4 pensées sur “Manomana ny fitsenana an’i Dada ny Tanora”

  1. Andray kosa ry Elas!ny fahoriana sy ny fanenjehana nahazo ireo taloha ireny angaha tsy efa mba
    hetsika kosa! mba masiaka ery ianao izany! efa fiomanana @ fitsenana an’i dada izao no MALAZA!
    sao ianao taraiky eo!

  2. ireo andian-tanora no filazana an’ireo fa tsy ny tanora rehetra akory! manomana ny fiverenan’i dadan-dry zalahy mpangalatra ry zalahy ireo ka efa manomana fandrobana indray!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *