Aza dia manao izay man-karary fo moa e!laingako izany fa TSARA be e!
Manimanina n’i Iarivo aho izany!Sady ilay hira koa tena mbola vao maika
mandrotsirotsy @’ilay sary.Dia inona moa fa dia latsaka indray ny ranomaso !sady manitikitika ny faladia!
Mbola ho avy e!tsy hody eo anagha ny dadanay hoe!!Ho avy aho hiara-hanarina anao ry taniko izay mba
sisa any lovako eto an-tany.MAMIKO anie io taniko io ry ray olona e!ary tsy rita ny ranomasoko isanandro
hitaomaniako @ fahavoazany izao ity!LOZA HO AN’izay nahavanona izao famotehana izao!
Tena mahavariana,ny miaramila aza moa no manao livraison ny vaton’ ny Africains aty @ 67 ha parking.Iara-mahalala zany mankaiza ny fiandrianam-pirenana ra ny mpiaro no mamatsy ny dahalo
bravo pour le beau travail. Merci

Wouawwww!!!
Voaray ny tononkira : Tongava Ravalo ô
Misaotra mampivohitra ny taloha sy ankehitriny, Laurenco
Tena mahavariana,ny miaramila aza moa no manao livraison ny vaton’ ny Africains aty @ 67 ha parking.Iara-mahalala zany mankaiza ny fiandrianam-pirenana ra ny mpiaro no mamatsy ny dahalo
Simply wanna input that you have a very nice internet site , I enjoy the esidgn and style it actually stands out.