1 pensée sur “Manandafy Rakotonirina : « lany lainga i Andry Rajoelina »”

  1. I tgv efa hatramin’ny voalohany no tsy misy bala, any amin’ny miaramila ny bala ka ireo no tokony fantarina no tena tadiaviny satria afaka miala amin’ i reny malala koa ireo raha tiany.Mety mila ny hevitry ny mpanabe ao amin’ny ACMIL angamba. Henitra atsipy ny ahy.
    Manaraka izany misy zavatra mikono amin’izao fotoana izao ka mihetsika daholo ny rehetra.Mety hivaha atsy ho atsy ny olana.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *