika RAVALOMANANA!
    Izaho koa dia mba miangavy ny tompon’andraikitry ny serasera ao @ Mouvance RAVALOMANANA mba hifampidinika amin’ny mpitarika mba hanao toy izao any amin’ny faritra hafa, indrindra amin’ireny toerana hianjadian’ny « pression » avy amin’ny FATn’ailka ireny (oh.: Amoron’i Mania, Vatovay Fitovinany, Sofia,…..). tena ilaina mihitsy ny toy izao mba ahafantaran’ny rehetra fa mbola vonona hitondra ny Fanjakana i Dada!
    Dia samy miomana daholo isika amin’ny fanomanana ny fodian’i Dada e!

  2. Misaotra indrindra manantona ireo tantsaha: misimisia tokoa ny toh’izao, fa ireo no azo lazaina fa very fanahy mbola velona

    Nijanona tampoka ireo tetik’asa marobe ho an’ny tantsaha valopolo isan-jaton’ny mponina malagasy notontosain’ny filoha Ravalomanana.

    Tandremo ny mangilatsofina @ DJ sy ny tariny, fa olon’ny maizina ireo – boîte de nuit no tetik’asa mahavanana azy,
    olona mpangalatra sy tia rendrarendra ary mataho-tana-hiepaka iray trano ny HAT

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *