Ireo porofo sy tsiambara-telo momba ny raharaha 07 Febroary

07 fev 11

Isan’ireo raharaha mitana ny sain’ny mpanara-baovao hatrany ny mikasika ny raharaha 07 Fbroary, ilay teti-dratsy nanosoram-potaka ny filoham-pirenena ho namono ny vahoakany, ireto ny porofo sy tsiam-baratelo nataon’ireo manamboninahitra roalahy momba io raharaha io.

Chronologie des faits Affaires 26-Janvier 07-Fevrier 17-Mars 2009 par Colonel Charles

RAPPORT 7 02 2009 RAOELINA

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

9 pensées sur “Ireo porofo sy tsiambara-telo momba ny raharaha 07 Febroary”

  1. Tokony hitandrina tsara ireo vavolombelona fa mety ho fanjonoana azy ireo io
    ahalalany azy tsirairay dia ny izao mbola tany tsy milamina izao dia ho tsiponiny
    tsirairay eo avy eo,tsy ahafahany manaporofo intsony @ ‘ilay TRIBUNAL INTERNATIONAL izay
    tena hilana ireo VAVOLOMBELONA ireo avy eo.Sady io efa fantatra fa fitsara- poza ka izay tiany ho
    hatao eo ihany.Koa mba MAILO DAHOLO ianareo VAVOLOMBELONA IREO FA METY HO
    FANDRIKA HO HIPOIRANAREO IO HANAOVANY ANTSOJAY ANAREO AVY EO,tetika ratsy io!
    aza manantena nn’inon’inona koa raha mbola i rakirisy no ao fa efa vehivavy SADIKA tsy misy
    hilana azy iny !mpiandry devoly !Dia mbola mino iny ihany ve ianareo fa tsy hitanila???mahaefa ia!
    satria anazy ny fahefana dia izay mahafalifaly ny fony ,hiarovany ny tombotsoany ,mazava ho azy!

  2. Izao fotsiny no izy e, ry alain ramaroson sy ry ramakavelo sy ry dolin mianakavy miaraka amin’ireo ao amin’ny FAT rehetra dia efa miha-ratsy tarehy sy mivaloarika andro aman’alina amin’ny fanenjehan’ny eritreritr’izy ireo azy, ny volo miha-fotsy, AZA MANAO ZAVATRA MIFANOHITRA AMIN’NY FEON’NY FIERITRERETANA IHANY E! mbola vao ety an-tany fotsiny io fa mbola ho avy koa ny any an-danitra araka ny hiran’i Rija Rasolondraibe, ny Odon razanakolona moa dia tsy hay lazaina intsony, misy an’iza hifandroritan’ny fiangonana zandriny moa eo fa tsy ny katolika sy protestanta ihany e, izany hoe mihena ny katolika dia mitombo ny fiangonana zandriny, ny apokalipsy e! izay ilay loi de la conservation amin’ny physique e!

  3. Cette affaire ne peut être jugée à Madagascar ; de même qu’elle nécessite des enquêtes approfondies, crédibles et impartiales !!
    Tout ce qu’elle nous a montrés depuis le putsch, nous confirme que la Justice malgache n’est pas compétente pour traiter cette affaire !

  4. Ka vao maika hamafisiko eto ry Kintana fa mety ho tetika ratsy hanjonoana ireo vavolombelona ireo f
    fotsiny io,mba hanaovana HAZA LAMBO azy ireo avy
    eo ,dia tsy afaka ny hijoro @’ilay tribunal international
    intsony ireo avy eo.Ka tokony ho mailo tsara ireo izay
    hijoro ho vavolombelona eto.

  5. Vakio reto io rapporn’i Roelina io fa tena mazava tsara no sady logique.Ho anah manokana dia midera io rangahy io ah satria ainy no naporofo fa kely saina ny HAT!!!!

  6. Ka hampiova inona @’ireo domelina ireo anefa izany hoy ianao??
    Ny didipitsarana aza izao efa vonona ao,tsy mandala an’izany izy fa izay
    asesiky ny devoliny frantsay atao ihany no hataony eo dia izay olona hijoro @ marina eo i dray
    no ho hiaran’ny tsindrihazolena eo.Tokony mbola tsy hiseo aloha izay tena vavolombelona fa
    tokony hiandry ilay tena fitsarana ARADALANA,mba tsy ho VOAVIDY na ho rahonana fotsiny
    izao dia hanaiky azy ireo,ho ahodiny sy TAPENAM-bava tsotra izao.
    Jereo fotsiny ity fandehan’ny bois de rose!efa iza no tsy mahalala fa Vitaalina sy domelina no
    tompon’antoka dia iza no ANY APONJA MANEFA NY HATAONY? manamafy ihany aho ny amin’ireo
    hilatsaka ho vavolombelona ireo, raha mbola ny foza no eo dia MIALA aloha fa miandrasa ny tena
    tribunal MARINA,sao ianareo indray no ahita loza eo.

  7. Ary mba mahadini-javatra kosa ianao izany ry R.Marc an!
    Tsy mahagaga izany fa » ny alika aza hono miongo-bolo raha mihinana ny
    hatsembohan’ny namany  » koa maika fa izay mihinana sy mitavana ny hatsembohan’ny DADANAY?
    Sao mitetika ny ho afa maina eo daholo ireo????
    Ny resaka FINOANA indray dia amiko tsy ny MPITARIKA no hivavahako fa ANDRIAMANITRA koa
    tsy tokony izay hataon’ny mpitarika no HIVADIAKO finoana sanatria! olombelona nofo sy ra ireo fa
    tsy ireo no hinoako fa ilay FINOANA MAHA KRISTIANINA ahy no TANAKO mafy ,fa azy ny azy
    olon’Andriamanitra izy no manao ny hataony dia azy sy Atra ny azy fa ny finoana tsy tokony ariana
    @’izany velively.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *