Fampihavanana aloha vao fifidianana !

Magro 04 aogostra 11 (36)

Nitohy teto amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka ny tolon’ny ankolafy telo androany.

Samy nanakiana ny fanaovana amboletra ny fifidiana ny mpandaha-teny rehetra.Ny solontenan’ny Toamasina dia nanambara fa tsy matahotra fifidianana ny ankolafy telo, saingy raha io kasain’ny FAT hatao samy irery io dia lavina ankitsirano hoy izy : « aleo ho hitan’ny havany eo ny FAT » fa fampihavanana aloha vao fifidianana « hoy hatrany ity solontenan’ny faritra antsinanana ity.

Ny solontenan’ny tanora, i Ramy indray dia nametram-panontaniana : « misy ve ny vola hanaovana fifidianana ? Raha mikiry hanao fifidianana ny FAT hoy izy dia efa hitam-poko hitam-pirenena fa tsy mahay manao fifidianana ny FAT porofo hoy izy dia ny fifidianana fitsapan-kevibahoaka farany teo no fifidianana ratsy indrindra teto Madagasikara izay nataon’ireo mpanongam-panjakana ireo.

Ny depiote voafidy tany Brickaville, Leriva Manahirana  indray dia nilaza fa :  tetezamita iaraha-mitantana aloha avy eo dia ny fodian’ireo sensin-tany politika rehetra hody an-tanindrazana, ny famoahana ireo gadra politika sivily na miaramila  ary indrindra ny fahafaha-mirotsaka hofidian’ny mpanao  politika rehetra amin’ny fifidianana no vahaolana maharitra hoan’i Madagasikara hoy hatrany izy nandahan-teny.

11 pensées sur “Fampihavanana aloha vao fifidianana !”

  1. TSY HATAO MIKATSO NY FAT RAHA FIFIDIANANA NO HILAINY .
    haoana no hafahan ny fat hikarakara fifidianana izy aza TSY MANAKTOA NA ETO ANTOERANA NA ANY IVELANY .

  2. Ianareo miresaka fifidianana tsy hisy, na tsy ho eken’ny Communauté internationale, dia lany andro fotsiny fa ny potsista manao ny ataony ihany.
    Voarebireby amin’io resaka fifidianana io fotsiny ianareo. Iza moa ilay nilaza hoe tokony hatsahatra faingana ity tetezamita ity ? Toa ilay S. Zorzety izy izay ! Fa taiza no nisy tetezamita teo ? Mpangalatra fitondràna tsy heken’izao tontolo izao no miseho ho mpitondra, ary manao ampihi-mamba ny harem-pirenena, ary manjakazaka amin’ny herim-pamoretana sy mampihinana maloto an’ny vahoaka malagasy !
    Koa fampihavanana inona moa izato tadiavina ê ?
    Fanaisorana maika an’ireo mpanongana ireo, ary fandaminana ny fiainan’ny malagasy no tokony jerena sy karakaraina !
    Tsy hahatelin-kanina rahatoa ka olona fantatra fa mpamono sy mpamosavy no hiaraha-misakafo sy hizaràna lovia !
    Ilay domelina natao hoe prezidà-n’ny CSM io dia efa midika fa tsy te-hiavana aminareo izy !

  3. HoAiza ve ilay Ramama mafana fo io, sa ilay sipa mihaina tsara manao pataloha fotsy io ê ? Hay moa hoe niakatra teny amin’ny estrade rahatoa ka tao ê ! MDR !!!

  4. tsara raha misy ny fifidianana, fa tsy communauté internationale no misakana izany , tsy fifanarahan’ ny izy ireo ihany no mitondra , ka ny mahagaga ahy dia izao , inona koa ve isefasefahan’ ny ratsiraka, sy zafy albert eo ary koa i r8 efa nitondra teo ireo ka tsy nahavita t@ ny vahoaka malagasy,le pouvoir ce vraiment la drogue, putain ils sont incapable de laisser la place pour les autres y pense encore les malgaches y vôte encore eux , ce la maladie psy , enga anie isika hifidy ny hafa fa tsy lay teo no haverina, fa ho faty isika mianakavy.

  5. Ny fifidianana tsy maintsy misy « indray andro any ». Ny vahoaka tsy ho imposer-n’ny OIF izay fikafikany any !
    Les éventuels candidats se proposent, et ce le peuple qui dispose ry acado â ! Ny fantatray fotsiny dia izao, les putschistes dehors ! Sady mpangalatra no tsy mamokatra, tsy mahavita na inona na inona !!
    Que des prédateurs, ou plutôt des charognards ( mivelona amin’ny fahorian’ny vahoaka )!
    TGV, Gvt HAT, CT, CST = Vile entente mafieuse !
    Firenena aiza no misy potsista sady prezidà-n’ny mpitsara ? Ce lui qui a la maladie psy !
    PDG-n’ny Air France ve ministry ny fitanterana, toy ilay PCA-n’ny Air Mad ?
    Maninona koa ny gadralava tsy atao directeur de prison, na ministry ny fitsaràna ?

  6. « Mihaino » tsara ny tiako ho lazaina ry HoAiza fa tsy « mihaina » tsara â ! Ny foza irery ihany, no mihaina tsara amin’izao fotoana !!

  7. ilazainao hoe! Andry tsisy raha vita , i Andry anie ce pas encore président de la république e! aoka ho fantatrao tsara fa @zao fotoana izao , Andry nahavita zavatra kely @zay vitany , azafady raha miteny @nao aho e! ndry efa nandeha tany Mada ta visité en peut partout? je peut te dire il a fais autant de chose que R8 pendant 7ans, si tu voie bien, une chose (LA MAIRIE DE TAMATAVE , elle était comme une grange, tu sais, que sait) pas mal des hopitaux construite , les écoles , SVP restez raisonnable , ta le droit de dire ce que tu veut, mais le problème était pas là, te courant courant peut e chose aussi , je suis aller voir l’ hôpital ce manifik.

  8. Aza dia sasatry ny maminavina ny mety ho apparence physique-ko ê!

    Jereo izato izy i ra-krisy sasatr’ery mi-encercler anao: en haut en bas …

    (loatra fa « tsy laotra » pour signifier trop, an)

  9. Ka mba maminavina ny hoe : Tahaky ny iza avy ny legalista ato amin’ity site ity ê !
    Mba hoe, ity i HoAiza na ity i Ziry na i rahanona ….! Encerclé an ! MDR !!
    Misère ary fahatezeran’ny vahoaka no tena hita sy tsapa any ry acado ô !
    Hôtels de ville nazahoan’ny sasany vola be tamin’ny kolikoly, tsy maha taitra mihintsy ! Tandremo fa tsy foza daholo ny ao amin’ny Contrôle sy Inspection d’Etat.
    Pas mal des hopitaux construites ! Maninona no any ivelany no mandeha mitsabo tena ? Matahotra inona ? Tsy tokony atahotra vahoaka raha milay sy mahavita azy !
    Voa mafy ny Firenena fa olona skizôfrena ary psykôtika no mitonon-tena ho prezidà !
    « Appelez-moi, président ! » Hi hi hi !

  10. fa maninona indray i r8 no nandeha tany afrique du sud , même tany la reunion, no nitsabo tena , taiza ianao t@zay fotoana izay no tsy naheno, ce du delire, afaka mitsabo tena ivelany daholo ny retraretra , na ianao na izaho , na izireo sisa sy ny sisa , fa avelao ny resaka ohatra ny zazakely , iresahanao àty @ internet ity vaovao azonao @topmada fa raha mandeha any an-toarana any ianao de tsy iresaka hoatranina, azafady fa mitombona mihitsy ny raha tenininao @zao fotoana izao .

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *