HISY VAOVAO LEHIBE RAHAMPITSO

28378273-jpeg_preview_large

Araka ny angom-baovao nataonay dia hisy vaovao lehibe holazaina etsy amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka rahampitso Sabotsy 27 Aogostra, hisy vahiny hitondra ny hafatry ny filoha Ravalomanana ho tonga eny. »Manentana ny vahoaka rehetra ho tonga eny amin’ny Magro rahampitso » hoy ny depioté Zafilahy raha niresaka taminay tamin’ny antso an-tariby.Fotoan-dehibe araka izany ny rahampitso hoan’ny mpandala ny ara-dalana.

10 pensées sur “HISY VAOVAO LEHIBE RAHAMPITSO”

  1. hiala hono Joelina ny 30 aout hitsoaka, fa efa voky sao
    tratra farany eto, dia hatsipiny amin´ny directoire militaire ny fitondrana, fa izao, mbola ho ady toerana koa ny an´ny miaramaila hady seza ao amin´ny directoire moa ireo mpanaraka an-dradomelina ho tampon-dalan-kaleha,hitsoaka fitsaram-bahopaka sy tribunal i andry radomelina

  2. Mbola filelafana ny frantsay ihany no anton »io fa inona moa?
    Frantsay no ao ambadik’io fa inona indray?roasy any ireo fa fanetry be e!

  3. maninona ry Nalijaona raha tsy mampiely tsaho a!! izay v no solution hitanareo? refa leo ny mitaninandro eny @ magro rangah d ndehana mi-maste a!mbola misy vola zaraina foana mants eny @ magro d ts mahita hatao d mamorona an’ity antsanga ts aman’orana ity an?
    raha izaho aloha d ny mitady asa no ataoko f ts hanabe bonga fotsiny eny

  4. Tsy zakan’ny tsenanareo ireny fa andana maka sisiny ry tgvendrana a!
    Vao2 tsara sady mafonja no nanome lanjany an’i Magro hatrany ireny
    koa mba aiza ny anareo e!!!!!izay mivoaka MAIMBO! izay mivoaka MANTSINA!izay mivoaka MPANGALATRA!
    izay mivoaka GADRA tsy afaka akory,jiolahy daholo ,izay mivoka lainga!!zara raha manana CEPE ny sasany.
    Tsy mila fizarana Vola foana vao afaka manavotra ny tanindrazana,ny mpivarotra tanindrazana toa anareo no
    miandry tataka fotsiny ohatra ny FIVAROTANEREO ny RENINAREO sy ANABAVINAREO ihany no fivarotanareo
    ny TANINDRAZANAREO dia aholano koa ny ZANAkareo fa ny ZAZA gasy tsy avelanay ho aholanareo sy ny
    mpanjanaka,ao anatin’ny asan-devolinareo daholo mantsy izany rehetra izany,dia aza malaky mikaikaika!!!!!!!!!!

  5. oadray, ary ity dadanareo hono mba manana BACC+ 2 sa 3? reny ary ny tenifrantsainy ohatry ny teny frantsain’ankizy 12é ko! tsy mahalala akory ny différence entre sujet, verbe, COD! mba jereo ange ny anay refa miteny frantsay e,manoatra ireny frantsay ireny mits sa ampifaninana miteny anglisy indray?
    efa fombanareo ragahy ity ny manao makorelina hivelomanana fa zay manan asa atao fa tsy mi-maste fotsiny eny @ magro eny a

  6. misosa @ lainga ia! tsy lavina ! fa aiza ilay mba fiteny anglisy ray olona e!
    ka dadanay mihintsy no tsy diamahay mijapy soavaly maty ka tsy miraraha
    izay fatina frantsay tsy AHATONGA AIZA! sady mba jereo dadanay rehefa miteny Anglisy angaha tsy henon’
    i tgv? mahafinaritra be! tonga dia azon’ny olona tsara sady MATOTRA fa tsy miteniteny foana satria mahay teny
    frantsay toa an’i domelina .
    Dia ny tena koa no menatra raha tsy mahay miteny frantsay ity taimbazaha ,fa mba teneno ihany izy mba tsy dia
    handainga loatra fa efa silaka be! manalabaraka!!!!!!
    Magro dia toerana masina,kianjan’i finoana ka sao hianjeran’ny hatezeran’Atra eo ity ianao ka ho sahirana,feon’
    atra no henoina eo mba ho fanavotana io TANY MASINA IO fa tadiavinareo hatao AMBONGADINY @ MPANJANAKA.
    Efa asa lehibe ary asan’ATRA no hatao @ MAGRO, hany ka izay misy DEVOLY tsy tafapetraka eo fa lasa mamonjy
    ny namany foza rehetra any e!!!!!!!!!!!!ataoko fa afapo tgv ? sa mbola hampiana? isika tsy miady an! samy Gasy!!!!!!!

  7. ny tgv sy ny zanak’i dada dia olona adala tena adala, i dadabe deba mitsofoka mora miadia misy maty sahala amin’ny alika eo fa sady tsy i zandry io no tsy i dada

  8. Bitsika! efa hainay e! voapoakan’i domelina tany dia midelira aty! tratran’i kotofetsy
    t@ maharary azy tany an! tsy nomeny t@’ilay vola notaominy t@ valizy lasa any
    PARIS any dia aty @ dada no manovokovoka an!!!! tsy irery ianao fa maro ianareo ao koa mahereza fa
    mbola be ny ho sisa hi! hi! hi! tombon-dalana ny anao fa mbola maro ny hanaraka avy ao AFARA!!!!!!!!!!
    Efa fantatray koa fa mitady ho solin’i domelina la frantsa fa tsy mamely domelina, ka mety ho ianao io ????
    Avelao hitsofoka izay hitsofoka fa tsy HATAHORANAY e! zanaky ny efa mangotraka ny zanaky dada,ary toa
    mitady hatahoranao koa DEBA izany????? mbola ao koa i DADABE Zafy sao hadinonao ????mbola ao
    amboninao daholo izany ka aza mbola MILINGITRA ny HITEROTERONA @ AVO!!!!!Esy e! ry EX-FOZA e!!
    Mampalahelo ity ianao! ny nantenaina tsy azo !ny an-tanana VOTSITRA! nataon’i domelina TOHATRA !!
    Dia mba aviavy ery ity izy hi! hi! hi!!!!!! mbola be dia be ny eo alohanao fa aza maika !!!!!!!!

  9. Aza adino ny olona novoinoi’io dadanareo io t@ 2002 tsarovy ny tantara, ny olona mbola novonoiny t@ 2009, ny alatra isan-karazany, ny fidorohana zava-mahadomelina, tsy te hiteny betsaka, tsy i dada no Andriamanitra eto, fa ny vahoaka, raha tsy fantatrao efa naharary io dadanao io nalefa aingana tany afrika atsimo, nidomelina, rehefa miteny romodromotra aoka leitsy ry bandy tsy mila olona toy izany ity tany ity

  10. Sao diso adresy Bitsika! raha hoarina @ domelina kosa aloha dadanay
    dia ANJELY e! taiza indray ianao no nahita fa namono olona dadanay??
    sao ianao io nitsangana t@ maty io no novonoiny???? izy anie tsy nila sorona fa ny franc-macon naniraka sy
    namantsy vola anreo hanonganana ny dadanay (noho ny heriny) no mila sorona e! raha fifampitolomana ho an’
    ny tanindrazana dia nisy fa aza mba mamorona ! vao maika ianao tsy ahazo KIL eo raha vao mbola mandainga
    toa an’i domelina ,tsy fanosora-potaka an’i dada akory no ahazahoanao ny toerany fa volamena alatsaka am-bovoka
    izy ka vao maika MAMIRATRA satria efa fantatra fa nanao soa ny FIRENENA izy na inona na inona filazanao azy.
    Sao dia mba tratran’ny vorikareo no nankarary ny dadanay ???soa fa tao JESOA nanasitrana azy kay!!!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *