5 pensées sur “Filoha Ravalomanana : « Tsy maintsy miverina an-tanindrazana tsy misy fepetra avokoa ireo monina ivelan’ny Madagasikara, ary afaka manao politika indray »”

  1. Misaotra betsaka Atoa Filoha! Samia tokoa isika mieritreritra, na mbola hanaraka an’ireo FATn’alika ireo, na hiady mafy ho an’ny tombotsoan’ny taranantsika!
    Tadidio tsara fa ny antsika lehibe dia ny hiady ho an’ny hoavin’ny zanantsika, ka izao ady atao amin’ireo tsy mataho-tody ireo no tena ady amin’izany! Mbola hisalasala foana ve isika, ka ho avela toy izao ny zava-manjo ny malagasy?… Inona ny ho an’ny taranantsika?… Ahitra, sa vato, sa fasika?…
    Mba mieritrereta amin’izay re!….Tadidio tsara fa ny an’ny Filoha RAVALOMANANA dia efa nahavita ny asany sy ny adidiny izy, fa ny antsika kosa dia ny mandray ny andraikitra amin’izay manamafy izay asa vitany izay!
    Koa aleo ary, fa NY ADIDY TSY AN’OLON-DROA! samy ho tahian’Andriamanitra daholo e!

  2. raha maloto ny vodinao dia mba sasao re! aza miteniteny eo fa mandreka ,anareo voky tay dia mihinana fotsiny fa aza manadala ny saim-bahoaka eo .

  3. Ndana miala any fa mantsina be ianao ry acado a! tsy laitra hiainana
    mihintsy marina e! tsy fanao ianao!hatramin’ny vavanao feno maloto.

  4. O ry acado a! Dia aoka izny dia tsorina fa dia TENA DIKY MIVORETAKA NY AO ANATY ATIDOHANAO E! Izaho vao tena tsapa izany satria na ny teninao, na ny « analyse »nao dia tena resa-bomanga fotsiny, fa sady tsy misy lohany no tsy misy vod..ny!
    « Normal » koa moa izany! Ka na ny sefonareo aza moa RADOMELINA no anarany koa mainka izany fa ireo vata-tainy!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *