1 pensée sur “Guy Maxime : « tsy misy fankatoavana iraisam-pirenena raha tsy tonga Ravalomanana, any amin’i Dada ny lakile »”

  1. Tsy misy kabarinao mandalo ka tsy manome hery ry Guy Maxime! hainao mihintsy ny
    mandahatra ilay tena hevitra hilaina ka mifanaraka @’izao tolona hatrehantsika izao
    tsara be ny fanazavanao ,ary tena mankahery tokoa na dia mbola ao aza ny atsojay rehetra hataon’ny
    foza hanampy trotraka antsika ,sady tonga dia ny voamasony foana no potserinao,dia ity fitetezana ny
    faritra: mitondra fandrosoana be dia be mihintsy, satria tsapa fa toa manomboka mandray andraikitra
    daholo ny rehetra,tonga saina ny olona ,sady tsapan’izy ireo (indrindra ny any @ sisiny )fa tsy hatao
    an-jorom-bala izy ireo fa afaka dia afaka tokoa mandray anjara ny tsirairay @ FANARENANA ity tany
    nopotehondry foza orana ity.
    Mankasitraka e!Tohizo fa mahafinaritra sy mahavelombolo ny toy izao!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *