9 pensées sur “Andry Rajoelina lasa nitsangatsangana, ny vahoaka maty noana !”

  1. Koa na eto an-toerana aza izy , na aiza na aiza misy azy inona no mba zavatra vitany e , fahafinaretana ho azy ny mijery ny vahoaka mijaly fa angaha moa havany ireny , tsy te-hiteny betsaka fa Andrimanitra tsy andriny , andrasatsika eo ihany ok

  2. Izaho mantsy mba gaga rama! misy hantenaina inona izay fakofakon-draha ireny na eo na tsy eo?
    Sady tsy hihira no tsy hanao tsianjery fa mamoafady ,nefa dia mibodo toerana ery! mitady toerana
    hisitriana koa izy no tena marina fa efa tonga @ tanana ao ny mpanao fanafiadiana dia miala hilany kely aloha fa sao
    ho tonga dia …………..enga anie ry ray olona !raha mbola misy koa izao ANDRIAMANITRA izao tsy ho afa-bela eo io
    domelina marary saina,HIRAKY NY DEVOLY io!

  3. Izy ary lasa nitsoaka ko!

    Tsy mora anie ny hiatrika ny fanadihadian’ny CPI eee! Ta hanao aminy eo ko! Naleony niala mangina nialokaloka any amin’ny reny malalany!! Any manko izy mety ho sarotsarotra ho an’ny mpanadihady ny tonga dia hisambotra azy! Zareo zao tonga amin’ilay hoe raha maty aho matesa rahavana, raha ho faty ny havana, matesa ny omby … samy manavotra ny ainy!!

  4. Ka niray petsapetsa ry la frantsa koa tsy maintsy saronana tsara fa sao hivadian’i domelina
    sy haniliany ny riatra eo koa ,izy efa tsy mena mivadika io! Kotofetsy sy i Mahaka ireo.Efa
    fantatr’i domelina koa fa efa mitady hirika i lafrantsa haniliana azy dia avela hifanjevo ao fa samy alika tsy fanao
    ianao daholo.Mpijoko voajoko ireo.
    Samy ahita ny fiafarany eto isika,dia samy ho tahian’Andriamanitra fa efa mihamitsikafona ny nafenina rehetra.
    Tokony hisy hetsika RODOBE @’izao CPI eto izao,sa ahoana hoy ianareo?

  5. TOKONY hisy RODOBE marina zany, FA ny vahoaka anie tsy te hanaraka izany intsony e! satria RA8 efa naloam-bahoaka, i ZAFY efa tsy misy Mpanaraka, Ratsiraka moa tsy hita intsony.aleo vitaina io teteza-mita io am fifidianana dia hita eo izay olona vaovao afaka hitondra fiovana marina. samy manara-maso daholo isika, sady efa mba malalaka zao ny fitenenana eny na dia amin’ny VIVA aza.efa afaka miteny daholo ny adala sy hendry.

  6. Fa nahoana no nalaky nitsaoka fa tsy niatrika ny CPI ilay domelina mba miseho ho mpitondra eto?
    Efa hataonareo daholo izay tsy ahafahan’ny vahoaka mihetsika ,FONOKA ,fampihorohorona,bomba
    @ endriny famonoana miadana,Zafy olona efa iny aza ny taonany,mbola mahasahy mijoro hanavotra ny tanindrazana ,nefa
    dia tsy mahamenatra anareo ny hifofo ny ainy.Andriamanitra koa efa miady mafy ho anay,na tsy mihetsika aza izahay fa ianareo
    harovy tsara ny TENDABE sao tsy feno tsara ity KIBO @ fahorian’ny vahoaka,fahano halahelom-bahoaka ny ankohonanareo.
    Mbola tsy ampy anareo izao fahavoazana izao dia FIKIRO eo ihany fa hitondra voka-tsoa ho anareo ny ran’y Gasy ataonareo
    sorona ahilibanareo isan’andro.
    Ary diso fanantenana angaha i manontany fa nivadika hatr@ VIVA????ka lasa adala sy hendry sisa no niafaran’ilay radionareo
    nankalazaina fatratra an!Miodina ny tany fa aza manao ny hafa tsy ho zavatra!Matahotra ny hiverina @ ilay toerana sahaza sahaza
    anao angaha ianao ry manontany ?sa be loatra ny afera maloto dia mitady HANDAMINDRAMINA na dia hita aza fa efa TSY RARINY?
    Eo dia mbola mitady hirika HANGALARAM-BATO fa TAPOHAN-KARENA ,efa fantatrao sahady angaha ny miandry anao atsy ho atsy???

  7. Ah bon! le gars est en France? Et pourtant, c’est l’occasion où jamais pour lui de se plaindre auprès du CPI que Ravalomanana est un assassin…

  8. source : courrier de Madagascar

    Retour précipité !
    Écrit par Bonaventure
    Imprimer PDF

    Andry Rajoelina débarquerait au pays dès ce dimanche 24 juillet par vol Air Mad. De source diplomatique sa présence sur le sol français aurait fait l’objet de vives polémiques entre Angela Merkel et Nicolas Sarkozy en marge du sommet de Bruxelles sur le sauvetage financier de la Grèce. La Chancelière allemande lui aurait reproché qu’il était inconvenant que Paris abrite une personnalité connue pour avoir accédé au pouvoir de façon peu orthodoxe et qui plus est sous le coup de sanctions internationales dont celles de l’Union africaine, d’où ce retour précipité à Madagascar. Andry Rajoelina serait-il donc persona non grata ?

  9. Misaotra an’i Lemizo sy ny namany è ! mety mihitsy ilay fanentanana, mitondra ny anjara birikiny !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *