1 pensée sur “Guy Maxime : mialà moramora ry Andry Rajoelina !”

  1. Ianareo mitatatata @ hialany fa ny sasany manamafy ny sezan’i domelina mba ahazahoany milelaka
    azy avy ato ambany,hitaty ilay toerana kely FAHAROAN’i domelina ,tsy tahotra tsy henatra fa hakany
    ny toeran’i vita alina no niaretantsika ny mafy rehetra nandritra izay 2taona sy tapany izay .
    Mba mijoroa ianareo tena mahitsy FO REHETRA IREO fa mandady ny TRAMBO!
    Na dia hidinika izany aza tokony tsy hilaina intsony fa asa??????

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *