8 pensées sur “Fofoin’ny « DST » ny ain’ny Ralitera ?”

  1. Izany tokoa no atao hoe « lehilahy » : Nefa tsy hampihemotra ahy izany , aiza ry sarim-bavy isany (raharinaivo , mémé , kisoalahy be sy ny ekipany rehetra)@ zany tenin-dehilahy izany ,Andriamanitra homba anao

  2. Misaotra fa izany no hilaina dia ao aorinanao ny vahoaka ,aza hatao very maina ireny
    zavatra rehwtra tsy rariny nandalo ireny ,Atra homba anao ary manohana anao ambavaka
    ihany koa fa aza matahotra hoy dada.
    Mila olona toa anao Mada ,miandrandra anao izahay ary manantena fa tsy hiemotra araka ny voalazanao ianao.
    Courage zoky be a!hampahalalao azy ny maha Ralitera an’i Ralitera! mino aho fa tsy irery koa ianao !taomy ny namana!

  3. Izany ka lehilahy,
    Mme Hanta koa ka vehivavy mahery fon’ny firenena.

    Exemplaire ianareo roa: ho avy ilay lera hiafaran’izao fampitahorana sy fisamborana tsy ara-drariny rehetr’izao!

  4. Enao ange Ralitera tsy misy poid sady tsy misy lanjanay ka tsy dia maninona na maty aza e! aza miseho milay fa tsy hisambotra anao izany eto fa enao fotsiny no te hi-lancer vatana fotsiny! andao indray hiverina any Tsiafahy e????
    Enao ve no ho samborina tsy ohatran’ny misambotra parasy???? maivana fa mangina!

  5. Mnavanana be anareo ilay manambotra an! tena talentanareo io! fa saingy mangidy
    ihany aty afara fa toa tsy afaka manambotra intsony fa efa mandeha ny fitsarana
    iraisampirenena ka mba mahay miatsara ivelatsia ihany .hay mba mahalala matahotra ho samborina
    ihany koa ,ka nalaky niala bala tany Paris ity domelinareo,dia eo no mba dedaka eo ery !nahoana no
    nalaky navoaka fa tsy NOTANANA tany ihany koa ary i Ralitera ?????mba mahazendana ihany an!
    iza ary no namoaka an’io rangahy io tao?????izao lasa ……..toa tsy ho laitra ny fipeliky ny RAMBONY.
    namono biby tsy nahafaty ka MATATESA ry ilay TSIVANONA a!

  6. tsy maintsy mba mamono lolo ange ralitera e! efa nandady sy nifona tetsy sy teroa taty aminay dia navoaka fa mampalahelo e! ny condition napetrany alohan’ny namoahana azy dia ny hoe « tsy tena tonga dia hangina aho fa maty passport fa tsy maintsy mba mitabataba kely aloha mba hatokisan’ireo magro ireo anà »! rehefa avy eo mangina amizay! ah!ah!ah! na haniry volo aza ny lohan-dralitera tsy mankaiza io e!!!! mody manetsi-keloka oe hisy hisambotra hono! iza koa ny hisambotra an’io???? manamaimbo figadrana fotsiny! ah!ah!ah!ah!

  7. Aza mba mody gisa eo ry pm a! noho ny tahotra no namoahanareo an’i Ralitera indrindra ireto
    frantsay efa tsy misy dikany eo anatrehan’izao tontolo izao satria i Ralitera vazaha taratasy,
    may volotratra daholo! koa naninona ary no tsy nolazaina intsony izay noampangana reo azy????satria efa lasa ary
    @’ilay fitoriana iraisampirenena fa « FIKA-POZA »hitanana olona tsy an-drariny fotsiny no natanareo.
    Miodina ny tany fa tsy mijanona eo lesy ry pm a!ary miasa Atra !izahay mahatoky ilay tompoinay,ary mbola izy no
    TOMPONY fa tsy ny SAMPINAREO sy ny DEVOLINAREO,afon’apombo ihany ny anareo ka ho levona vetivety .
    Tsy mandaitra aminay intsony ny lainga sy famahanan-dalitra fa misy fetrany ny asan’i devoly e! dia vonoy an-kolaka
    daholo ny Gasy hanaovana sorona an-kolaka fa efa traingo ilay vono moka fanaonareo,izay mba nahilika @ dadanay
    tsy tiafin-dalitra,TSONGON ‘OLOMBOLO eran’izao tontolo izao,modely ho an’i AFRIKANINA rehetra ary izao tontolo
    izao no mbola miandrandra azy fa tsy ny GASY irery.Ataoko fa mazava ny resaka ry PM.

  8. Pov pm! mba menatra ! tsy nahalala an’i Ralitera marina ianao! heverinao fa
    mitovy toe-tsaina @ foza rehetra manodidina anao angaha ingahy Ralitera an!
    Tsy i Misa na i Tsima koa i Ralitera ka ho samborina toy ny parasy!dia terena @ habibiana rehetra
    Hiapangana Olona tsy ahoana tsy ahoana ! ho avy aminareo ny tsy mety fa aza taitra na misavoana!
    Dia efa mangorongorona entana fa ho avy ilay PATSA IRAY TSY OMBY VAVA RY pm a!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *