4 pensées sur “Bye bye Andry Rajoelina !”

  1. Midera ny hafanam-ponareo mianaka re tompoko o!
    ho ela velona! dia hanaraka ny taranaka sy fara-mandimby rehetra e!
    Antsooooo! midongy anie hono domelina fa malahelo an’i Kadhafi e! dia tsy mety hivoaka ao ambohitsiroatra
    ao izy,tsy hita mantsy hono izay nalehan’i Kadhafi, moa tsy fantatra na MATY NA MARATRA ray olona a!
    Sao dia mba izy mitsamy kosa ary no miara- misitrika ao??andao aloha savaina ao! aiza ny lakile?? eeehh….!
    ilay lakile mbola tsy ao fa mbola tsy tonga ilay olona hitondra azy, dia ahoana ? avelao ho hitan’ny havany ao!
    Angano !angano! arira! arira!
    MATESA ANY RY ILAY TSIVANONA ISANY A!DEVOLY LATSAKA AN-TANY DAHOLO!mpampijaly olona!
    mandehana any @ afobe daholo !

  2. hiala hono Joelina ny 30 aout hitsoaka, fa efa voky sao tratra farany eto, dia hatsipiny amin´ny directoire militaire ny fitondrana, fa izao, mbola ho ady toerana koa ny an´ny miaramaila hady seza ao amin´ny directoire moa ireo mpanaraka an-dradomelina ho tampon-dalan-kaleha,hitsoaka fitsaram-bahopaka sy tribunal i andry radomelina

  3. Fa angaha izy no mandidy eo e! tena efa marary oah!
    Enga anie ka hipoaka ny lohany alohan’izay date izay!
    na tonga dia samborina !inona moa no tokony ho andrasana? samborina HATSATSIKA.
    Hitsaoka ho aiza anefa hono ity domelina??Izay izany vao hamerim-bola ny makorely marina!
    iza daholo no hanefa ireo vola nalainy namarotana an’i Dago sy ny hareny?Dia hievitra ny hiala
    maina eo ve domelina?hanaikinaiky mora ve ireo MAFIA ohatra?
    Andeha hanokatra ilay Hotel any Paris ve?Tonga dia raisi-potsiny!

  4. Bye,Bye love(zero,tgv…), Hello Happiness(Ravalomanana) chantée par Simon and Garfunkel(les militaires, du moins je l’espère)

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *