10 pensées sur “Antso mivantana Pdt Ravalomanana teo amin’ny Magro Behoririka, 23 Jolay 11”

  1. Manjamanja anie dada izany e! mamy ny mody ry dada a!Ny anao no mety!
    Namono olona indray ireo ry dada a! mbola mitady hanao sorona indray angamba.
    Tsy misy adala eo raha mahay miaiky sy manaja tena ry zareo foza ireo,fa saingy efa maty heritreritra
    ireo ve koa mbola ho tsitsitsina ihany????zavatra hafa mba azo leferina fa ny an’ireo efa sangy miohatra
    ny loha,ka aza homena tsiny ny vahoaka raha tsy hanaiky ny hamela ireo ho MAIMAI-POANA .

  2. Ataoko fa henonao ny hikahik’ilay zatovo hoe: « Dada an, namono olona indray ange ireo ê! »

    Tamin’ny dian’i Domelina nisafo an’i France, … dia nitady atsanga tsy aman’orana niafara t@ famonoana ilay chauffeur taxi tokoa ireto polisy

    Tanana zatra mivokona amin’ny halatra sy herisetra ny an’ireo, ka efa manomana ny hala-bato amin’ny fifidianana omban’ny faneriterena olona indray!

    Alamilamino tsara dieny mbola ANY daholo ny rafitry ny zava-drehetra ê,
    fa ny eto woa woa woa stérile

    Ho tonga soa an-tanindrazana, izahay efa vonona ny hitsena sy hiaro arak’izay angatahina sy tandrifin’ny tsirairay

  3. Misaotra betsaka Dada fa mahafinaritra tokoa ny maihaino ny feonao , satria efa elaela izay!
    Mafy mihitsy anie ny mahazo anay aty Dago e! Tena mizaka ny tsy eran’ny aina izahay! Koa manantena ny hiverenanao aingana izahay Tompoko, fa vonona izahay ny hitsena anao, eny na hiaro ny ainao hatramin’ny farany aza!
    Ho ela velona ianao ry Dada malalanay!

  4. http://www.tananews.com/asides/2011/07/angela-merkel-incommodee-par-le-sejour-des-rajoelina-a-paris/comment-page-1/#comment-24710
    Angela Merkel incommodée par le séjour des Rajoelina à Paris ?
    23/07/2011
    « En marge du sommet sur le sauvetage de la Grèce, la chancelière allemande aurait émis des protestations à destination de Nicolas Sarkozy à propos du séjour de Andry Rajoelina à Paris, reprochant à la France le laxisme de son accueil à l’égard d’une personnalité « arrivée au pouvoir par des moyens pas très orthodoxes ». Ceci expliquant cela, le couple Rajoelina devrait terminer son séjour en France de la meme manière qu’elle l’avait commencé, c’est a dire brusquement, et rentrer donc à Madagascar demain Dimanche 24 Juillet. »

    elle aurait pu s’en passer …mais c’est une Fille de Pasteur …et elle place la Morale au dessus de toutes considérations politiques …
    les Allemands sont encore très marqués par les exactions de la 2em Guerre Mondiale …
    et sont très sensibles et choqués par les actes de Violence subits par les Peuples Innocents …
    Certains devraient s’en inspirer …
    La Politique comme ca … ça remonte le Moral …
    l’Allemagne a pris le Leadership de l’Union Européenne … Tout le Monde dérriere la locomotive Allemande …
    Le Fait qu’elle ai pris parti contre La HAT … est une Condamnation sans appel …
    Sarkozy ne peut que s’y soumettre …

    LA CHANCELIERE ALLEMANDE VA T ELLE SOUTENIR LA RESOLUTION DE LA CRISE MALGACHE SELON LE RAPPORT DU PARLEMENT EUROPEEN … ??

  5. Modia foana ry dada fa ny vahoaka efa vonona ny @ fiarovana anao a , izahay aty koa anie sanatria hoe ; hipetraka fotsiny fa raha vao manao fihetsika hafa eo ny foza @ hatongavanao dia ho hitany izany hoe : « miracle »fa handady tongotra aman-tanana izy @ izay fotoana izay ary raha hitsoaka indray dia ny Gtt eran’izao tontolo izao efa « vonona » koa ny hampiverina azy ho tsarain’ny vahoaka

  6. bye bye mainmise sur air mad,jirama,importation frauduleuse de camions et voitures mercedès,postes de conseillers à la présidence r8;ontsoh!ry angely kely !mampalahelo!porkoi MALAZA a dit que dada est malade samedi!miteniteny foana koa io gazety io an!vizana ny sainy fa tsy marary izy!avy nihaona t@merikely izy tany Bruxelles dia nody eto dago !

  7. Ka inona no andrasantsika tsy hamerana io jiolahy lava nify io,mba tsy ahazo intsony hiditra any Ivato e?
    Maika mampanao notam ho any filoha Ravalomanana ka raha ireo porofo efa misy manambara fa domelina no nampanao ny coup d’état dia mety afaka hanankanana azy tsy hiditra intsony ao Madagasikara.

  8. Dada, rehefa hitanao fa voarafitra daholo ny any ary vonona ianao ny hiverina dia tongava fa miandry anao ny fiverenanao ny firenena.Malina hatrany anefa isika mianakavy fa ny ratsy tsy kely lalana.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *