9 pensées sur “Antso filoha Ravalomanana : tsy nahomby ny fafy laingan-dry Denis Andriamandroso sy Zina Andrianarivelo”

  1. Fa ny mahagaga dia ny filazanareo azy fa olona betsaka no tonga ao amin’ny magro! marina tokoa zany saingy ny olona betsaka anie tsy mahasolo tena VAHOAKA mihitsy e! ANDIAN’OLONA IREO FA TSY VAHOAKA!

  2. Hatao hirahira foana ireto olona ao @ Magro an! tena makarary fo be mihintsy angaha ry PM!
    Raha tsy nisy ireo Magro ireo efa mba nahazo fankatoavana ny foza an! atao ahoana e! izany
    no izy f’angaha ahavoa foana ianareo e!izahay miasa mangina milamina ihany fa aza tairina! dia andana mba
    mitady lalana indray fa toa resin’i Dadanay lazaina fa vendrana foana ity ianareo be saina fa be basy hi!hi! hi……!
    Ny vendrana ihany no manavendrana olona ,ilay olona TSONGON’OLOMBOLO eran’izao tontolo izao indray no
    mba hosora-potaka! izao dadanay lasa FANTA-DAZA eran-tany .MIAKAPOKAPOKA VE RY FOZA A!aiza e!
    tsy namely indray angaha i SAKAMALAO ???

  3. ô ranavalona ah! fa na misy fankatoavana na tsy misy ange izahay izao no mitondra e! nareo zao no mitogaigy ao amin’ny magro ao fa tsy maita apoaka!

  4. peuple Malgache ry vendrana

    ha! ha! ha1 MDR! Hay ny mangalatra fitondrana tsy nolaniam-bahoaka fa mapiasa basy dia miseho hoe izahy no mitondra ! hita fa fisainam-poza

    tsy tapitra akory ity taona ity dia hivarina ankagy ianareo mianakavy miaraka aminíy Andry domelina bitro voalava.
    Tsy menatra ,ataonízao tontolo izao fihomezana sy voailikilika,
    Tsy rossy indray ve io miafina ao ambadikin´ny peuples malgaches.

    Hita fa tsy mahazo vahoaka ianareo, iza no vahoaka managana banderole, mitaky ny hijanonaní domelina sy ny HAT eo amin´ny fitondrana,
    aiza ny vahoaka mitafy ny sariní andry Dj domelina. hi! Hi!
    aiza ilay vahoak tsy maba mitsena aní domelina rehefa handeha hivoaka na rehefa tonga eny Ivato.

    miaramila milisy voakarama hanao herim-pamoretana no mameno camions

    Aleo izany atao hoe peuples Malgaches au pluriel io izany hoe efa vahoaka dia mbola pluriel indray dia vahoaka ny vahoaka , dia rehefa malgache dia mbola pluriel fa misy firy ny atao hoe malgaches mety karazany roa, ny tena malgache dia ny faharoa ny Foza mangalatra fitondrana, dia las pluriel ny malgaches,

    mahita sampona mihitsy aminíty fitondrana halatran´ny Foza ity ,

    Peuples malgaches io dia porofon´ny havendranana sahady

  5. vavan’ny maty an-drano sy very fihinanana daolo zany e! atao ahoana mou fa tsy misy atao dia mba mijery anareo mitogaigy eto fotsiny. na foza io na tsy foza izahay aloha tsy mitanin’andro intsony e! na vendrana na tsy vendrana tsy misy olana! izahay zao no mitondra raha mahay nareo naninona no nanaiky nesorin’ny vahoaka ny dadanareo izay milaza fa mafibe???? ah!ah!ah! IZAHAY ZAO NO MAFY ATY AMINAY NY FITONDRANA! MIHETSEHA RAHA MAHAZAKA OLONA! NY VAVA NO ATAO BETSAKA ETO FA TARAIKY AO AMIN’IO TOERANA MAIMBO MALOTO AO AMIN’NY MAGRO IO!
    Izahay ve no dondrana sa ravalonandra no lasa nandositra noho ny havendranany??? eissshy e! tairo zé tairina e!

  6. E peuples!Tsy misy fitondrana azonareo izany eo.Fa iza no entinareo?Ratsirahonana angamba sy ny bitrodia isany.Kalak no ananana dia be vava.Esory iny raha mafy.Ny élections aza tsy vitanareo hatramin’izao.Aiza no maha-mpitondra anareo?Tsy ilaina ny fankatoavana e nefa manambitamby ny protestanta amin’ny fanomezana vola hanamboarana tempoly.Odosy e!

  7. mbola eto indray ialahy ry soit disant peuples malgaches! izao no teneniko an lah, tsisy fitondrana izany lty eto Madagascar a! elah oa tsy mafy be izany! ko ra tsy vehivavy lesy ko ialokaloka ao ambadikin ny vahiny mpanongana! izany no itenenako an lah oe tsy be sandry izany lisany fa sarimbavy! basy ary ananan lah nefa mbola tsy ravan lah ny vahoaka eo @ Magro mwahahahahahahahahaha

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *