Général Fidy dans « l’invité de Zoma »: un haut gradé redevable au leader des foza

Un haut gradé qui se veut être dur mais pourtant a énormément de dette morale
Un haut gradé qui se veut être dur mais qui a énormément de dette morale

Pendant l’émission hebdomadaire d’Onitiana Réaly, le Général Fidy fait partage publiquement son avis face à la conjoncture actuelle. Il n’a pas caché son appartenance au camp Rajoelina et n’a pas hésité à rabaisser et critiquer le Président Marc Ravalomanana. Il joue parfaitement le dur et déclare qu’il n’a pas l’intention d’oublier son séjour en prison et que le Président Marc Ravalomanana lui doit des excuses.

Le général a aussi affirmé lors de cette émission qu’il s’étonne beaucoup du fait qu’on n’accorde pas la reconnaissance à Rajoelina depuis ces deux années où le peuple malgache a vécu dans la crise. De plus, il affirme que si les élections présidentielles n’ont pas lieu cette année, la situation ne va jamais s’arranger. C’est vraiment dommage qu’un haut gradé puisse penser ainsi, il affirme en plus qu’aucun membre des forces armées ne souhaite le retour de Marc Ravalomanana au pays.

On sent de loin la dette morale que ce Général a envers le leader des foza, c’est bien Rajoelina qui l’a libéré du prison. C’est pourtant là qu’il devrait être en ce moment après tout ce qu’il a fait. Ce n’est pas si étonnant vu que la HAT se compose d’individus malveillants et de criminels. Que des assassins et des voleurs prêts à tuer des innocents pour conserver leurs intérêts. L’on se demande comment peuvent-ils encore se montrer en public et se présenter dans des émissions télévisées et prétendre qu’ils sont humains…

36 pensées sur “Général Fidy dans « l’invité de Zoma »: un haut gradé redevable au leader des foza”

  1. Le pire c’est qu’on donne la parole à des gugusses pareils.Il n’est ni un porte-parole ni un homme politique ni le représentant d’une entité.Onitiana Realy!le crabe farci n’est pas un de nos plats favoris mais pour les oies gavées par domelina.Tu me suis.

  2. Pourquoi Président Marc Ravalomanana lui doit des excuses?

    Gl Fidy merite ce qu’il a tenté: un coup d’Etat manqué en 2006!
    Et la Justice n’a fait qu’appliquer la loi!

    un coup d’etat qui a recolté de « felicitations » de la part des Hasina Andriamanjato, Voninahitsy Eugene, …..

  3. tena mahalasa fisainana ilay analyse sy argument aroson ‘ity rangahy ity.
    Dia manontany tena aho hoe, taiza no nihofana ho jeneraly, sa grade nozaraina tamin’ny fisolelahana ?
    ny tiako ho lazaina, dia tsotra : miaramaila ve dia tokony manana fahefana sy toe-tsaina mamaly faty toy ny zaza bodo ?
    aiza ny moralité e ? rariny raha nataon’i Ra8 ampigadrana.
    Ary raha miverina eto Ra8, dia tsy tokony haverina any Tsiafahy io, mandany vary sy loaka.
    fa tokony hampanaovina travaux forcés à vie. Sartria, Efa simba ilay zalahy, loha be ny atidohany. Tsy avotra intsony.
    Firy izy ireo no mitovy amin’io ?

  4. Onitiana Really ? Elle est dure et têtue pour asseoir sur un même pied d’égalité les actes accomplis durant les périodes de règne ara-dalàna et cet état de non droit dans lequel nous vivons depuis 2009.
    De ce fait, y a aucun doute :
    – efficace militante en faveur du régime putshiste actuel
    – ses émissions est un outil médiatique – un autre, pour légitimer les actes des putshistes
    Il n’y a que genre Fetison / Mme Hanitra pour la décontenancer!

    General Fidy ? quel bandit (je n’invente pas, il n’a cessé de répeter ce mot s’agissant de lui-même) évoquant l’excuse que la minute est pour la decontraction…

  5. Vavan’ny maty an-drano ny an’ingahy Jeneraly, mampalaelo raha olona mba nahita fianarana sy tonga amin’ny toerana ohatran’io no milaza fa ara-dalana ny fahefana nangalarina sy fanonganam-panjakana, mampietry ny voninahitrareo manam-boninahitra hafa tsy miteny sy mihetsika io resaka nataon’ingahy jeneraly io.
    Mbola hho ela vao hisondrotra i Madagasikara raha toy izao.
    Samia velon’aina

  6. Dia mba mianakendry ery ity izy!velona kely indray izany domelina !
    tsy efa fankatoavana izany io??hi!hi!hi! raha vao misy fakon’olona
    iray momba azy dia efa « fankatoavana  » mantsy.
    Sady tsy misaina fa raha mba nahavita ny vitan’i dada anie tsy maninona na hiseho ho MILAY
    aza e! famotehana sy fandrombana no mba TALENTA , dia miseho ho be saina @ RATSY .
    Ataoko fa hisy tompon’andraikitra handray ireny raharaha ireny an-tanana. Isika koa tsy miala!
    « tsy misy mifam-patahotra eto « hoy dada.Mbola mpilelaka an’i la frantsa ireny e!

  7. Tena raha nodinihana dia tsy nisy voavaly ny question napetrak’i Onitiana. Fa ohatran’ny olona efa very saina izany ilay jeneraly. Raha ny arguments dia efa presque Hitler mintsy izy. Henjana mintsy ity folie de grandeur mahazo ny Fat ty ka.

  8. Ka efa any apitombenana ny aina !Tahotra dia aleo ny azy aloha no tonga aloha!
    Mataotra ny hiverina t@ toeranany taloha sahaza azy « GADRA »sady matahotra ny
    tody t@ ratsy natao rehetra niaraka t@ foza, dia mivovo ohatry ny alika very taolana sisa manala ilay tahotra.
    Soa fa izy no nanalabaraka ny tenany irery fa tsy ny hafa,raha hafa mantsy dia toa tsy fitiavana ,sady tsy havelan’
    ny marina tsy hipoitra koa e! izany no lohana jeneraly e! tsy mahagaga raha mikoroso toy izao ny FIRENENA!
    Dia io izany ilay ho hametrahan’i DOMELINA ny FAHEFANA HONO ?
    Ary mba aiza i LITABE e! voky izy dia natory o!

  9. Je voudrai preciser que Ravalomanana a fait des excuses à la Nation Malgache en tant que humain avant de se faire expulser de Madagascar par des Foza qui ont decrété verbalement son arrestation (mars 2009) . Si le General Fidy se declare homme d’etat comme il se le pretend (voir candidature loupée pour la Presidence de la republique) ,donc quel genre d’excuses veut-il encore ! Malgré tout je pense que le debat n’a pas volé haut (pourquoi par exemple citer un pourcentage de 82% dans les forces contre le retour de Ravalomanana tout en acceptant que depuis son action pour Ravalo en 2002 les forces sont divisées ,à croire que 18% sont divisées et 82% unies) ! La reconciliation nationale est importante avant toutes choses ;surtout avant les elections !

  10. Dia mba hanao inona hono i rafidy raha mody eo i dada , tsy aleo ve manambitamby an’i dada toy izay hiampy indray ny gadra e , tsy fomban’ny jeneraly izany fa zaza bodo no manana fisainana toy izany , tena hita hoe ; loham-poza

  11. sarin-teny… tu as raison peut être raison sur la division des militaires mais il ne faut pas oublier aussi que si 82 % de l’armée n’accepte pas le retour de ravalomanana célà signifie que 82 % ne sont plus neutre où est l’éthique? Si nous avons bien remarqué ses réponses, il était très évasive sur plusieurs points et completement à côté. Ce n’est pas une dette morale mais une haine et soif de vengeance qui lui ronge donc pas très objectif. Ma question se pose, quel est les actions effectués mis en œuvre par la HAT pour résoudre le problème socio économique de la population. Est ce qu’Andrianafidisoa pense que la HAT apportera une solution? Les trois années de gouvernance a montre son INCOMPÉTENCE alors ho tohizana ihany ve iny lalana iny… ?

  12. je préfère que les monstres à traquer sortent de leur tanières afin que le peuple puisse les chasser parce qu’il ne veut pa

  13. je préfère que les monstres à traquer sortent de leurs tanières, afin que le peuple puisse les chasser une bonne fois pour toute du Tany masina. N’oublie pas qu’il ne veule y voir que la sécurité et la paix durables engendra

  14. Io jeneraly io taminí dada mbola nitondra sahy milaza fa hoe: Raha vonoiko io President io efa matiko, averimberiny eran´Io izany teniny izany, nilaza izy fa rehefa miditra ao amin´ny biraon´i filoha Ravalomanana, dia tsy misy sahy misava azy na mitondra basy izy na tsia.
    Alahelon-kanina very seza tamin´ny poste DG OMNIS ,no nitondra fankahalana ny Filoha ravalomanana, dia iny saika ho vonoiny teny Ivato iny. Saika hamono president izy izany no nanagadrana azy ka izao miseho ho bevava, Afa-baraka mihitsy ny Sihanaka amin´ny vavanío rangahy io,

    izy dia rangahy mpametaveta zazavavikely eran´ny antananarivo sy ny faritany, hatrany antsiranana, pedophile izy rah ny marina, fa noho ny maha-jeneraly azy dia tsy misy sahy mitory azy ny olona.

    tsy miafina izany teto andrenivohitra rehefa izy nitondra Moto ireny, manafika ny zanakólona mirava avy amin´ny lxcee no ataony. Dia matikámbo mandresy lahatra ny zazavaikely.

    ny fianarana hitany ve?
    BEPC no diplaoma netiny niditra tamin´ny Academie militaire antsirabe, toa 2 eme Promotion izy, taloha manko BEPC no afaka miditra amin´ny ACMIL,

    rehefa nivoaka manamboninahitra io rangahy io dia tahaka aní hitler tokoa. Fa rehfa misy promotion zandriny niofana tao amin´ny ACMIL dia sahiny mitarika ny miaramila mpianatra voasazy ,amin´ny JEEp miaramila taloha ireny, na mandona ny mpianatra anaty barika feno huile de vidange, Biby saina izay izy sady mafy loha ka izay hono no anisan´ny nahatara ny fisondrotana Grade taminy noho ireo namany . fa matetika nigadra izy tao amin´ny tafika noho io toetra biby nananay io.

    nisy olona nitanatara koa za fa izy lehiben´ny tafika tany vatomandry taloha fa nitondra faisana mihitsy ny miaramila nanaovany azy, ary na dia i ramatoa vadiny aza hono mahavita mibaiko ny miaramila maka ny toeran´ny vadiny.

    fakofakonólona bado sy dondrony tsy ampy fahalalana be vava sy tia sehoseho matim-boninahitra ireo ihany tokoa any no fanetry ben´ny firenena ity,

    Milanja ny grade azo amin´ny vavabe dia iny fa mitsikafona manao firinga-mihevitra,

    Manodiava ny zanay lahy sy vavy ary ny taranany manontolo izao mahazo ny vahoaka malagasy izao sy izay nataon-drainy.

    tena marina ny anareo rehtra ,fa tokony averina any Tsiafahy ny olona tahaka ny jeneraly fidy ,ahafntarany misaina sy ny mangidy, tsy mahay miaina.

    efa dadilahy fotsy rora mbola tsy mahay miaina foagna!

    mazava ho azy ny fisainany , Aiza koa olona avy nigadra tany Tsiafahy, efa en retraite koa, dia tsy tahora tsy henatra mbola sahy mitondra uniforme sy milanja ny grade Jeneraly tahaka aní VItal.

  15. vivement le retour de notre Ra8, car il préfère les tracteurs plutôt que les fusils ou lacrymogène.
    Ra8 sait maintenant distinguer facilement les hommes bons et les énèrgumènes écervelés.
    Son retour au pouvoir est le seul espoir pour ce pays.
    Un homme averti en vaut deux.

  16. Ary mety MIDARA lery fa ity izy anie toa tsy misy ho anina akory nefa mahavita
    izany habibiana lazain’i Nalijaona rehetra izany e! dia tsy misy mahaetsika koa
    ny rehetra, sady izay no hankahalany an’i dada satria tsy tian’ny sampiny ny olona mivavaka toa an’i
    dada.Dia tsy mahagaga koa raha ireny no fomba fitenin’i lery sy fisainany hay » BEPC +5 « jeneraly!!!
    Tena manala-baraka !izany no jeneraly foza orana tompoko o!

  17. aïe aïe aïe, ry Nalijaona

    Hitako no nanambara eo imason’i Onitiana sy tvspéctateurs rehetra i Lery hoe : nisy vehivavy ROA (2) nampihomana azy hono raha hihaona @ Onitiana…
    _

    (o ranavalona: nefa anie izy dia misaotra be an’i ra8 fa nahavita be raha eo @ lafiny fjkm, izay religion-ny ihany koa hono)
    _

    Misaotra anao foana MyDago, fa nandratovako zavatra be!

  18. raha fehezina izany rehetra izany dia mila fanavaozana koa ny fihofanana ho jeneraly eto an-tanindrazana.Averina daholo koa ny fihofanana ho miaramila fa tsy izy, King Kong daholo fotsiny ireo, gidro be sandry fa tsy ampy kolokolo saina.
    Goavana be ny asa miandry an’i Atoa Ra8 izany rehefa tafaverina.

  19. Fa dia iza loatra ilay Onitiana no hampiomana be ohatran’izany ny olona hiresaka aminy?Sa mbola te-hanjono foza hafa i Madama Realy fa tsy ampy intsony i Radiry?

  20. Ahitsiko kely ny voalazan’i Elas « Gindro be DARA sy be BASY » !
    Ary io tsy resaka grade ihany fa na toerana tsaratsara @ resaka asa
    ihany koa ,izany no mampikaikaika ny mpiasam-panjakana fa tsy inona.Ireo olona nianatra
    manana fari-pahaizana ambony indray no kely karama sy ambanin’ireo foza orana isany.
    Izany no FITONDRAM-POZA e!
    Ity bariaka mandehandeha ve no lazainao eto ry Bemarofo?ireny ilay miseho ho milay nefa tsy
    han’inon-tsy han’inona!Voavidy ireny ka aza hasiana sira fa FOZA MALOTO! faly ery izy izao fa
    nahazo namana io Fakon’olona mitovy hevitra aminy io!io fidy io izany no mitovy kilasy aminy fa
    samy mpankahala an’i Ravalo izy. Dia fantaro @’izay hoe: iza io VONDRAKA @ alahelom-bahoaka io.

    io
    mandinika

  21. realy onitiana = ramanbazafy = dj tgv sans kalité = jeneraly fidy = hajejoana no betsaka = anti- démocratique = abus de pouvoir professionnel
    fa iza aminireo no manana compétences amin’ny asany ?
    izay aloha no fijery azy amin’ny ambangovanginy.

  22. Voalohany aloha dia mirary fampiononana feno ho an’ny fianakavian’i TOMPOKOVAVY Nadine Ramaroson, mandria am-piadanana tompoko.Faharoa enga anie ka tsy ho lazaina ry TGV sy ny ékipany hoe: i PREZIDA RAVALOMANANA indray no ao ambadikizao, satria mantsy rehefa misy zavatra haotrizao dia lazaina fa i RAVALOMANANA foana no lazaina fa mpamono efa hita mihitsy ny tsy fitiavany ry zalahy an’i PREZIDA

  23. Voalohany aloha dia miarahaba antsika rehetra.faharoa,tonga dia mamaly anity miaramila
    atoa hoe: Fidy ity.Gaga bé izaho raha mahita ny fihetsiny sy ny famaliny, satria ny fomba
    fipetrahany eo aminilay seza afaka mihodikodina dia mitovy aminireny misotro toaka eny
    aminy « BAR » ireny, raha tena miaramila marina hianao dia tsy tokony hisabaka bé
    haotranireny « VEHIVAVY » hiteraka ireny, na i « ONY’ aza dia mety menatra ihany satria
    hianareo teo nifanao « FACE A FACE » sanatriavina woa hianao mitovy aminireny olona «
    EXCITER » ireny, asa hianao, raha mahita an’i »ONY » dia taitaitra.Manarakizany ny
    famalianao dia terre à terre bé loatra, marina hianao fa miaramila fa tokony hasiana
    fetrany ihany ilay « FITENY ARGO MALAGASY » toy ny hoe: « SIPA ».Ny firesakao dia hita
    mihitsy fa manao firesaka olona tsy « MIHAJA ».Manarakizany, ny firesakao dia sady
    mivoaka no sady miditra, tsy fantatra intsony izay tianao lazaina, milaza hianao hoe:
    raha i RAVALOMANANA aloha dia tsy saha miverina eto an-tanindrazana,, angaha tsy hitanao
    ireny olona nitsena an’i RAVALOMANANA teny ivato ireny, sa mbola sary noforonina koa
    ireny olona marobe ireny.Miteny hianao hoe:Raha I PREZIDA RAVALOMANANA aloha dia tsy
    tafiditra eto an-tanindrazana satria ny 82% ny « FORCE » dia tsy manaiky ny hodiany,
    ahoana moa hianao no tonga dia miteny anizany midika izany fa hianao io mihitsy no
    tafiditra ao, nefa hianao miteny hoe: TONGAVA SOAMANTSARA ETO ANTANINDRAZANA i
    RAVALOMANANA ary hianao io mihitsy no hitsena anazy eny.Tsy be resaka izaho fa tsotra
    ihany ny teniko (HIANAO KOA EFA NITENY HOE EFA AFAKA MADIODIO), afaka madiodio taminy TGV
    hianao fa tsy afaka madiodio aminy PREZIDA RAVALOMANANA ka tandremo ihany ny vava
    tompoko, hianao mantsy haotrany tena miseho anao »CABLE » ireny nefa raha mijery ny «
    GABARIT » NAO izaho dia mitovy aminireny « AKOHOLAHY FATAKA » tsy misy ilaina anazy ireny
    intsony, izany hoe ny volombava no nesorina dia mba hita mazava kely ny endrinao fa raha
    atao ny sarisarinao dia mitovy aminireny « DESSIN ANIME IRENY.Ary farany raha i
    RAVALOMANANA dia tsy maintsy tonga eto antanindrazana na misy inona na misy inona, ary «
    TENA MARINA izany »

  24. Tapaka ny tsinaiko teo ampamakiana ny tapany voalohany amin’ny resak’i Rasamy! Izany marina moa? ha ha ha

  25. mtena mba mahaliana ilay soratrao rasamy.
    ohatry ny nanaraka ilay fandaharana enay.Tena jeneraly anelakela-pe io rangahy io izany.Tena mahamenatra be mihitsy marina.

  26. Vao avy nihaino an’ilay ingahy io mihintsy aho ka hisaorako i Rasamy fa nitovy fijery izahay.
    O Rasamy a! aiza kosa » AIR BAG » be roa ireny no nanatrika azy teo ka rariny izy raha toa
    ka NISABABAKA toy ireny ,sady ilay seza tsy dia nifanalavitra loatra fa tena tapina mihintsy ny mason’i lery Hi! hi! hi!
    Dia boloky efa mahazatra e!filoha hono filoha! vao niteny izy fa tany @ domelina dia efa tsy maintsy BOLOKY io e!
    fa nisy fanontaniana tsara ihany nataon’i » barika kely mandehandeha » iny fa tsy voavaliny satria tsy tao @’ilay tsianjery
    nomen’i domelina azy ilay izy.
    Dia miseho azy ho dadany ery nefa fakon’olona toa an’i domelina no mba lelafina ( soavaly maty no mba japiana)!
    Vao nisy resaka domelina aliha dia efa tsy nasiako sira e!
    Ary dada efa nifona fa heveriny fa HANDADILADY aminy angaha vao hatao hoe: mifona.Ohatry ny dia efa tsy misy
    ohatra azy ery anie e!

  27. Ho Aiza ,

    Ilay vehivavy roa nampiomana aní jeneraly fidy talohany nihaonany taminí Onitiana realy izany ilay Pam´s roavavy actrice t@ Video Film FPVM an! LOL !

  28. Ny tena nahafinaritra ahy dia ity izy nilaza ny tsy nanontaniana!ny momba ireo vehivavy
    roa ireo dia ny fihaonany t@ domelina,any @ domelina hono no haka hevitra??hi!hi!hi!
    Milaza ho mpanolo-tsaina an’i dada izy nefa izay fihaonany @ Onitina dia hatahorany ka dia any @ domelina
    no tokony haka hevitra???????mety ve izany ry ray olona?????

  29. Tena tsy noeritreretina, hoe efa matin’ny fofom-beV ny ati-dohany. Vao miainga dia taratra. Marina ny voalazan’i Rasamy fa hita hoe mi-trouble be lery.
    Nefa anie i oni ka manomboka vulgaire: kay moa film fpvm aza fakan’i Lery inspiration?!

  30. fa manin oa no midongy ho jeneraly i ra8 le foza b iny e?izy kosa alo voany dôl na ny cia any amerika aza @ faitana oe ary sy atsy misy bômba e!!! d aveo @zay dray ar refa jeneraly:vitaL, rafidy, ra8 sns… fozafoza any d ôtry tsy misaina mendrika ny grade ny akory fa ôtry feno kk zan dôl mjer ny vavanzareo d ôtry v ny tarenzareo sa aona ouznareo???

  31. tara @ gle fidy koa angamba ity Loe ity sa voakaramany, sa zanany dia efa resaka efa nilamina mbola fohazina eto.

    akatony ny vava soa hiverina any tsiafahy koa i Fidy nareo.
    Aza mano loham-poza hoa, fa izahay tsy isistrika fa vonona ny mitolona mandrakizay fa manana ny marina sy rariny

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *