5 pensées sur “Voaporofo indray androany fa manan-kery Magro!”

  1. Ary manjamanja daholo ny zanak’i dada izany androany an! Sady efa hita misoritra eny @
    endriky ny tsirairay ny ilay FANANTENANA!
    Bebetsindry daholo an!Hay nisy an’izao ihany tao dia naninona no nafenina????Tiako be daholo ianareo!!!
    mahavelom-bolo ny toy izao! TSY MAINTSY TAFITA NY TOLONA E!!!!!!

  2. Tena mitovy hevitra aminao aho ry Ranavalona! Fa sary fotsiny no hitana’ny sasany fa tsy ny tena izy!… Tongava any dia ho hitanareo ny tena maha-malagasy mitambatra antsika!
    Tongava daholo amin’izay e! Ary misaotra betsaka an’ireo olona avy tany amin’ny faritra na toeran-kafa!… Tsy maintsy tafitantsika io! AZA MATAHOTRA, MINOA FOTSINY IHANY

  3. Misaotra be dia be ny mpitolona Malagasy ao Magro izahay aty an-tany lavitra aty è ! Mahereza hatrany fa tsy maintsy mandresy ny mpanjanaka sy ny mpivarotra tanindrazana isika !

  4. Efa manaintaina be izao ny foza maheno io vola tenenin’io tovolahy io!
    Ohatry ny lalimanga maheno fofon-diky ! tafian’ny miaramila foza any
    ianareo hangalany izany vola izany ho handoavana ny KARAMA volana JUILLET fa hataovy!!!
    Alika efa zatra hanopazana taolana ireo!!!

  5. dia mampalahelo ry akama fa dia matimaty fotsiny toy ny vitsika voahitsaka izao ny Gasy kely mitovy tamin’ny andron’ny colonisation IZAY ILAY FANOVANA FA MANOMBOKA HITA SORITRA AN !ankoatry ny mamonotena amin’ny tsy fahazakana ny hamafisan’ny fiainana izay vokatry ny fidongian’i razandry ho mpitondra an’i Madagascar dia miaina tanteraka ao anaty tebiteby tanteraka ny tokantranon’ny 90% ny Malagasy ,tsy mitrahatra miseho ny ratsy rehetra vokatr’io ambompo diso toerana io, enga anie ho voarakitry ny tantara izao zavamisy izao sy ireo rehetra tompon’andraikitra amin’izao zava-doza sy atambo eto madagasikara izao

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *