8 pensées sur “Tabera : 90%n’ny fianakaviam-be iraisam-pirenena no efa manaiky fa tsy ilaina intsony i Andry Rajoelina”

  1. Hafatra kely ho an’i Marcellin (solombavambahoaka sady mouvance zafy): mba tsy hilaza mihintsy hoe « prezida » anr rehefa miresaka an’i tgv!!

    Rehefa voatery nitsangana i Chissano manoloana ny nafitsok’itony Salomao / Simao,
    itony ihany koa misy santionan’ny tao île Maurice

    ==> RAPPEL A L’ORDRE:

    [Samedi dernier, lors d’un point de presse qu’il a tenu à l’hôtel Le Labourdonnais, à Port-Louis, Paul Berenger a touché mot à la résolution de la crise malgache. L’opposant mauricien a notamment rappelé à l’ordre les autorités de l’île Maurice qui ont adopté une position partisane dans la crise malgache. « Il y a un potentiel de partenariat économique énorme entre Maurice et Madagascar. Maurice ne devrait pas s’aligner aux côtés d’un quelconque politicien. Il faut rester neutre et garder le contact avec les deux camps », a-t-il martelé en faisant référence à Andry Rajoelina et à Marc Ravalomanana. Cette déclaration de Paul Berenger intervient après la prise de position du gouvernement mauricien qui a exprimé officiellement, par le biais de son ministre des Affaires Etrangères, Arvin Boolell, son soutien à l’actuel gouvernement de Camille Vital.]


  2. Simple conclusion :

    Que les responsables prennent la decision de faire le RODOBE,
    pour nous en decrotter !

  3. KA hasio fidinana andalambe amizay io fa potika McaR ANTSIKA JIABY ANGE IO TANY FA TSY HAMIDINDRADOMELINA varoboba otran’io ! tsy mietsika isika gasy fa ry Amerikana indray no sarotiny fa hataondradomelina sy ny forongony ripaka ny ala hoe zavatra tokony harovana ireny fa fananana tsy hita firy erantany ra tsy eto amintsika

    MATORY MIINTSY ISIKA MALAGASY matory2 manana aretina ! trop! c’est trop de laisser faire ,volamena efa ho iray taonina sy sasany ve no hahaondradomelina hataony varoboba af-tsy ny bois de rose sy ebène dia mbola matory foana isika ,nefa ny volamena izao niakatra b ny vidiny ,ny Malagasy MITSINDROKA FAKO IZANY VE DIA MBOLA HATORY FOANA NY MALAGASY TOKONY HITROATRA MAFY !

  4. Aza matahotra ianao ry Bako fa efa voaaramaso daholo ireny !na ho hataon’izy sy Mialy
    sesikidoro aza ny volan’ireo tsy maintsy ho fantatra fa matokisa,sady zavatra azo @
    kilaodaoka an!……………( hainao ny tohiny).Na ireo manodidina azy fotsiny aza tsy hijery fotsiny eo,
    ny Gasy Mandefitra fa raha hivadiany indray mandeha kosa dia !!!!!!vita ny tantara!
    Efa mandeha io na dia somary miadana aza fa aza tairina!tsy maintsy ry zareo samy ry zareo ao
    ihany no hamarana ny LALAO raha izaono fandehany.

  5. A rabetiko, (ou plutôt, rakelitsitiko) rajoelina veut extrader Ravalomanana. Te fatigues pas avec des blabla pareil!!
    As-tu oublié le fameux 19 février…..??? ou, tu as la mémoire courte….?? Le « notam » que ton dj et sa clique ont publié pour empêcher le Président Ravalomanana de rentrer!! Ainsi que les barils pleins d’eau qu’ils ont fait mettre sur la piste d’Ivato pour empêcher d’éventuel atterissage d’avion qui oserait le ramener d’Afrique du Sud???

  6. POUR MA PART, JE DIRAIS SIMPLEMENT QU’IL Y A UNE FIN A TOUT. SELON MES INFOS, LE NOMBRE DE FRUSTRES DE CE REGIME AUGMENTE DE JOUR EN JOUR. C’EST UNE BOMBE A RETARDEMENT. DES GENS COMME FRANCO (EN ESPAGNE) ETAIENT TRES FORTS MAIS ILS ONT FINI PAR TOMBER.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *