Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

2 Comments

  • Ziry Onésime dit :

    Tena mazava be fa misaotra indrindra Tompoko o! Hay mahay mitàna ny heviny ihany i Joaquim CHISSANO fa tsy ohatra an-dry SIMA-OH! izay voavidy vola!
    Dia ho andrasantsika indray izany ny fanapahan-kevitry ny CPS amin’ny 14 Jolay e!.. Dia ho hita eo indray izay ho lazain’ny FATn’alika!.. Asa indray inona ny fika mba ataon’i Genaraly FAHAVALOMANANA Richard Baomba!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Manahirana ihany ilay daty 14 jolay an !
    Hanatrika ny fanasàn’ny menasofina ve ry zareo vao hivory, sa rehefa vita ny fivoriana izay vao hamonjy kôketaila ?
    Ny fanampahinkevitra andrasan-tsika, dia mifanohitra amin’izay andrasan’ny menasofina !
    Tsy dia asiana resaka be, fa nisy lesoka ihany ny asa nataon’ingahy Chissano ! Efa mba nilamina ihany ny raharaha, rahatoa ka nanao ny asany tsara ilay rangaha !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site