2 pensées sur “Video Raveloson Constant, 16Jolay 11”

  1. Misaotra betsaka RAVELOSON Constant a!
    Ny anay moa dia tsy mbola tonga aty an-tranonay akory izany fisy izany. Porofoin’ny Filohan’ny Fokontaninay mantsy fa izy dia TIM ka ny HATay indray no arirarirany eo!.. Ny Filoham-pokontaninay moa no nahazo an’ilay fampandrenesana mafy foana hoe ho esorina eo tamin’ny fotoan’androny, kanefa hatramin’izao dia mbola eo e!
    Dia tsy hitan’ny FATn’alika mihitsy izay atao! Ny Tena Gasy Vendrana moa dia tsy misy sahy mamoaka ny heviny intsony fa dia mipirina e!… Mitsiky tsiravina fotsiny amin’izao fotoana izao rehefa mifanena! He!He!He!He!He

  2. Tonga masiaka mihintsy ny havako izany an! ho ela velona e!izay mihintsy no tena
    tsy ahafoizana anao Raveloson! potsipotsero mafy fa mitady mbola hamahan-dalitra
    foana,dia foazo kely ny vahoaka fa mitady hatoritory,kopokopoy mihintsy fa aza avela mandrimandry manana
    aretina daholo.
    Avereno kely ilay hoe »an-dray sy renin’ialahy angaha io?  » mbola tsy henon’ny lavatsofin’i domelina tsara mantsy,ny
    bois de rose sns tsy voatanisa io!
    Tairo indray ilay sakay fa efa kely sisa e! mamaraparana azy sisa!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *