17 pensées sur “Hipoka ny kianja, porofo an-tsary fa mbola am-pon’ny vahoaka ny filoha Ravalomanana .”

  1. hono hoy aho ry foza isany, mba oviana no mba nisy vahoaka nilanja ny sariní andry rajoelina sy banderole TGV hatramin´ny nangalarany fitondrana, ary hatraminízao, izay milaza hoe. Andry rajoelina hatrany,
    vahoaka velombolo sy velom-panatenana tahaka izao.

    rhehefa vory olona ny toerana alehaní joelina dia hita fa olona malok´endrika, voatery hanatrika, sy olona malahelo sy reraka .
    vahoaka mitaky ny hijanonaí joelina amin´ny toerana nagalarina, na dia ireo foza sy taranaka foza aza , tsy misy ary mbola tsy nahita aho.

    fa izy kosa record rehefa handefa EMMORG sy rehefa didinina Miaramila mpiarao noho ny tahotra . Ny Foza mianakavy io.

    VIVE DADA, TONGAVA SOA IANAO

  2. AKORY LAHALY E ! SALAMA VA ? ARAHABA SOA ! ARAHABA TSARA !
    HO HAMBININ – JAVA- NANASATRA IANAO ANDRIAMATOA FILOHA !
    ARY HOHAMPOKIN ‘NY SOA NY MALAGASY !

    PAR QUELLE MANOEUVRE DE L ‘ESPRIT , LE PRESIDENT RAVALOMANANA MRC ,POURCHASSE DURANT SEPT ANS DANS SON PAYS PAR TOUTE L ‘ OPPOSITION QUI A PERDU L ‘ ELECTION DU 16 DECEMBRE 2001 A – T-IL REUSSI LE TOUR DE FORCE DE REGROUPER AUTOUR DE SA DESORMAIS CELEBRITE NATIONALE ET INTERNATIONALE TOUS LES MALGACHES DE FACON UNANIME AVEC L ‘ APPROBATION TOTALE DES CHEFS D ‘ ETAT ET DES CHEFS DE GOUVERNEMENT DE LA SADC

    MALGRE LES CHAUSSE – TRAPPE , LES CROCS EN JAMBES , LES ATTENTATS MANQUES , DEJOUES , MALGRE LES PETITES ET LES GRANDES PHRASES IDIOTES DE DENIGREMENT INJUSTIFIE QUI NE DESIGNENT QUE LEURS AUTEURS , LE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC A REUSSI A CONFONDRE TOUS SES ADVERSAIRES DEPUIS LA FIN DE L ‘ ELECTION PRESIDENTIELLE DU 16 DECEMBRE 2001 JUSQU ‘ A CE 20 AOUT 2011…! IL LEUR A COUPE LES HERBES SOUS LES PIEDS ET LE PEUPLE MALGACHE , DANS SON ENSEMBLE , LUI EST RESTE FIDELE ET L ‘ A ENCORE CHOISI COMME LE LEADER INCONTESTE ET INCONTESTABLE DE LA PROMOTION ET DU PEUPLE MALGACHE DANS TOUS LES DOMAINES ET COMME LE CHEVALDE BATAILLE DU DEVELOPPEMENT DU PAYS…, QUI A ETE STOPPE PAR CES STUPIDES VOYOUX , BANDITS QUI , SOUS LE COUVERT DE LA REVENDICATION D ‘ UNE DEMOCRATIE ET DU DEVELOPPEMENT AUTRE DU PAYS , DETRUIT , DEVALORISE LE PAYS ET LE PEUPLE MALGACHES !

    NOMBREUX SONT CEUX QUI ONT DOUTE DU RETOUR DU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC DANS LE CHAMP POLITIQUE , MEME SI LES MALGACHES LE PORTENT FIDELEMENT DANS LEUR COEUR ET DANS LEUR CHOIX !
    CAR SES ADVERSAIRES ONT CRU BIEN FAIRE DE FAIRE FEUX FEU DE TOUS BOIS ( DESTRUCTION , CONFISCATION , VOL DE SES BIENS..PAR DES DECISIONS DE JUSTICE FARFELUES ,
    MAFIEUSES…ET ORGANISATION D’UNE OPPOSITION POLITIQUE ARTICIELLE , C ‘EST – A – DIRE SANS CONVICTION , SANS PROGRAMME ,EXCEPTE LE BUT DE VITE DILAPIDER LES DEVISES RELATIVEMENT IMPORTANTES LAISSEES PAR LE POUVOIR TOMBE PAR LE COUP D ‘ ETAT !
    ET SES ADVERSAIRES , COMMANDITES PAR LES FORCES COLONIALISTES DE LA FRANCAFRIQUE , N ‘ ONT EU AUCUNE RETENUE NI SCRUPULE POUR
    COMMETRE LEURS MEFAITS !
    OUI CES ACTES DE MALVEILLANCE , ASSIMILABLES A DES CRIMES ET DES DELITS , N ‘ONT PAS SURPRIS LES MALGACHES MAIS LES ONT FACHES CAR ILS EN SONT DEVENUS LES VICTIMES INNOCENTES !
    ET TANT BIEN QUE MAL , CES MALGACHES QUI ONT VU LEUR CHOIX ELECTORAL BAFOUE , DISSOUS PAR UN COUP D ‘ ETAT , CES MALGACHES TRES RELIGIEUX , QUI CROIENT A LA JUSTICE DE  » ANDRIAMANITRA  » ET A LA JUSTICE IMMANENTE , SONT RENTRES DANS LA RESISTANCE PASSIVE , DANS LA NON – VIOLENCE..!
    CES ATTITUDES D’INERTIE ONT IRRITE DESESPRITS CHAGRINS – qUI EUX NE FOUTENT RIEN MAIS SE CONTENTENTENT D ‘INVECTIVER CES MALGACHES QUI SOUFFRENT MAIS QUI N ‘ ONT D ‘ AUTRES MOYENS , A LEURS YEUX ET DE PAR LEURS EXPERIENCES , QUE CETTE ATTITUDE D ‘ ATTENTE , DE SUIVI DE L ‘ ELVOLUTION DES EVENEMENTS..!
    POUR LES ADEPTES DU CARTESIANISME ET DES REPONSES DU TAC AU TAC , CETTE INERTIE ,  » CE MORAMORA –CE PIANO PIANO  » A LE DON , LE CHI D 4ENERVER CEUX QUI N ‘ ONT RIEN COMPRIS ET QUI NE SE POSENT QUE LA SEULE QUESTION :  » MAIS POURQUOI CES GENS NE REAGISSENT , POURQUOI N ‘ OSENT – ILS PAS RIPOSTER ? « LES MALGACHES NE SONT PAS FOUS , ILS SE RENDENT BIEN COMPTE DE L ‘ EGALITE DES MOYENS DE COMBAT , NE ERAIT- CE QU ‘ AU NIVEAU DES ARMES !.ET LES FORCES MILITAIRES , THEORIQUEMENT ORGANISEES POUR PROTEGER ET DEFENDRE LE PEUPLE ONT VU
    DE NOMBREUX DE LEURS ELEMENTS ENROLES AR LES AUTEURS DU COUP D ‘ ETAT..!
    LE VOUS INFORME QUE LE  » MORAMORA  » CONSISTE A DONNER DU TEMPS AU TEMPS , TOUT EN MAITRISANT SON CALME !

    J’ AI VOULU PAR CES QUELQUES LIGNES
    –D ‘ ABORD a) LA FINESSE D ‘ESPRIT DU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC , QUI MONTRE BIEN ICI LA SAGESSE DU FONDEMENT DE SON EDUCATION ACQUISE AUPRES DES PRSONNES AGEES DU MILIEU PAYSAN ( ZANAK ‘ ANTITRA ) , b) LA MAITRISE DE SES NERFS QUI ONT ETE A RUDES EPREUVES ,
    c ) SON INTELLIGENCE PRATIQUE DES FAITS ET DES EVENEMENTS , UI NE LE LAISSENT PAS AU DEPOURVU , d) SON SENS DE L ‘ ANTICIPATION , QUI L ‘ AIDE A PRESSENTIRL ET / OU DEVANCER LES REACTIONS DE SES ADVERSAIRES !
    ET TOUT CECI AVEC L ‘ AIR DE NE PAS AVOIR L ‘ AIR DE REFLECHIR OU D ‘ AGIR..

    –ENSUITE a)LA SAGESSE , b)LA CAPACITE DE FAIRE SEMBLANT DE COMPRENDRE OU D ‘IGNORER , DE CONNAITRE ,ETC DES MALGACHES : ILS PEUVENT VOUS TOURNER EN BOURRIQUE ET VOUS FAIRE PERDRE RAISON EN FEIGNANT DE NE RIEN COMPRENDRE , -LA ROUBLARDISE -c) SON INEPUISABLE PERSEVERANCE ( IZAY MAHARITRA VADIN ‘ ANDRIANA …Traduction libre :  » CELUI QUI PERSEVERE..SERA BIEN RECOMPENSE , AURA DES BONNES SURPRISES .. »!

    LE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC PENDANT CES LONGS MOIS DE CRISE ONT EU COMME COMPAGNONS ET COMME SOUTIENS LES MALGACHES QU’ IL MERITE : DES VRAIS , DES AUTHENTIQUES COMPATRIOTES AIMANT LEUR PAYS ET LEUR PRESIDENT QUI NE LEUR A JAMAIS AUX BOND !

    LES MALGACHES , ENFIN , ONT TROUVE L ‘ HOMME QUI LEUR FAUT POUR DEVELOPPER LE PAYS ET POUR AMELIORER LE BIEN ETRE PHYSIQUE ET MENTAL DES MALGACHES !

    MIFANKAHITA NY TIA SY NY TIANA !

  3. F’angaha rehefa tsy manao orange dia tsy vahoaka ry foza a!tsy vahoaka koa nahoana no
    nalaky nasiana sira e! ary mikoropaka be ery pm izany fa misy inona??????voadona mafy
    ihany na dia mody fanina aza! mbola tsy misy n’inon’inona fa azy mbola mikoropaka aloha,angony ihany aloha
    izay azo hangonina fa ho avy ny andro izay efa mba niandrasanay ela be izay !

  4. mianara aloha manisa fa aza faly manao mpianatry ny mpitery ronono e! sa atao amin’ny litatra ny isan’ireto andian-jiolahy ao amin’ny magro???? AH!ah!ah!ah!
    Aza vendrana ihany oa!!!!!! mahay manisa sa tsy nianatra loatra ohatran-dravalonandra ka na olona 200 dia lazaina fa vahoaka????

  5. Matoa i Dada tsy avela hiditra de atahorana mafy: mazava zany fa matahotra azy ny Foza ankehitriny. Raha sahy dia aleo mifanandrina eto @ « ring » eto dago fa aza atao tifitra an-damosina. Rehefa atahorana i Dada dia tsory fa tonga dia tsy hifidy izahay fa hipetraka hitehaka foza.

  6. Tiako be pm izany! nisondrotra nisondrotra ihany ity ilay isa! hay lasa 200 indray??
    Mianara kely ihany aloha fa mbola tsy ampy kely fotsiny, eo @ aotra 5 eo sisa dia
    izay no tena izyyyyy! ireo no isan’ilay olona miandry an’i dadaaaaaaa!
    Tsy hoe rehefa tsy milelaka ny frantsay dadanay dia tsy mahay! jereo ny fisosany miteny ANGLISY.
    Mba manao ahoana ny daka marivorivo azon’i domelina ?izay aleha maneno sahona daholo? ary
    dadanay? HIANKOHOFAN’IZAO TONTOLO IZAO na harena na ny fomba fiasany na ny TOETSAINY.
    Mahery ny anay e! izahay koa tsy mijapy SOAVALY MATY,amidio @ la frantsa ny RENINANEO sy ny
    ANABAVINAREO (hoy ny kabary teo @ Magro) fa izahay tsy maintsy miady @ fahafahana ny TANINAY.
    Tsy izay foza andevom-i la frantsa no mba hianakendry eto!
    Sao dia ao aminareo ao aloha i KADHAFI fa misy mitady azy?akamanareo mantsy ireny ka tsy maintsy
    ho toa ireny koa no HIAFARANAREO! Dia efa mangorona entana fa sao TRATRA farany eo ary ry PM a!

  7. Rehefa tsy milelaka ny frantsay ve dia lazaina fa tsy mahay e!mba jereo ny fisosan’i
    dadanay miteny Anglisy ry DOMA a!
    Efa mba mihamahay kosa pm izany ! alefa ! mianara ihany aloha fa mbola tsy ampy kely , eo @ aotra 5
    eo sisa tsy feno dia izay! 20 tapitrisa no vahoaka miandry ilay dada malala!
    Dada tsy mijapy soavaly maty toy ny FRANTSAY fa ianareo foza orana rehetra ireo misy hafatra ity kabary
    omaly teo @ Magro dia hoe:  » HAMIDIO @LA FRANTSA NY RENINAREO SY NY ANABAVINAREO HO
    viravirainy toy izao hiviravirany ny TANINTSIKA IZAO ,ny zanakareo vavy koa » fa i MADA dia an’i GASY tsy
    HAMIDY na ho didin’i la frantsa.Mazava amin’i pm angamba izay ary HAPITAPITAO any .
    Ary aiza aloha i KADHAFI fa misy mitady sao any aminareo any fa ianareo mantsy NAMANY,dia ho toy azy
    ihany koa no miandry sy hanjoa anreo domelina foza ireo fa tsy taitra! dia efa mapiripirina ihany entana izay
    voarambon’ny tanana ihany an! aza hatao be dia be fa ho enjana ny lalao atsy ho atsy! POV PM!

  8. rehefa tsy miteny frantsay ve dia lazaina fa tsy mahay ry nadra a! mba jereo ny fitenin’i dadanay
    Anglisy? misosa ohatry ny fomba fiasany ihany .
    Dia mbola mianara kely ihany aloha ry Pm fa efa mba misy fivoarana !kely sisa ! apianao aotra 5 fotsiny io 200 io
    dia izay ilay olona miandrandra ny FIVERENAN’I dadanay!
    Dadanay tsy mijapy soavaly maty toy ny LA FRANTSA , amidio @ la frantsa ny reninareo sy ny anabavinareo fa DAGO
    an’i Gasy ka tsy avelanay hanjakan’i botom-bazaha ohatra anareo foza.

  9. ah!ah!ah! ravalonandra ono no mahay teny anglisy!!!! tena vendrana ireto mpanaraka azy ireto!!!!mot a mot ve nomisosa??? dé rehefa miteny farany na iza na iza miresaka aminy dé oe OKAY!OKAY! Ha!ha!ha!
    dadanareo tsy atahorana raha mody eto fa TIANAY VAHOAKA AMPIJALIANA SY SAZIANA KELY ALOHA! teo amin’ny toerany aza izy voahonganay vahoaka koa maika fa tsy eo????? aza manonofy!

  10. Aza mody fanina eo fa hadinonao sahady angaha ilay vahoaka nataonareo SORONA mba
    hilibanareo toy izao? ireo olona nataonareo MASIKITA fa natahotra sao tsy ampy 40 ilay
    notofirinareo t@ 7 fev fa izay no isa notadiavin’ny devolinareo raha tsy izay tsy niala teo dadanay.
    Tsy afaka tanteraka anefa izy fa somary NIKISAKA fotsiny! dia io DADANAY lasa olo-MALAZA erantany io.
    Fa aiza kosa ny domelinareo ???daka vody etsy !daka vody eroa!lany henatra !efa alohan’izao tontolo izao!
    Miakapokapoka !vao maika mampitombo ny toatra hiakaran’i dadanay anie ianareo e! volamena halatsaka
    am-bovoka ny dadanay,ka vao maika MAMIRATRA lesy ry PM a!
    Ny vody lanin’ny moka mba jerena fa aza dadanay efa tsongon’olombolo efa tsara tohana @ tsara hataony ary
    no hianarana mba haratsiana,tsy misy ratsy ohatra anareo foza eto ambonin’ny tany,dia mibeba fa efa akaiky ny
    farany e!

  11. Tsy afa mandroso ny foza orana rehefa mandeha fa mihemotra ary haingana be, ka tsy mahagaga ny peuple malgache raha miverina any amin’ny 60 taona tany aloha. Fihemorana lasa haingana be(à grande vitesse) fa ny fandrosoana tsy lasa. Mankarary vavony ny peuple malgache fotsiny.

  12. Namerina ny peuple malgache any amin’ny 60 taona tany aloha tao anatin’ny 2 taona fotsiny, nefa ny Dadanay 5 taona fotsiny dia efa nampandroso haingana ny vahoaka malagasy ka natahoranareo foza fa tsy arakareo ny diany noho ny fitiavany ny Tanindrazany. Aleonareo nanongana azy haingana miaraka amin’ny voanjo.

  13. mivavaha ho an ny tanindrazana fa na inona na inona ifampitenenana eto dia tadidio fa andriamanitra no tompon’ny ho avy koa mihavàna daholo fa izay no lalana mankany amin’ny fahasoavana tsy misy mahazo soa ao anatin’ny fifankahalana.

  14. Arakaraky ny fivovoazan’ny foza ry zareo no hafantarana hoe, 10 rlx de pq par jour no lanin’ilay domelina â !
    Ho avy ny hiraky ny troïka amin’ny alatsinainy, dia efa mangotika sahady !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *