4 pensées sur “Tonga soa Raveloson Constant”

  1. Misaotra an’Atra! ho lava andro hiainana ianao Raveloson constan!
    Faly be aho ! tsy omby tratra ny hafaliana! mankasitraka e!
    Ho ela velona daholo ny Mpitari-tolona @ fo MAHITSY tsy VOAREBIREBIN’ny foza.
    tsy maintsy mandresy ny tolona!tsy maintsy mqndresy ny vahoaka MALAGASY!

  2. Tamin’ny 19 . 02 . 11 fotsiny notadidio e , efa nasaina niditra i dada nefa « nohon’ny vahoaka dia natahotra ny foza, modia dada a »ny vahoaka hitsena anao koa ve dia hitondra tana-polo raha sanatria hanao zavatra eo ny foza e sa ahoana ry VAHOAKA MALAGASY

  3. Tsy henon’i Ravelonarivo angaha izy ilay natao hazalambo iny! t@ilay
    raharahan’i » RADIO GASY » izy iny raha tsy diso aho fa efa tena ela2
    ihany an! izaho indray nahatoky kah! fantatra @ hazo ihany ny voany !aiza kosa e!
    mba SANATRIAVO ihany fa tsy i RAVELOSON CONSTANT kosa kah! eo ihany izy fa tsy
    lasa lavitra akory .

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *