TIM Anosiala : tsy miala amin’i Dada

TIM Anosiala 23 Jolay 11 (23)

Nifanome fotoana teny Anosiala Ambohidratrimo indray ny antoko Tiako i Mscar (TIM) androany.Tonga nanotrona izany teny an-toerana ny mpikambana ao amin’ny birao politika, nahitana ny solombavambahoaka isany : Dr Jules Andriamaholison, dep Zafilahy Stanislas, ary ny Pasitera Mamitiana Ravelonanosy, ny ben’ny tanana Ambohibao Antehiroka, ary ireo vehivavy TIM niaraka ny mpikambana fototra eny an-toerana

Ny fiverena tsy misy fepetra n’ny Filoha Marc Ravalomanana no isan’ireo ventin’ny kabary nifandimbiasana tamin’izany , ny fifanentanana ho amin’ny tolona etsy amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka ary ny fiatrehina ny mety ho tohin’ny tolona.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *