10 pensées sur “Guy Maxime Ralaiseheno : « i Andry Rajoelina mihitsy no tokony hampiatoana amin’ny asany ! »”

  1. AOKA MBA HAZAVA TSARA NY TIANA HO LAZAINA !
    INONA NO ASAN – DRAJOELINA ? TSY MANANA ASA IZY..KA RAHA MITENY HOE HAMPIATOANA AMIN ‘ NY ASANY RAJOELINA , DIA TOA MITORY IZANY FA MANANA ASA RAIKITRA IZY !

    NY HADISOANA AMIN ‘NY FITENENANA AMIN ‘NY VAHOAKA TOA ITONY NO MANDREBIREBY NY VAHOAKA E !
    NY TOKONY NO TENENINA DIA NY HOE :
    NDAO ESORINA EO AMIN ‘ IO TOERANA NANGALARINA IO RAJOELINA !  »
    EFA ELA IZANY NO TOKONY NATAO…FA LASA -KO VAVANY FOTSINY ATRIZAO !

  2. Ataovy vonona ny TIM ao Manakara rahefa atomotra ny fahatongavan’ny filoha Ravalomanana. Misy fizaràna vola mankany @ antoko RPSD tsisy fotony indray mantsy ao

  3. Faly miarahaba ny legalista rehetra !
    Fa ahoana ihany izy ity ry zareo â ? Hitohy foana ve ny fanompoina an’ity Andrianompainimerina vaovao ity ê ? Tsy ny Air Mad ihany izao no atao tantely hafa-drakotra, fa toa i Madagasikara iray manontolo !
    Voan’ny domelinose koa ve ny vahoaka malagasy, no dia mbola tsy misy tonga saina ny ankamaroany ê ?
    Sao dia mila manao bilan de santé physique na mentale daholo koa ?
    Ary fa maninona hono lery no hoe tsy maintsy any ivelany no manao bilan de santé ? Tsy mamokatra angaha ny dokoteran’ilay akamany ? Kanefa dia malaza hoe hari-fomba ny eny Ilafy, sa mbola tsy niverina ilay akamany sa mahay kokoa ny eny « Nanterre » ?

  4. sady Mora dia mora aminy ny mahita asa : dj, vadin-janaka injet, be ny tanàna dia mpanongam-panjakana dia vinato mpivarotra ny tanindrazana malagasy dia avy eo arrêt longue maladie mahazo pension fotsiny sy ny manaraka mbola ho avy rehetra, vao 3o taona mahery fotsiny izy eo io.
    Jereo tsara daholo ny diany pas à pas :
    societe/imoroni
    Activité Location de terrains et d’autres biens immobiliers 6820B
    Siège social 50 Rue Jean Pierre Timbaud 92400 COURBEVOIE
    Forme juridique Société civile immobilière
    SIRET 53318725800017
    RCS Nanterre D 533 187 258
    Capital variable 3.000,00 EURO
    Immatriculation 24-06-2011
    Nationalité France
    associé gérant razakandisa rodolphe

  5. Any Angletera misy iray koa ê !
    DOLE IMPEX ! Io sté io dia mifandray amin’ilay ao Ambatobe ny siège-ny ( Fanex taloha ). SCI dia anisan’ny fomba fanadiovana vola, sy famahoana vola an-tsokosoko !
    Fa ny mampiomehy sy mahamenatra dia ity copier-coller lava ity ! Tsy maka sarotra mangala-tahaka ny an’ny olona !
    DOLE sy IMPEX dia sté roa samy hafa, ary import-export sy grossiste Fruits et Légumes !
    Marina fa immobilier no sahan’ity DOLE IMPEX, fa dia eh eh !
    Henjehina mafy ny TIKO kanefa izao ve no olona atao hoe tia tanindrazana sy firenena ? Maninona no tsy any an-tanindrazana no atao izay mety, sa matahotra ny ho lasan’ny vahoaka malagasy !
    Alidera, mety tsara ny Andrianompainimerina ê ! MDR !! Andrinam-poza !
    Ny vahoaka tsy hanaiky ê !

  6. Lava be ny lisitra e ! fa inona moa no niafaran’i ben ali ?
    SOCIETE MALGACHE DE CARRIERES DE TANANARIVE
    Siège social : BP 3918 Antananarivo
    Antananarivo
    Analamanga
    Tel : (261 20) 22 402 80
    Fax : (261 20) 22 321 11
    e-mail : spci@moov.mg
    Dirigeant : Mr.RAZAKANDISA Rodolphe
    Activité : Concassage de roche dure

  7. Tsy mendrika akory aza atao hoe andrianompainimerina!
    Angamba dontonompainimerina sa botonompainimerina.
    Ahoana fikarakarana ireo orin’asa ireo e?

    Potehana aingana ny domelinose ry KM an!
    Dia tairina tsara, tsy variana hivavaka ry bonobenêts rehetra dia afaka manao flash mob sa fitokonana « gasy tyle » sa inona mba ahitany frantsay fa misy malagasy ihany.
    Sao potiky ny frantsay eo anie ny filoha M. Ravalomanana,ilay lahy tokan’ny malagasy.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *