Alain Ramaroson face à la mort de sa nièce

Alain Ramaroson: un criminel de sang !
Alain Ramaroson: un criminel de sang !

Nous connaissons très bien le genre d’homme qu’est Alain Ramaroson, sa vie comme ses fréquentations. La défunte Nadine Ramaroson est sa nièce, il a montré qu’il était très touché par la disparition soudaine de celle-ci. Cet homme appartenant à la mafia qui se croit intouchable et invincible est un chrétien mais ne craint en rien la justice divine. C’est certain qu’après la disparition d’un des membres de sa famille, il ne se remettra pas en question.

C’est peut être ce que les Ntaolo ont appelé « Tody » qui s’est réalisé, nous savions tous que de nombreuses personnes ont trouvé la mort suite à des manigances et des crimes organisés par Alain Ramaroson sachant qu’il appartient à de nombreuses organisations mafieuses. Dès qu’on parle de bande appartenant à Alain Ramaroson, il y a toujours des victimes qui sont soient battues soient tuées.

Alain Ramaroson a tenu à ce que la dépouille de sa nièce soit accueillie comme celle d’un héros à Tanà afin d’honorer la défunte et redorer son image. Encore une fois, nous ne souhaitons aucunement la mort de personne, seulement Alain Ramaroson devrait changer s’il souhaite mourir un jour en paix et dans la dignité…

18 pensées sur “Alain Ramaroson face à la mort de sa nièce”

  1. PAIX A SON AME !! ET BASTA !!! toy ny andevolahy maty hariva , ka vovon’alika no anjara tafondrony ??

  2. Tsy hitako intsony izay lazaina anity « CHEF DE BANDE » koizana ity, zay ange no lazaiko hoe: miseho anazy « TENA CABLE » mihitsy izy ity, nefa raha tena jerevana dia tena bandy sarimbavy kely aina, mihevitra angamba izy hoe: « MANANA BASY » dia tena hoe tsy « VOATSINDRONY ALOKA », fa hitany izany atao hoe:TENA HALOKA MARINA izany.Rehefa manao « ENQUETE » izy dia asaivo jerevana tsara, alaina ambony alaina ambany ilay « SAMBO » nipoaka, ary tandremo tsara indray fa sao dia mipoaka fanindroany eo ka manjary hianao io mihitsy no maty eo.

  3. Un jour, il finira par faire face à ses responsablités car le sang attire le sang.Il a les mains tachées de sang en tant que criminel et s’il continue dans cette lignée, il risquera de se retrouver seul sans amis, sans alliés.Cad, il perdra sur toute la ligne.

  4. cette nièce aurait dû connaître son oncle,NON ? plus que nous tous .
    Pourquoi ne s’en est-elle pas inquiétée ? peut-être qu’elle est myope mais tout de même…
    ce qui est vraiment sûr c’est que ce pays est peuplé de diables. Cherchez autour se vous, il y en a . Apprenez à les identifier si vous vous ennuyez en attentant la fin de la crise.

  5. Il n’est pas le seul chrétien qui ne craint rien en la justice divine.Il y a même des Pasteurs.Prions seulement que Dieu puisse les changer un jour pour que la paix et la vérité règnent enfin à la FJKM Anosizato Andrefana.

  6. Toa ohatry ny marina ihany ilay voalazan’i Hoaiza fa nataon’i Alin sorona i Nadine!
    Mafy fa tsy maintsy haverina ny tomabilin’i dadanay rehefa tonga eo izy dia atao
    daholo izay azo hatao HANAKANANA izany ,izy koa moa efa LIANDRA rahateo,ny fahafaham-baraka tsy
    ferana !MIZESTA @ tsy an’ny tena! dia ny tena no menatra ray olona! tsy aleoko mitaingina POSIPOSY
    tsy henjehan’ny heritreritra sady tsotsofin’ny rivotra,izy tsy maintsy misitrika @’iny tomabilin’i dadanay iny
    fa mpanao ratsy ,tsy miseho masoandro ny vorondolo!tsy manan-kambo!be vava ery nefa tsy nitaingina
    ireny fiara ireny raha tsy NANGALATRA NY AN’I DADANAY! MBA MENATRA E!
    Raha nivadika fotsiny ilay sambo dia nekeko fa tsy NIPOAKA,misy tsy mazava ao !aleo fa ho hita eo ny
    fanadiadiana raha tsy efa voatsolotra indray!

  7. io alain io mitsn no efa vôouzna atr@ vô nanamboarana tany ankibondreniny tany e!!!c un enfant batard hoy ny fiteny! zanaka solafan-drainy v!!!miseo ho sarotiny @ tsy anazy akory,miseo milay eny ambony fiaran’dada mitsn!!!izay oa ilay tsy homena tsiny fa tsy nananàny atr@zay niainany d aleo mamono sy mampiorohoro mbo ahazona ze tsiriritina e!!!

  8. Loza ny mahazo an i monsieur alain ramaroson,
    nosy madagascar kanefa malaza ho liandra sy mpamono olo,
    jereo raosy aza enjehin ny nataony matahotra mody,

  9. Itony indray ilay foza vao avy nataon’i domelina fitaovana ,nampanantenainy valala manidina,
    dia io mievaeva tsy an-tany tsy aparafara fa vita ny nilany azy ,voan’i domelina t@ kely foana
    nitsaitsaika izy nanatitra ilay vola t@ valizy notateriny any Paris!hi!hi!hi!
    Tsy maintsy miaro tena ny dadanay fa mpanomposampy ireo daholo ry Njaka a!
    Iza no matahotra ??????ianao io indrindra no tsy maharitra fa mitaintaina dia io mivaralila io satria
    niray petsapetsa nefa aiza no niafaranao????dia mody manisy sira kely ilay namana teo aloha.
    Dray! dadanay tsy maintsy tonga ka fanainiana hataonay HIRAHIRA mba hampivaraontsana tsara
    anareo mba miseho ho inona nefa TSY MBOLA NISY IRAY NAHAVITA NY VITAN’I DADANAY!
    Dia mbola ny vitan’i dadanay no mbola TAVANDRAINA daholo tsy mana-kambo ! be vava nefa tsy misy
    na iray aza AHASOLO NY DADANAY Eo aloha koa MATSINTSIANA kely rehefa tsy mahavita!

  10. ela ny ela ka tsy naharitra i nga ALAIN RAMAROSON fa dia nanao tetika tsy nahahomby ka nanao izay nahatratrarana azy.
    Hiaraha-mahalala fa izy no tompon’andraikitry ny fandrobana nisy teto @firenena ka dia ny olona hafa no voantonontonona,

    Vaky nefa ankehitriny fa i ALAIN RAMAROSON no lohan’ny raharaha KIDNAPPING tany Tamatave, ary noho ny nivoaka ny marina @izany dia izy indray no nandendrikendrika ny olona sasany @ny raharaha nadine,

    Isika izay mahalala fa i ALAIN RAMAROSON dia manompo devoly ve dia hino izay teniny! raha tsy hitanisa ny zavabitany fotsiny taloha sy ny ankehitriny dia ampy izay ny fandrebirebena saim-bahoaka fa hitsarana velatsihy fa hoe olontsara tokoa,

    Aleo ny manampahefana andray andraikitra ha hisambotra azy haraky ny tokony ho izy!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *