17 pensées sur “Me Hanitra Razafimanantsoa : manohana ny filoha Ravalomanana tsy misy fepetra !”

  1. Vato enina (mpamadika) ve nde mba HoAiz’ê! Ao anaty sarotra no hahafantarana hoe inona no marina ny couleur-n’ity.

    Betsaka ny relève, ny vahoaka 100% – 0,01% eto miandry ny fiverenan’ny filoha!!

    MAHEREZA!

  2. Inona no hitsabahan’ikala anona iny izay asanao any ry Madame Hantra???
    Ny adidinao no hataonao fa azy sy Andriamanitra izay fivadiany any,mianakendry
    mitady hanakivy anao ,ity Onitiana,maninona no tsy avy dia notsorina fa « hajanony ny fiarovana ireo »
    manomboka mihamavesatra @foza ny FIJOROAN’i Madame Hanitra hiaro ireo voapanga tsy @ antony
    ireo ka mitady lalana kala barika tapaka ,vondraka @ alahelombahoaka ,Voakarama mafy saika handrebireby
    an’i Maitre Hanitra,heveriny fa maivan-doha toa azy angaha ianao ry Maitre Hanitra?
    Misaotra @ fanazavana sy ny teny fankaherezana ! Mitohy ny tolona !
    Ny Tompo homba anao ,hanambina @ izay kasainao rehetra !

  3. Somary gaga ihany ny tenanay raha maheno sy mahita ny haino aman-jery sy ny fahita lavitra amin’ny fitsarana ny raharaha RALITERA!. Hono hoa, fa iza marina moa ny avocat an’ATOA Ralitera?, i Maître Hanitra RAZAFIMANANTSOA ve?, raha ny fahalalako, ny fahafantarako sy ny fahitako azy dia manana avocat manokana mpiaro, miaro ary niaro azy hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany i Atoa RALITERA, koa nahoana amin’izao fotoana izao no haely sy hatatata ho rendanitra sy ren’izao tontolo izao fa i Maître Hanitra no tena « RÔLE », vongany daholo izany ireo avocat 7 izay tonga niaro ny olona izay niarovan’izy ireo tsirairay?, samy nanana avocat iray avy manko izy 5 miralahy mianaka, ary tena niady mafy tokoa amin’ny fahafan’izy ireo, nanao ny asany antsakany sy andavany amin’ny maha-matianina azy, nandany andro, nandany fotoana, nandany ora, amin’ny fitadiavana ny marina, kanefa dia olona hafa indray no misalotra sy miravaka ny asan’izy ireo, izay hitako fa tsy mety ary tena mampalahelo raha ohatran’izany ny toe-tsaina, sa kosa angamba manao « VEDETTARISME » sa « POPULARISME OPPORTUN »?, na hoe tsy maintsy manao « COMPTE A RENDRE » any amin’ny Atoa RAVALOMANANA amin’ny note d’Honoraire?, dadany ihany ilay politika an!, ny be vava ihany no tena milay sy mahavitazy, izany ihany no mahatonga ny crise tsy mety mivaha hatramin’izao, fa ohatran’ny sans qualité ilay toe-tsaina, pas du tout intélligent!. Bravo, Maître Hanitra, ataovy tsara ny cassation, tandremo sao « WHEN » fa mbola betsaka ny épisode manaraka.

  4. Avereno henoina tsara ny voalazan’i Maitre Hanitra dia sokiro tsara ny taitsofina fa namafisiny tsara fa
    « tsy izy irery fa misy ary BETSAKA MIHINTSY AZA HOY izy  » no miara ka miasa aminy fa sao probleme
    hafa ny anao?diso fanantenana angaha sa ……?toa tsy voatariky ny foza indray ve RAlitera??na miseho ho vedette aza izy
    vedette @ tsara koa inona no olana?????nahavita ny vitany angaha ianao io ry mihaja????
    Ary mbola saika hanazava izy fa niantso tampoka ny DADANAY dia voatery notapahana,fa aza marary andoha fa tonga dia
    lazao izay tianao lazaina hamalianay azy fa samy malailay izao!
    Dia mahaiza mitsara fa tsy fitenin’olona be vava ireny fa fitenin’olon-kendry ,miezaka izy manazava ny marina satria efa FAFY
    LAINGA SISA HENO @ haino aman-jery rehetra.
    Ny toetsainao no tena mampihomehy sy mampalahelo sady mitsaratsara foana fa tsy izay lazaina lazaina hamaliana azy tsara!

  5. Voadona angaha ny ambompo perso an’i Mihaja!

    Novitaina ny raharaha Ralitera
    Nasaina hitafa tao @ invité du Zoma ny tenany
    Nomena ny fitenenana izy teny ankianja (voalazany tsara ny anarana hoe maître Noro)

    Raha légaliste ianao dia aoka ho solidaire – tsy fotoanan’ny fifampidringanana intsony izao
    Raha tsy izany, tsy mahagaga fa ny SMM aza voatapim-bava @ vola, ny poche ny sasany tsy ampy mbola manala azy eto

  6. HoAiza ET ranavalona,

    Ni foza comme vous le dites, ni légaliste également mais un simple fervent patriote et de ce fait, un simple observateur qui analyse ce qui se passe, ce qui se bouge, ce que l’on voit et ce que l’on dit!. Je ne veux pas polémiqué, mais si Atoa RALITERA et consorts sont acquittés de leur peines, c’est grâce à leurs avocats respectifs qui ne sont pas des moindres!, mais ce n’est pas du tout en faveur a une ou 2 personnes qui veulent se faire distinguer en ignorant leurs pairs. Vu la façon d’analyser, d’interpréter et de voir les choses, je ne serais et ne seras jamais solidaire comme vous le dites, oublie là!. Déja, nous n’avons pas la même mentalité, inutile de discuter avec des gens bornés et qui ne visent pas loin, c’est une perte de temps et d’énergie!. Amicalement votre.

  7. Fomba filazanao dia midika avy hatrany fa misy probleme ao aminao fa aza mody Gisa eo!
    n’inona filazanao sy fanadiovanao tena eo ! ny fomba fitsaranao MIVILANA be! haitsio ary aloha!
    Mazava ny resak’i Maitre Hanitra ary matotra ka tsy lanilanin’ny vavoninao loatra satria MANOHITOHINA ANAO angaha??
    dia zavatra efa hazavainy ary no  » HADIKANAO VILANA  » soa fa mbola teo ilay VIDEO !Dia manasa anao indray ary mba
    hamerina hiaino tsara na dia SOMARY MAHARARY KELY IHANY aza fa direct loatra.

  8. Si vous étiez au procés, jamais vous ne réagisser pas comme ça, plutôt ouvert et compréhensif, mais au lieu de rester et d’être borné, en accusant, en traitant et en insultant de tous les mots, les gens qui n’ont pas les mêmes idéologies que vous les légalistes pas intéligents, il est inutile d’en discuter, perte de temps et d’énergie comme je le cite auparavant. C’est inutile de me faire taire et de me faire changer puisque j’ai assisté, tout au début càd du premier jusqu’au 3ème, la fin du procès, pas comme vous qui se contente de l’internet, des médias mensonge, donc j’ai bien vu de mes propres yeux et j’ai bien entendu de mes propres oreilles mais ce n’est pas comme vous le dites de « sokiro tsara ny taitsofina », les plaidoiries des avocats qui ceux sont succédés à la barre, la constatation est là, ce qu’à fait Maître Hanitra est minime par rapport à ses pairs, et même si en visualisant et en écoutant X fois, le problème est toujours là, et c’est ça qui me dégoûte!.
    Dit « INTELLECTUEL »=Dit »INTELLIGENT » donc pas besoin de faire le « VEDETTARISME » ou « POPULARISME », malaza ho azy amin’ny zavatra ataony!, ce qui diffère également de votre protégée qui ont vraiment besoin de faire la « PUB » pour être populaire et devenir vulgaire à la fin!. Koa iza no mandika vilana, izaho sa ianao izay mionina fotsiny amin’ny tatitra atao eo @ haino aman-jery sy ny ny internet sa ny olona nanatrimaso sy nahita tava ny voampanga sy ny mpisolovava ary nanaraka tsara ny fizotran’ny procès?. Izay no ataoko hoe, « il faut bien analyser et bien réfléchir avant d’agir et de réagir », surtout avant de dire n’importe quoi et c’est valable pour tous le monde.

  9. Hialako tsiny aloha raha nanohina anao ilay fiteniko fa efa makaleo ity fitiavan-tena ity eto indraindray!
    Inona ary no tena problemanao @ Maitre hanitra sy dadanay nefa ianao koa milaza fa tsy foza?????
    mahagaga ihany fa lany andro eo ianao manazava sy mandahatra fa mbola hamafisiko fa misy olana lehibe ao aminao.
    Efa nanamafy koa izy fa manao politika ka izay koa no nijoroany teny,ka iza ary no tokony hamoaka ireny vao2 marina
    ireny raha tsy izy hoy ianao?
    Mody hidianao tsy hita sa tsy te halala ianao ny zavatra hiainana @’izao fotoana izao ka mba mila mahalala ny zavatra
    tena marina ny vahoaka efa milomano ao anaty lainga lava izao,dia mampaninona anao raha mba misy mba mahafoy
    tena mba mampita izany vao2 tsara izany ??ary tsy marina velively ny filazanao fa vedette na populaire satria TOLONA
    ho an’i tanindrazana no hiadiana izao fa tsy ho ANAO IRERY!ary tsy isanandro izy no mankeny .
    tazony ho anao irery ny hevitra diso fa izahay dia mila dia mila fanazavana toy ireny mba hampitony sy hankahery ry
    Mihaja a! andao ary ianao mba ho hitako soloy ny toerany raha voasolonao!

  10. Viser loin c’est quoi en ce temps de trouble?

    1°) Et la personne en qui vous souhaiteriez prendre le micro, aurait-elle produit le même effet aux yeux des auditeurs?

    2°) Si seulement vous détenez le secret comme quoi on a EMPECHE la tenante du titre (comme vous aimez faire entrer dans nos crânes) de donner un speech, alors l’on pourrait comprendre votre bla bla critiques dénigrantes à l’endroit de maître Hanitra

    Sinon du subterfuge pour semer la discorde (à ne pas exclure)

    Nous n’avons rien à foutre des griefs de votre entourage, ni de votre jalousie perso…
    Plus
    Si vous n’êtes pas légaliste, Magro en est le kianja: veuillez déguerpir hors des bornes!

  11. Amiko dia mifanohitra velively @ fisainanao ny zavaniseho ry Mihaja satria fihetsika fanetre-tena aza
    no fahitako ireny,olona ohatra ireny izy no miohaka @ vahoka ,indrindra vahoaka madinika toa anay,
    ka mba jereo aloha ny tombotsoa hiraisana ,fa ohatry ny marina io tenin’i Hoaiza io fa toa sady miaro FIALONANA ny anao.
    Mitsaboa ary tena fa misy tsy metimety aminao ranamana. »Marary fo @’izany eo »
    Toetsaina toa ny anao izao no anisany namotika izao firenena izao,Fialonana,fitiavan-tena tsy mahay mankasitraka sns……

  12. Discussion tsy mamokatra fa avelao any io ry zareo â !
    Olona tahaka an’io mihaja io, no nahatonga an’izao fahoriana mianjady amin’ny firenena izao ! Ny mampalahelo dia somary betsaka laotra ny mitovy aminy !
    Miseho ho be saina sy be kritika, kanefa …..
    Raha lehilahy io, dia anisan’ny atao hoe « kitapo vida », tsy ao izy « roalahy » !
    Jereo fotsiny !
    Tsy foza hono, ary tsy legaliste izy !! Fa inona ? Olona very fanahy sa domelina toa an’ilay bitro lahy ? Matoa mihiditra amin’ny forum eto, dia anisan’ireo olona tokony mba hitsangana ho mpanohitra ; ary tokony hiady mba hitsaharan’izao famoretana sy fambotriana ny vahoaka izao, fa tsy manaiky mihinana ny tokony tsy hoanina !
    Rehefa tsy foza, ka olona misaina dia tokony ho legalista ! Sa inona izany legalista izany ? Mpiaro ny ara-dalàna izany legalista izany ; koa rehefa tsy legalista izy, dia foza izany !
    Hianatra sy handinika lalàna no nandehanany any amin’ny tribonaly, sa hitsikilo ?
    Toa tsy dia ampy laotra ny fieritreretana !
    Olona tahak’izao no mitady handrebireby, sy poizina ho an’ny firenena !

  13. Ny ilany fotsiny izany no mihetsika rehefa « tsy ao izy roalahy » hi! hi! Hi!
    Ny fahitako ny olona toy itony ry zareo dia anisany ny namono ny voay ka i domelina no
    nitavana ny VANGINY,dia rehefa voafaokan’i Maitre Hanitra tao daholo, fa tsy hisy ho afa-bela eo dia io izy
    mipipy apataloha io.Io no hanarahany ny fitombenana’i Maitre Hanitra etsy sy eroa ….. hen !sao dia mba ……
    Mailo ianao Maitra Hanitra fa misy « manaraka anao n’aiza an’aiza ».

  14. Tsy mihetsika, fa mandinika sy mitazana fotsiny !! Asa, inona no dinihany eo ?
    Tsy hamokatra fa mitorevaka be fotsiny eo !! MDR !!!

  15. Na sendra mba nandalo izaho ka nahita le commentaire dia gaga ihany surtout fa ny vavan’ny ranavalona. fa izy ity ve aloha forum natokana ho any’ zanak’i dada ihany e! Toa tsy mahataty critique ilay ranavalona?

    Samy manana ny fihaverany sy ny analyse ny ny tsirairay dia aleo samy hamoaka eo.

    Izaho naheno tsra iny fandaharana iny fa betsaka ny zavatra nolazain’ilay hanitra tao azo nanaovana remarque, ireny nolazin’ireny dia efa voaomana daholo ireny.

    Mba mahatatesz forum fa tsy natao ho any public ity.

    Exemple:
    – ny vahoaka teny amin’ny 13 mai, tsy ireny irery no manohana ny andry fa betsaka ny nijanona teny antrano nanohana azy.
    marina fa voafidy i dada tamin’ny androny fa ireo olona nifidy azy ireo dia betsaka koa no nanenina taty aorina (aza mitopy teny fatratra ianao)
    – Resaka intéret: ianao angaha tsy mahazo na mitady interet zao? Izao ianao votambitambin’ny dada tamin’ny 4×4 nefa tsy nanana an’iny ianao teo aloha.
    – hanananao ny vava amin’ny maha avocat anao nefa betska ny raisonnement tsy voanalysé nao fa efa tsianjery be sy voapréparé ka na dia misy fanontaniana apetraka aminao aza dia valiny hafa no hamalinao azy.

  16. Aiza kosa e!tsy mahay miatsara ivelatsia i ranavalona no tena marina ry mpitsidika a!
    Tolona efa miatraika @ taolana izao ve dia mbola tokona hisy fitsitsiana eto? mba fanairana
    fotsiny ny ahy ka aza mifanome tsiny,efa mba niala tsiny koa aho raha nanohina ny sasany,satria tsy ady no hatao eto
    fa mba fitadiavana vahaolana ho an’ny FIRENENA.
    Tena tsy tantinao koa angamba ilay manaiky ny MARINA mba voalaza eto no tena marina,satria somary manao hitsin-dalana
    ihany aho raha miteny.Tsy dia mahay miatsara ivelatsia aho fa ny ahy avy dia ny masony no potseriko,fa anjaranao no manitsy
    ny sisa,dia aza MISABAKA fa na ianao foza na zanak’i dada izay tsy voatery ho Ravalo fa mpandala ny aradalana dia midika fa
    ny fiverenan’i dada,rehwfa tsy ireo ianao dia miady ho anao ary FITIAVAN-TENA DISO TAFAHOATRA izay mbola anisan’ny
    famotehana hafa ity firenena ity,ka izay no somary nampaherirery ahy fa tsy tokony haseho eto izay fa manafintohina ary tsy
    hitondra vahaolana mihintsy hialana @’izao fahavoazana efa mihoa-pampana hafitsoky ny FITIAVAN-tena sy fialonana diso
    toerana izao.Dia mbola hialako tsiny ihany raha mafimafy ny teniko tompoko o!

  17. Mafana koragna akato zegny fô a reiky fô tohagnana : le retour de notre président élu démocratiquement.
    Le reste c du blabla !
    Johely efa mahià be, ratsy aigna, marioety sitognigna an-tady fô, nefa peuple mosaregna !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *