1 réflexion sur « Video Zafilahy Stanislas, Magro 25 Jolay 11 »

  1. Tena miaiky aho fa tena tsy misy azo kianina ny voalazanao ry Zafilahy!
    Misaotra koa @’ilay torohevitra momba an’ilay » bois de rose ».
    Marina tokoa fa rehefa tsy mahay frantsay ianao dia lazaina fa vendrana,izay no nilazan’i domelina
    Gasy rehetra fa vendrana i Dada,(tena mampalahelo sy mahamenatra ilay toetsaina fa tena zavamisy
    eto @ samy Gasy izany,NEFA AIZA HO AIZA NY FISOSAN’i DADA MITENY ANGLISY??????????
    ary iza no manan-danja kokoa eto ambonon’ny tany ANGLISY SA FRANTSAY?????????
    Ny Gasy dia tsy maintsy HILELAKA ny frantsay man-drapahafatiny sy handohalika aminy lava raha mbola
    izany no toe-tsaina eto,dia izao hitsahiny atapon-doha ,hampihinanany ny maloto satria mbola ao foana
    ilay FANANDEVOZANA fa mbola tsy afaka.
    Misy aza Gasy sahy milaza mihintsy fa voninahitra be ilay zanany tsy mahay teny Gasy fa mba mipetraka
    an-dafy hono .Tapoany e!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *