Y EN A MARRE !!!!!!

HAT sy RAJOELINA
Tsy mila reconnaissance e…
Mandeha io e…
tsy misy ady eto Madagasikara … fa be KOLONELY (misy mpangalatra 4×4 eny IAVOLOHA)
tsy misy krizy eto e…

Ahongako ny Fanjakana
Tofiriko ny vahoaka de lazaiko hoe i Ravalo no nampitifotra

MERDE ….. Ras le BOL des GASY PETAKA , MPANAO PETATOKO

Fanjaitra iray aza tsy vita >>>>>>> BORDEL
Angaha resaka DJ ny firenena …
OLona tsy misy kilasiny no eo amin hy fitondrana

Que je vous enseigne les NORMES INTERNATIONALES … pas la peine !!!! avec des GASY PETAKA
Je n vais pas faire la morale ici … mais beaucoup des ce gens au pouvoir sont vraiment au dessous des minables , PAUV’CONS koi >
TENA FOZA T (ayyy) ianareo izay poretin’i Andry R FOZA

MIOVA, MIOVA,
HOVAY NY TOE-TSAINA ary mahatsiarova tena fa GASY PETAKA

Tsy kilalaon-jaza ny FIRENENA

Tsy misy tact, tsy misy diplomatie, tsy miksy fahaizana, LOHAM-POZA
RAHA MAZANA ny MPITONDRA sy IREO izay MAHAY LALANA amin zao fotoana izao
de HANDAO HANAO DEBAT A LA TVM en DIRECT miaraka amin’ireo SARY VOARAKITRA …
AVELAO HITENY NY VAHOAKA RAHA MAZANA

Fa de RAHAMPITSO IALAHY ISANY DIA VITA

DE MBOLA MISY KOA AFRIKANA MAHANTRA VELONA NY FIRENENY, MIHINAN ’NY tsy FANTATRO
Manao fanelanelanana … PETATOKO

AFRIKANA PETATOKO, AFRIKA HO AIZA … RAHAMPITSO HIHINAN’ NY …
IRETO GASY KOA MANAIKY PETATOKO

MANANA AMBOM-PO isika MIANAKAVY ohatra an ’i JESOSY nandroaka ireo mpivarotra teo anoloan ny toerana masina …
TENA MANAM-PINOANA VE ISIKA
MANKANY AM-PIANGONANA FOANA POUR RIEN >>>

NEFA JEREO TY FAHANTRAN’ NY MALAGASY

FIRENENA MIVAVAKA SY MINO >>> TOKONY HANDRESY
MANDRESY NY REHETRA … fahantrana, …sns…
TSY HO VERY NY FIRENENY

HO AN ’NY REHETRA : MINOA ARY VONJEO NY FIRENENAO !!!!!!!!! FA HANAMPY ANAO ANDRIAMANITRA

WE MUST WINN !!!!!!!!



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. MBOLA TSY FAY IHANY VE : Aoka izay ny kabary ESORY ANDRY R. mpikaraman’ady
  2. Aoka izay ny sain-jaza ! Ampy izay ny andrakandrana !
  3. Famahana ny krizy Gasy
  4. FFKM : Aoka ny tsirairay handini-tena ka hijery izay tsy mety nataony sy mbola ataony !
  5. Gasy malala !

4 Comments

  • HoAiza dit :

    Aiza ve koa na itony minisitry ny Finance (zatra mpangalatra tsotr’izao angaha)
    no mandatsaka ny dikam-pitenenana mazava tsara:
    « Les tenants et aboutissants dans l’affaire de bois de rose »

    Fa natelin’io aiza ny nanome baiko – CV / ANR, fa toa ny
    - mpikapa hazo
    - ny mandray sy mividy ny entana
    no ambetin-dresan-tenisany!!

  • elas dit :

    100% mitovy fijery,
    100% mitovy heritreritra
    fomba fiteny izay manafitohana ny malagasy maro io voalaza io satria « il’n'y a que la vérité qui blesse ».
    Kanefa ny tena vaha-olana voalohany indrindra , dia ny toe-tsainan’ny tsiraitay no aoka hiova aloha :
    - ny olona rehefa mahatsiaro fa voafitaka dia tokony hiatsika hampiseho fa voafitaka. Marihina tsara fa raha voafitaka ny malagasy dia ny vahoaka REHETRA no tsy maintsy miara-mirona mihetsika. Rehefa tsy izay dia aoka hidaboka.
    - Faharoa, rehefa mahatsiaro fa voafitaka dia misy porofo ary mangataka ny sazy
    - fahatelo, rehefa mahatsiaro fa voatitaka dia avereno eo amin’ny toerany ny filoham-pirenena voafidim-bahoaka izay mbola tokony ho eo am-perin’asa
    AM-BAVA MITENY AM-PO MIHERITRA
    Aza dia variana amin’izay Maputu na sancton izany re e!!!! tsy aferan’ny vahoaka izany,tsy hain’ny vahoaka izany ary tsy raharahan’ny vahoaka.
    Aleho hivondrona indray mandeha ny daholo be dia vita io. Tsy masahy mitifitra 20 tapitrisa olona izany ireo satria tonga dia vavolom-belona izao tontolo izao fa ireo no mpamono olona.
    Ireo firaisam-pirenena dia efa nilaza fa mpanonga-panjakana io dj io ary tsy mahavita azy koa .Ireo no niteny an’izany satria nahatsikaritra fa tadidio tsara.
    KANEFA KOSA ADIDIN’NY NY VAHOAKA MALAGASY NO TOKONY HIARO NY TENANY SY HIADY.
    ARY FARANY, AZA MANADINO FA TSY NY FIRAISAM-PIRENENA NO NANONGA-PAMJAKANA TETO FA NY SAMY MALAGASY IHANY.
    RAHA NANAO NY TSY METY ISIKA DIA MANGATAKA, KA MANIRY ARY MIANGAVY AN-TANAN-DROA, ADIDIN’NY TSIRAIRAY NO MANAVOTRA NY FIRENENA.
    Efa tamin’ny 2009 no nangataka an’io fa tsy misy mijery, tsy misy mihaino.
    Ankehitriny dia vakio tsara fa misy lozika io fijery io.
    Tsy anjaran’ny vahoaka tsy faly velively izany fivoarina ara-politika izany.
    Ô ry vahoaka malagasy, aza dia variana amin’izay politika fa tsy ho takatry ny saina izany. Aza mandany andro ho lalaovina amin’izany fa ny farim-pahaizana tsy ampy an’izany. Rehefa tsy faly dia miroso sady sans kalité anie ny adversaire e!
    Rehefa tsy hiady moa, inona intsony no ho lazaina fa samia mipetraka sy mandefitra mandra-pahafaty. Lany andro ho anareo ny légalistes, lany andro ho anareo i Atoa Ra8. Lany andro ho anareo ny firaisam-pirenena iankarazany.
    Aruy dia malahelo sy mipitrapitra ho anareo izao tontolo izao fa ny fiainany dia mandroso tsara daholo ihany.
    Dia ho FOSAIN’izao tontolo ny vahoaka malagasy fa olona voan’ny ozona satria tsy misy mahavita miaro tena, variana amin’ny kely atao ao an-kibo fa tsy mahita lavitra.
    Am-bava miteny, am-po miheritra

  • Njara dit :

    Io no nolazaiko hoe resaka sy kabary no betsaka e !
    -
    Misy eto mandambolambo resaka fotsiny amin’ny hoe : Aza misy taitaitra, aza misy mora domina, sy ny sisa, fa ny fahitako azy, dia
    MATAHOTRA NY ADY HO RAIKITRA !
    na mandositra fotsiny ny adidy izao !
    -
    Aoka izay ity resa-be ity e !
    -
    Raha tena hanao dia avokony totohondry, ary
    Ndao hi-RODOBE !!! Tairo ny RODOBE !!!
    ary tsy mahita RODOBE aho amin’ny fahatongavan’i Dada, dia tena izay aho vao miteny hoe : VITA GASY tokoa !

  • rama dit :

    Ela loatra ka mampieritreritra hoy ny fitenenana , ny tiako ho lazaina dia ny hoe : misy ny sakoroka kely dia mijanona dia toy izay foana , sa izany no atao hoe  » politika  » tsy te-hiteny zavatra betsaka aho fa samia mandinika

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site