1 pensée sur “Video dep Rodin Rakotomanjato, Magro 25 Juillet 11”

  1. Misaotra ny vahoakan’i Mahajanga fa mba aiza kosa izay mba sary?
    izahay efa tena simba kely ka mitady porofo foana fa aza omena tsiny
    aloha ray olona! mba misy manana ny sary tany ve mba asehoy sao mba misy fantatra ihany koa
    misy havanay mantsy any .Ilay fitantaran’i dep Rodin azy mantsy tena mampangotsoka koa anie e!
    Azafady re mba omeo sary raha mba misy e!raha Video vao maika Top!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *