1 pensée sur “Ho mafy ny fianjeran’ny FAT !”

  1. Milay be ilay tantara e! avelao handeha izay tsy tamana e! tsy ho hita eo ihany ve ny FIANJERANY!
    TSy hikapa aty! foza maimbo!
    An’i Malagasy Madagasikara fa tsy an’i frantsay!tsivanona mihintsy ireo fantsay ireo marina ! izany mba lohany!
    Avelao fa hifankahita eto fa manao olona tsy ho olona loatra ireo tsivalahara tsy vaky atatra ireo.
    Hanaraka ny vavanao daholo ny loza ahazo ireo foza ireo ry GUy Maxime! ho tahian’i Tompo koa ianao! dia toano tsara i
    Ingahy Ralitera fa mahery fo antsika iny.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *