6 pensées sur “Magro Behoririka, 19 Jolay 11”

  1. Misaotra anareo Tompoko o!
    Dia tena efa hitsakitsahin’ireo FATn’alika tokoa ve isika izao Tompoko dia mbola tsy mihetsika ihany e?.. Dia efa voahozona tokoa ve isika no mbola miharitra an’izao fangirifiriana izao e?
    Sahia amin’izay re mitsangana e!…. Tongava manamafy ny tolona izay ataontsika! Mahaiza re miray hina e!… Tsy vitan’ny vava eto amin’ny « Internet » fotsiny anie izy ity, fa tena miseho ho hitan’ny rehetra fa miray hina isika e!… Andao hiaraka hifanome tànana isika: andao ho any amin’ny MAGRO mba hampisehoana an’izao rehetra izao fa miray hina, mahay miady amim-pilaminana isika!
    Ny eto dia fanentanana ara-bakiteny fotsiny, fa ny any amin’ny MAGRO kosa dia fanentanana hampisehoana ny tena atao hoe FIRAISAN-KINA!

  2. Il paie de sa vie un jet de pierre contre le cortège du Phat Andry Rajoelina
    20/07/2011
    http://www.tananews.com/2011/07/il-paie-de-sa-vie-un-jet-de-pierre-contre-le-cortege-du-phat/

    Dernièrement, un homme a du payer plusieurs dizaines de milliers d’euros d’amendes pour avoir tiré Nicolas Sarozy par son col. Devrait-il se plaindre ?

    Certainement pas surtout quand il a la chance de ne pas être citoyen d’un pays classé Tier 3 dans la traite des personnes qu’est la notre.
    L’histoire, celui de cet homme de la trentaine qui a jeté une pierre sur le cortège d’Andry Rajoelina et qui l’a malheureusement payé de sa vie.
    L’homme en question a commis cet acte le Lundi 18 juillet dernier alors que le cortège du Phat passait à Ankasina 67 ha pour rejoindre Ivato.
    Il a été immédiatement saisi pour être emmené à Ambohitsorohitra. A partir de là, aucune information n’a été reçue avant que cet homme ait été déposé aux urgences de la HJRA hier vers les 5 heures 30 du matin, où il a rendu son dernier souffle peu de temps après son arrivée.
    Les médecins qui tenaient à garder l’anonymat ont confirmé que la victime a succombé des coups et blessures qu’il a subis. L’enquête nous révélera-t-elle davantage ? Peut-être jamais étant donné la manière dont cette affaire a été étouffée.

  3. nous Malgaches supportons sans aucune réaction solidaire les pires exactions de la sorte…en braves ZOMBIES.

    sAUF magro : oui

    mais le reste?

    et ces 300 prisonniers politiques ? quelles manifestations DE SOLIDARIT2 ?

  4. I Andry Rajoelina tompoko revy fotsiny no hataony eo… zao izy lasa mirevy any ivelany fa vacances hono… taloha efa nankalaza anniversaire tany Paris… dia mihinana fotsiny satria efa an’azy tompon’ny fanjakana ny harena an-kibon’ny tany sy ny bois de rose … fa ireto gasy havako miandry ny vary 500ar ny kg aiza ;ny asa very?ny an-tanam-botsitra ny nantenaina tsy azo!!!??? Ny mamono ny olona mahantra sy nofitahiny kanefa dia haingana aminy inn zay tora-bato iray???… Ireto Miaramila dia manompo azy,ny fitsaràna tsy lazaina intsony!! Dia aiza ary lay vahoaka zay lazaina fa tompon’ny fahefàna éé sa zao no notadiavianareo teny @13 mai teny ???? sa menatsa hiverina amin’iny làlana iny????

  5. Mankasitraka indrindra Député Zafilahy a! Dia misaotra sy mankasitraka ny rehetra ihany koa aminn’ny faharetana e! Izay tsy mahay sobika hono, mahay fatam-bary hoy ny fitenenan’ny ntaolo e!

  6. Un grand Merci à tous. Oui, on ne peut pas tolérer toutes ces exactions de la HAT.
    Heureusement, il y a encore des femmes et des hommes qui osent se dresser contre un tel régime!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *