1 pensée sur “Sary tetsy amin’ny Magro Behoririka, 16 Jolay 11”

  1. Misaotra betsaka antsika tonga omaly e!
    Mino aho fa efa miomana daholo isika amin’ny fitsenana an’i Dada an!
    Iny anefa elanelany fotsiny, fa ny tena izy dia ny hikarakarantsika dieny izao ny fifidianana mba ahafahantsika mahazo ny tanjona farany: NY FIVERENANY HO FILOHAM-PIRENENA! Ka aza misy matoritory intsony fa aoka mba hifanentana e!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *