MBOLA TSY FAY VE
ACTION FA TSY KABARY izao no ILAINA
Ny probleme hatreto dia mbola tsy FANTATSIKA FOANA VE
FA i ANDRY RAJOELINA dia tokony esorina tsy misy ata-kandro
DEMOKRASIA = manongam-panjakans tsy mana-toerana eto amin ny firenena.
Rahefa tsy vita izao io, na misy fifidianana aza eo
na voasonia aza ny Road Map
Dia izao no izy:
TSY NOESORINTSIKA ny MPAMADIKA TANINDRAZANA
ka na izaho na ioanao dia mbola afaka manongana fanjakana rahampitso
KA MBOLA TSY FAY VE RE OLONA A:
HANDAO velso ny VY
MILA ANY RAJOELINA
FOZA ORANA MILELAKA DERRIERE VAZAHA
INCAPABLE
MINABLE
KILONINA
Taim-piraka
MAHANTRA NY VAHOAKA
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:
- FFKM : Aoka ny tsirairay handini-tena ka hijery izay tsy mety nataony sy mbola ataony !
- Aoka izay ny sain-jaza ! Ampy izay ny andrakandrana !
- Raha mbola eo i Andry Rajoelina dia tsy mbola miala ny krizy !
- Mifankatiava ihany raha mbola velon’aina…
- Samborina amin’ny vozon’ankanjony izay tsy mitovy hevitra amin’i Andry Rajoelina !

Eny oa be reska etsy sy eroa fa fidinana andalambe izao no manala an’io ,hampiesonina lava amin’ny hoe inaoana maazo mody ,ranona tsy maazo mody na ny vazaha aza Ange efa maneso hoe vendrana sy mihenahena ilay Malagasy TSY OHATRANDRY TUNISIE SY lYBIE ,izahay aloha tsy manaiky hatao izany é! sady tsy vendrana izahay no tsy mihanahana fa ilay mpitarika hidina andalambe sisa no HANDRASANAY !
TSY NY sadec MIINTSY AKORY NO HANAVotra antsika eto fa isika samy isika no hanala io jiolahy saribakolin’ny tsotsoka io !
Ilay mpanao politika koa amizany dia mijery fotsiny izao indray hono é! ni s’excuser indray ilay Simao dondrina Mozambikana tsisy hilàna azy ery fa mandray kolikoly ,inona no hirahirahin’izay Malagasy any zarany aza mitarazoka ny raharaha amizay izy maazo vola mivezivezy eo fa raha milamina ny MALAGASY dia lasa en chômage izy !
Mba mieritrereta daholo fa potika i Madagasikara é!!!
Efa niandry ihany ry Bako, fa dia ho hita eo izay ho lazain’ny UA !
Fa avy eo, dia mila mihetsika DAHOLO ISIKA REHETRA, na inona na inona fanambaràna ataon-dry zareo â !
Manao » Valan’dresaka » izao no lasa lamôdy ao aminy mpitarika ao : manao kostara, karavaty, ensemble tailleur ho ny vehivavy dia « mivalana resaka » comme son nom l’indique.
Asa lamôdy avy aiza io, ny firenena anefa efa amorontevana
Manala an’io TGV io eo mints no tokony ataony malagasy. Ts oe manamaivana na ts mampis lanjany ny tolona eny magro sy ny sisa, mety daolo ireny, fa mba tokony ihetsika midina an-dalambe, ho sahy sy mavitrika, anavotra ny firenena. Ny SADC, UA, tena ts vaolana ireo amiko an, lany andro eto fotsiny.
efa impiry ne hoe hietsika fa e!e!e!
ary rehefa mihetsy dia tsy maintsy olona marobe dia marobe fa tsy samy mihetsika etsy sy eroa ny andiany tsirairay.
Mino aho fa eo no olana, toa mismisy ihany ilay tsy rototra fa sady jamba no marenina.
Tena tsy mahita signe mihite=sy ilay vahoaka malagasy ka asa raha ilay hoe tia kely na efa hypnotisé tanteraka.
Mety antony hafa koa dia maro an’isa ny olona tsy mahazo na inona na inona.
ohatra ny hoe tout est normal, tout est comme ça et c’est la continuité des choses.
Tokony hanofa fiara sy mégaphone mihintsy dia mandeha mampiely ilay hetsika sy ny fandrindrana azy eraky ny tanàna.
Na dia manangana station radio ao afrika atsimo afahana milaza ny hetsika sy ny vaovao rehetra mba ho henon’ny nosy manontolo.Azo atao koa ny manofa plages horaires amin’ny station sud-africaine iray mba afahana ny malagasy manentana ny vahoaka tsy vaky volo.
Farany, tsara raha arahina fizarana takelaka mamehy izay RODOBE atao ireo fanambarana roa ambony ireo.Tsy tokony ho adino ny toby zandary miaramila ary polisy amin’ny fizarana takelaka satria maro amin’izy ireo no tsy miaraka amin’ny foza.
Efa mba ela ihany aho no niteny hoe : Ireo mpanongam-panjakana ireo anie dia tsy mahalala NEGOTIATION na FAMPIAVANANA na TANINDRAZANA na VAHOAKA izany e fa hoy izy ireo efa t@ 7/09 : na misy inona tsy hiala eto izahay fa raha mafy dia tafio , izay no efa hafany ary henon’ny sofina mihintsy izany
Tsy tokony ho hampahafantarina ny olona kosa ve aloha ny antony tokony
ho hanaovana rodobe?indrindra ireo any ivelan’i Tana ,isika anie tsy maheno
afa tsy vao2 lainga e! koa ataoko fa hilaina dia ilaina tokoa ny KABARY indrindra mba tsy hiroaroa
saina ny olona ka hifanentana fa tena ilaina tokoa ny fitolomana hiady @ tsy rariny,ka mitaky ny fialan’i
domelina.Tsara ny mampahafantatra aloha ny marina mba ahafahan’ny vahoaka mandray ny andraikitra
tandrify azy avy.
Fa inona daholo aza ity??mba MATSINTSINA daholo re tompoko o!tsy maintsy tafita ny tolona !
Hatr@’izao aloha dia efa mihamazava tsikelikely ny lalana fa aza MANARY TOKY E!