19 pensées sur “Lasa nanara-dia ny FAT i Fetison hoy i Manandafy Rakotonirina, 30 Jul 11”

  1. olona saosialsta mafana taloha dia nivadika ho « libéral » miara ka amin’i Wde ieay tsy misy mila.ny Senegal aza izao mandroaka ilay anti- dahy te- hapatraka ny zanany HANDOVA NY FITONDRANA

  2. Ilay malgacho malgache dia tsy mety tafa…

    I Fetison dia olona souple, toetra flegme, MOU hoy ny sasany

    Olona sady manan-tsaina no manana ny maha-izy azy ingahy Fetison, ny atahorana dia ny herin’ny vola ve hahatonga azy sanatria hitsipa-doha ny laka nitàna eny an-tsefatsefan’ny voambolana lazainy?

    Enga anie ho afaka hanjaka ny atmosphère pacifique fonosin’ny hevitr’ilay PAIX …

    I Ravalo angamba hoy aho no tompon-teny ahafahana mino na tsia hoe ratsy na tsara ny fihetsiky ny tsirairay rehetra avy Tao!

  3. IZAHO DIA TSY DIA MITOVY HEVITRA AMIN’I HoAiza;OLONA DIFOTRIN’NY TROSA ANIE I FETISON KOA TSY DIA MAHAGAGA LOATRA RAHA MISAVILY NY REHETRA MBA HAHATONGAVANA AO AMIN’NY FANJAKANA DIA AMIN’IZAY HAFAKA MANGALATRA SY MANAO BE SANDRY.

  4. fa inona no tena tin’i fetison atao izany raha miheno ny kabaran’ny manadafy ? tsy hainay intsony na vazaha mody miady koa ireo; ny lazain’ny fetison koa anefa toa hoe hanambaotra ny feille de route sy hampody ny prezida ravalomanana; ka tsy mitovy ihany ve izany? miady sa tsy miady, sinema sa ahoana? ntssssssiii; ny anay avereno dadanay dia izay; tsy misy aleany doholo nareo êeee; mifanipaka an-toerana fotsiny dia tsy miverina ny dadanay

  5. I Fetison dia miady irery satria tsy TIM hatraminy voalohany izy koa ahiahian’ny rehetra sady toa mahiratra ihany ny hevitra entiny!
    Fanampin’izany dia tsy mifidy olona zalahy io fa hiarahany daholo rehefa afaka hamaha io olana politika goavana mianjady amintsika io !
    Koa tsy mety ny hitsarana azy arakin’ny fitsipikin’ny lalan’ny eritreritra satria ny lalana moraly dia tsy afaka hitsarana ny politika izay fehezin’ny lalan’ny fahombiazana irery ihany !!!!

  6. Fa inona no mbola anohanan’i Manandafy an’i levalo foana kanefa ny tim rehetra tsy misy manohana azy intsony? Rehefa miala amin’i levalo i Manandafy dia vita i levalo.Manandafy anefa nogadraina sy nanaovana hery setra.I rainitetaka kosa migalabona miafina tsara any afrika atsimo.Rehefa manohana dia manohana hatramin’ny farany ve? Aza mba vendrana ry Manandafy fa tsy mivaky loha aminao akory levalo.Tsy mivaky loha amin’ny mpanohana azy na gadraina aza.Aza manohana an’io intsony fa domelina io

  7. Miteniteny foana i Manadafy, na i Atoa Marc Ravalomanana aza tsy niteny na indray mandeha an’i Atoa Fetison akory, efa nisy ny fifampiherana sy ny fifanarahana teo amin’ny roa tonta, ka izay no mahatonga an’i Atoa Fetison milaza hoe : « VOATERY MISITAKA », satria manjary mitanila.

  8. Tsy mitovy ny tanjona. Manandafy efa fantatra fa mpikarama an’ady, i Fetison kosa olona tsotra tsy manana traikefa firy amin’ny politika fa mandeha amin’ny fahamarinana sy ny fitadiavana vahaolana ho an’ny firenena. Tsy mahagaga raha enjehin’i Manadafy sy ny forongony fa tsy mitovy ny tanjona

  9. Mitovy hevitra @ i mihaja aho satria : politika io koa raha politika tsy hiteny ny marina aminao izany izy , hiteny aminao izy hoe : izao no antony dia vendrana izy fa ho an’izay mandinika dia mangina « asa io fa tsy kabary » ary « ny atao no hita »

  10. AOKA HAJANONA NY TENY TSY AMBINA AY HATSAHATRA NY  » PROCES D ‘ INTENTION ! « .

    MISY MAROIREO MITADY NY HANAPA- DOHA AN ‘ INGAHY FETISON ARY EFA NO POTSERIKO TETO IRENY : INDRINDRA MOA FA IREO  » MILAZA AZA HO LEGALISTES « .
    HOYAHO HOE : BE IREO MITADY HO LEADERSHIP AO ANATIN ‘ NY NKOLAFY RAVALOMANANA MARC !  » TONGA TANY AM-PTP-TSOFIN ‘NY FILOHA IO FILAN – DERA IO , DIA NANGATAKA IZY MBA HATSAHATRA NY FITADIAVANA IZAY HO LEADESHIP !

    AMIN ‘ IZAO FOTOANA IZAO DIA ENJEHIN ‘ IREO MITADY NY TOERANA INGAHY FETISON ! FA NAHOANA ?
    MBA HO RATSY TANIKA EO IMASON ‘NY FILOHARAVALOMANANA MARC..!
    MBA MIERITRERITRA E ! ARY ASEHOY HO HITAN’Y BESIMARO IZAY HELOKA NA HADISOANA VITAN ‘ ANDRIAMATOA FETISON..!
    ARY NY FILOHA RAVALOMANANA MARC DIA TSY ADALA AKORY KA HINO IREO MPITATITRA ( rapporteurs ).
    HARANY MASO IREO OLONA MANODIDINA AZY..NA AIZA IREO NO MPIETRAKA NA AIZA !
    KOA MANGINA IANAREO BE RESAKA IREO NA IZA NA IZA IANAREO FA MANAFINTOHINA ,MAHAMENATRA
    ARY AHOANA MOA HITOKISANA ANAREO ?
    AZA LOTOINA NY TOLONA MENDRIKA NATAON ‘ NY MALAGASY !

    NY ANAY DIA IZAY TAPAKY NY FILOHA RAVALOMANANA MARC NO HARAHINAY SY AZONAY ANTOKA !

  11. Manandafy dia nilaza fa raha nihaino azy i levalo dia efa ela no vita ny krizy.Ka inona foana no mbola iarahana amin’io kanosalahy nitsoaka adidy io fa avelao izy sy i Fetison sy ny tim maro mpivadibadika hiaraka hivadibadika any ankady e!
    Miadiva ialahy isany samy tim fa izay ihany no hany zavatra mety hain’ialahy isany

  12. Hihihihi, ouainn be Manandafy. Fangaha Fetison tsy efa nilaza kosa fa tsy handray anjara @’izay tetezamita apetraka eo ê ! Hozaraina hono ny toerana. Hay ve ka fizaran-toerana izany no tadiavin-dry Manandafy ê ? Rehefa mahazo toerana izany izy dia tsy maninona raha toa ka tsy miverina ny filoha Ravalomanana !!!!!!!! aïe aïe aïe aïe, tsy lasa ilay toe-tsaina. Nazava be ny approche-n’i Fetison tao amin’ny tvplus fa ny fametrahana ny fanapahan-kevitry tao Sandton no izy. Ary mba inona no ataon’i Manandafy hampodiana an’i Dada ?

  13. MANANDAFY ACOMMIS UNE GROSSE FAUTE….
    LORS DE SON ALLOCUTION TELEPHONIQUE DU 23 JUILLET LE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC A APPELE LES MALGACHES A LA TOLERANCE ET AU  » FIRAISAN – KINA « .ENTRE AUTRES IL A NOTAMENT DIT :
     » MIRAISA HINA IANAREO ARY AOKA TSY HANARATSY INTSONY NY FRENENA , NY OLONA INTSONY ISIKA !  »

    EST- CE QUE MANANDAFY SAIT OU NE SAIT PAS SI FETISON A DISCUTE AVEC LE PRESIDENT DE SON INITIATIVE DE REUNIR D ‘ AUTRES GROUPES POLITIQUES POUR CONCRETISER LES VOEUX DU PRESIDENT LORS DE SON ALLOCUTION DU 23 JUILLET DERNIER , INITIATIVE QUI SE NOMME
     » LA PAIX DES BRAVES ! « ?
    RAKOTONIRINA FETISON N ‘ AGIT PAS SANS AVOIR PRIS L ‘ AVIS DU PRESIDENT !
    ET NOUS TOUS DEVONS SAVOIR QUE LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE , S ‘INSPIRANT DE L ‘ ESPRIT DES ACCORDS DE MAPUTO ( CONSENSUS LE PLUS LARGE ET SURTOUT L ‘ INCLUSIVITE )
    SOUHAITE QUE LA GRANDE MAJORITE DES MALGACHES EXPRIMENT LEUR VOLONTE DE RECOUVRER
    L’ ORDRE CONSTITUTIONNEL ET LA SOUVERAINETE DE L ‘ ETAT MALGACHE…!
    LA  » PAIX DES BRAVES  » INITIEE PAR RAKOTONIRINA FETISON CONSTITUE UN GRAND PAS VERS L ‘ INCLUSIVITE ( TSY FANAVAHANA N ‘ IZA N ‘ IZA !)…

    IO FILANTOANA IO NO SANTATRA SY FOTOTRY NY FIARAHA – MONINA ARY IO NO HITONDRA ANTSIKA HO ANY AMIN ‘ NY DEMOCRATIE IZAY TSY MAINTSY MANJAKA SY HARAHINA AMIN ‘ NY FIFIDIANANA !

    KOA TANDREMO RE NY TEY TSY AMBINA E !

  14. Pour ma part, il faut respecter la décision de chacun. En tout cas, cela n’a pas empêché les militants de continuer. De telles choses peuvent même renforcer l’adhésion des gens à la cause.

  15. Ataoko fa efa imbetsaka no nisy tsikera ny fomba ny fitenin’i Ingahy Fetison hatramin’izay, koa
    tsy nahagaga ahy loatra vao naheno io feo io aho ary,tena tsy nahataitra ahy mihintsy,efa ela
    ihany no nanarahako akaiky an ‘i Fetison fa tena tsy ao mihintsy izy,ny fomba ny filazany ny momba an’i dada dia tsy
    dia mahafa-po mihintsy ,ary mapanontany tena foana ,hita @ tsikera rehetra eto izany ary tena marina daholo ireo
    tsikera nandalo teto, ny momba azy io hatrizay.Tsy midika ho tsy fitiavana mihintsy izany ,fa amiko tsy tokony ho ao
    @ antoko RAVALOMANANA mihintsy no tokony hisy azy.Ary manana ny zoany malalaka mihintsy izy hiala fa saingy
    naninona no @’izao fotoana izao izy vao nanapaka hevitra??????mahavelo-panontaniana ihany?????
    Mivavaka mafy ho anao anefa aho fa tiako ihany ianao na dia tsy zanaky dada intsony aza ry FETISON,enga anie ianao
    tsy ho lasa foza satria olona tsara ianao, ka mametraka fahatokisana mafy aho fa tsy ho lasa foza ianao. tsy ianao kosa
    ry Fetison ! hifonana re e!aza makany @ foza fa tsy natao ho @’ireny ianao! fa manana ny maha anao anao ianao !any an!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *