Nadine Ramaroson trouve la mort dans un naufrage

Encore une fin tragique dans le camp Rajoelina
Encore une fin tragique dans le camp Rajoelina

On vient d’annoncer à la TVM que Nadine Ramaroson et trois de ces collaborateurs ont trouvé la mort dans un naufrage dans la région de Soanierana Ivongo. Certains des passagers à bord sont encore portés disparus et on ne sait pas encore s’ils sont morts ou vivants. Encore une triste fin pour un des partisans du camp Rajoelina à l’exemple de Jacques Syllah et d’autres défunts proches de cet homme.

Nous allons entendre plus tard que ce sera encore un accident criminel que d’autres mouvances auront organisé pour éliminer Nadine Ramaroson. Certainement, la mouvance Ravalomanana va encore être accusée d’assassinat et cet accident va encore soulever beaucoup de polémique. Nous ne souhaitons pas du tout la mort des partisans de Rajoelina mais ils devront penser à tous ces individus qui sont morts tragiquement. Si le peuple malgache ne peut pas les punir directement, le temps et Dieu s’en chargera.

Là, nous pouvons juste dire paix à l’âme de la défunte Nadine Ramaroson et nous souhaitons vivement que sa mort puisse convaincre les partisans de Rajoelina à changer d’opinion et de camp…

113 pensées sur “Nadine Ramaroson trouve la mort dans un naufrage”

  1. C’est encore une affaire de bombe artisanale. Faudrait faire appel au fin limier Richard Baomba pour éclaircir ce cas.

  2. Ny olona mahatsapa fa tsy ho tratran’izany fahafatesana, izany no sahy mibitaka sy manaraby izao famoizana aina izao!

  3. Toutes mes condoléances à la famille de la défunte!!
    Sans souhaiter la mort de personne, je me suis demandé si la peine et la souffrance de millions d’âmes à travers le Pays n’étaient pas en train de se retourner contre certains;que Dieu était en train de punir petit à petit….

  4. S’il vous plait, ce n’est pas le moment. Exploiter la mort d’une personne pour critiquer ne devrait se faire. Et par ca, je parle de tout les partis politiques malgaches. Je ne suis pas pour un camp ou un autre. Je parle juste ici en tant qu’humain pourvu d’une morale. Ne pourrait-on pas juste arreter ces poursuites triviales, juste un moment, juste un jour pour honorer la mort d’une personne. Pas en tant que membre d’une parti politique ou autre chose mais pour l’honorer en tant que mere et membre d’une famille. On a tous une famille que nous cherissons, et je suis sur que la perte d’un membre de cette famille nous attristerait aussi. Alors pour sa famille, pourquoi ne pas faire une treve juste un moment, et saluer son depart. Je repete encore une fois pour certaines personnes qui pourraient le prendre mal, je suis neutre tout en n’etant point apolitique.

  5. Tsy asiana sentiment izany rangahy a! Rehefa ratsy dia ratsy na maty na velona.
    Iza no hanao paix à son ame an’i Hitler!!!

  6. TSY RARINY KOSA RANGAHA RAHA TOY IZANY NY FITSARANA ETO AN-TANY TOKONY ELIMINENA MINTSY NY RATSY TOUTE NOS SINCÈRE CONDOLÉANCES A TOUT LES FAMILLES DES DÉFUNTES

  7. marina ihany nyambaran io article io aloha e, mety zay marina no atao oe tody eee. Tsy hay aloa hatreto zay natonga ny loza fa ratsy fiafara le ramatoa iny e. Eo am farany kosa tiko le article an: « nous pouvons juste dire paix à l’âme de la défunte Nadine Ramaroson et nous souhaitons vivement que sa mort puisse convaincre les partisans de Rajoelina à changer d’opinion et de camp… ».

  8. NANKANY ve i Charlie nanao investigation?

    Alohan’izany: inona moa no zava-bitan-dRatompokovavy teto amin’ny firenena ka hoe deuille nationale a oe…

    Andefaso faire-part ry Simao-Salomao, dia occasion: d’une pierre deux coups indray ny an’ny HAT!

  9. Raha misy tokoa ny tody, ataoko fa ireo nandetika lalina ity firenena ity no efa voany mialoha fa tsy ity Ramatoa ity mihitsy.
    Aza variana manaratsy sy mitsara olona fa ny anjaranao atao tsara dia mety handroso ihany ny firenena.
    Toutes mes condoléances!

  10. Voalohany aloha dia mirary fampiononana feno ho an’ny fianakavian’i TOMPOKOVAVY Nadine Ramaroson, mandria am-piadanana tompoko.Faharoa enga anie ka tsy ho lazaina ry TGV sy ny ékipany hoe: i PREZIDA RAVALOMANANA indray no ao ambadikizao, satria mantsy rehefa misy zavatra haotrizao dia lazaina fa i RAVALOMANANA foana no mpamono olona efa hita mihitsy ny tsy fitiavany ry zalahy an’i PREZIDA

  11. Todin’ny inona nefa? namono olona angaha i Nadine Ramaroson no nanody azy izany, Vetivety tokoa dia mivaly ny tody raha izao manjo any tompokovavy izao no lazaina hoe tody, raha mino izany tokoa inao izay milaza izany eo ambny dia tsy tokony hahasahy hiteny ratsy toa izany raha mba mataho-tody koa, satria n tody tsy misy fa ny atao no miverina.Amiko dia namoy ny aina teo ampanatanterahana ny adidiny izy ary mendrika no homena hasina lehibe. Miara-miomboka lahelo amin’ny fianakaviany aho.

  12. Sincères condoléances aux familles des disparus.

    Ce n’est vraiment pas correct de juger.

    Je suis vraiment intéressée de connaitre les détails de cet accident.

    Ma 1ère réaction c’était « ah bon on peut se noyer dans le canal des pangalanes ? Il fait beau, il n’y a pas de cyclone. Que s’est -il passé ? »

  13. Betsaka ny olona maty namohy ny aina satria nodorana velona tao anaty trano.Mbola tsaroako foana ilay lundi noir.Tsy tokony ho adino koa ireny ry RNM sy TVM.

  14. Ito misy zavatra tsy azoko :
    Maninona ny Gl Ravalomanana no manao rapportn’ilay loza ?
    Izy aty Antananarivo, andraikiny angaha ny any Ste Marie ?
    Rehefa misy zavatra dia eo foana izy manao commentaire…
    Mba azavao kely amiko anie azafady.

  15. Mirary fiononana hoan’ny mana-manjo rehetra. Mampiseho izao fa akaiky ny farany satria miady tombotsoa daholo ka dia tsy misy fanahy intsony ny olona fa latsaina hatramin’ny maty noho ny fifampiandaniana. Aoka hibebaka isika hamonjy ny fanahintsika fa avelao ny olon »i Satana hisakoroka amin’ny bois de rose sns. Tia anao Jesosy. Amen

  16. bye bye ! ce n’est certainement pas une grosse perte et il n’y a aucune larme à verser.
    Alain va s’occuper des funérailles avec tout l’argent qu’il a volé.

  17. Tsisy ninoninona fantatro momba azy.
    firy ny iray tampo aminy ?
    niteraka ? firy ?
    Izany izao no mampalaelo sahalamin’ny fahoriana rehetra.

  18. Ndrosany eh!!!!!!!, miomana ianao ry ranomasina fa hogadraina, satria namono nahafaty ny mpira-mitolona, ho avy hanao enquete anao ry risara bomba, ry nakany, ry lilison, fa tsy adino indrindra indrindra i alain, miomana fa higadra!!!!!!!!!! hahahahahahahahahaha

  19. Ry zareo samy izy ihany no mifanipy hoditr’akondro ao sisa fa aza mifamaky loha
    eo daholo.Dia aza mandoto rano aty daholo ry foza fa mamindra DEVOLY A! tsy
    maintsy ho avy ny valin’ny natao fa « tany MASINA io « . Aza mody adala eo daholo fa foza !rehefa miray
    petsapetsa @ foza !dia fanetry be TOMPON’ANDRAIKITRA @’izao FANAPOTEHANA sy fandrobana
    izao daholo! aza malaky MIKORAPAKA eo daholo fa NANARAKA NY LALAN’i SILLA izy ary ny manetsa
    be mbola ho avy!tsy misy hiala menaka eo !fa te hanao aminy eo daholo! manao an’Atra tsy misy loatra
    mantsy ianareo foza ireo! dia majakazaka ery fa be basy sy be kibo voky HALATRA!ny vahoaka mandady,
    mitrotrongy , matin’ny hanoanana ianareo dia mamono heritreritra fotsiny izao! Mpiatsara ivelatsia tsiavanona
    daholo! mody adala eo daholo fa fantatrareo tsara ny anton’izao ka mipoitra tsy nantsoina daholo fa nasesiky
    ny RAZANA sa NASESIKY NY TAHOTRA fa NANAO RATSY!!!!matahotra ny hanaraka ny lalan’ny mpanao
    ratsy rehetra toy izao efa hariharian’ATRA izao daholo angaha????????hataovy ihany ry ilay tsivanona isany a!
    Atra tsy andrinareo foza rehetra ireo andrinay TOMPOKO o!

  20. je plaindrais plutôt les prisonniers politiques et la GRANDE MISERE DU PEUPLE DU FAIT DE CE GOUVERNEMENT INIQUE ET INHUMAIN ET DE SES VALETS , comme celle-ci….

    la mort d’une foza = BOF !

  21. Marina ny anao ry GBD! ary ireo ankizy voaholana ??.zaza ENIMBOLANA ,zaza vao teraka izany
    tompoko no misy manolana !!!!mbola tsy nisy toa izany teto ambonin’ny tany !izany no zavamisy@
    afitsik’ireo FOZA TSIVANONA TSY FAKA tARANAKA ireo tompoko o!
    Taiza no mbola nisy GASY nihinana ALIKA sy VOALAVO raha tsy t@ izao andron’i domelina izao?sns…tsy voatanisa eto.

  22. Ireo Malagsy olontsotra niara-niharam-bohina taminy aloha no mapalahaleo ary mamangy fahoriana ny fianakavian´ireo olona niaraka taminy tsy manantsiny amin´ny vahoaka malagasy.
    tsy mamangy an´i alain ramaroson sy André ramaroson isika ,fa afaka mividy fahafatesana iny, mbola vidiany amin´ny miliard ny fanahiní Nadine dia ho velona eto antany indray.

     » INY VOLABENAO INY TSY MITONDRA ANAO ANY MAUSOLEE »
    Bakoma groupe.

  23. Fanamarihina
    papaní Nadine izany i andre ramaroson, ilay nogadrainí ratsiraka, fa nolazaina fa nanao complot hamono any filoha ratsiraka taminízay, toa nalefa tamin´ny Fahitalavitra directe ny proces taminízay.
    ny reniny ilay Raymonde ,zanaka miaramila taloha, i raymonde dia vehivavy niavonavonabe izay.

    I alain ramaroson izany dadatoany. rahalahin-drainy.

    izy mianakavy FOZABe anisany nadoa volabe milliard hanohanana ny fanonganam-panjakana.

  24. Tsy tena mbola mazava marina ny zavaniseho hoe:iza avy ireo maty aloha !fa Nadine no fantatra
    sy ireo mpiara-dia taminy.

  25. Sendrasendra mba tafiditra t@ ity site ity ny tenanay fa te hahafantatra vaovao. Mampalahelo ilay toe-tsaina gasy raha tahak’izao. Soa ihany ny tenanay fa tsy miaina any Dago.

    Dia samia ho ela velona mandrapahafaty daholo e. Dia ho ela velona ihany koa anie ny maty.

  26. Ho antsika malagasy izay mahatsiaro ho Kristianina
    « Miaraha mifaly amin’izay mifaly, ary miaraha mitomany amin’izay mitomany ».Romana 12:15

    aoka ho an’i Tompo irery ihany ny fitsarana:  » Moa sitrako akory va ny fahafatesan’ny ratsy fanahy, hoy Jehovah Tompo, fa tsy ny hialany amin’ny alehany mba ho velona izy ? »Ezekiela18:23
    « Ary aza mitsara, dia tsy hotsaraina ianareo; aza manameloka, dia tsy hohelohina ianareo; mamelà, dia mba havela ianareo; » Lioka6:37

    Sotra tompoko

  27. Mampalahelo ny zava-misy fa isika otrany olona faly amin’ny fahavoazana ny sasany foana ,izany no tsy mampandroso antsika fa dia tena mirefarefa amin’ny tany ny toem-po amam-panahy ,Jereo aloha ny andry eo anoloanano vao mijery ny vatakazo eo anoloan’ny hafa ianao , Samia mandinin-tena ts1 avy fa samy hadininina amin’ny ratsy natao avy avokoa isika rehetra ary aza manantena hoe ho afaka ,Hoy Jesoa teo amin’ny Hazofijaliana Ray o mamela ny helony fa tsy fantany izay hataony.Mampalahelo.

  28. tsy nisy nahavita ny vitan’ny nadine fa ny olona efa zatra ny lalan-dririnina no manome tsiny azy tsarovy fa very indray i madagasikara satria tsapako fa i nadine no isan’ireo tena tia tanindrazana sy nandimby an’itopokolazhy ratsimandrava.
    na iza na iza hanome tsiny dia nahavita i nadine fa ianreo no ketrona sy mpivarotra tanindrazana aby ka malahelo voalavoi maty.
    toe-tsaina efa tena tsy mandroso intsony ny manozona satria very fihinana ve?
    miara-miory am nadine ramarosaona izahay tanora rehetra aty fianarantsoa.

  29. I nadine hono no nahavita zavatra, sao tokony hanao solomaos ingahy. (raha ny mampahatra olona alony dia vitany tsara e)

  30. Tsy misy pitié izany eto.Nanao ratsy teto izy ary namono olona maro ka tsy maintsy misy ny tody .Iny ny sazin’Andriamanitra ho azy.Tsarovy fa misy valiny foana ny ratsy ataonao io.Efa feno ny kapoaka ny olona ory sy nitondra fasaina noho io ramatoa io.

  31. Ny olona tsara fanahy dia mamoaka ny tsara avy amin’ny rakitra tsaran’ny fony; ary ny ratsy fanahy kosa dia mamoaka ny ratsy; fa amin’ny haben’ny ao am-pony no itenenan’ny vavany.
    Aoka ho mpamindra fo hianareo mba ho tahaka ny Rainareo, Mpamindra fo.
    Ary aza mitsara, dia tsy hotsaraina hianareo; aza manameloka, dia tsy hohelohina hianareo;
    Fa lozanareo izay manan-karena kosa! fa efa azonareo izay nahafa-po anareo.
    Lozanareo izay voky ankehitriny! fa mbola ho noana hianareo.
    Fa tiava ny fahavalonareo, ary manaova soa,Tiava ny fahavalonareo; manaova soa amin’izay mankahala anareo;
    misaora izay manozona anareo, ary mivavaha ho an’izay manisy ratsy anareo.
    Lioka 25-26-27-28-35………

  32. Ary toa lasa be foza tonga ato ? Fa hoe nantsoin’ny Ray tampoka ve lay foza masquée ?
    Raha marina ny voalazan’ireo foza tonga ato ireo, dia tsy mety kosa ny nataon’Andriamanitra ê ! Olona mpanasoa vahoaka ve dia antsoina sahady tahak’izao ? Iza ianareo no manana ny numéro-n’Andriamanitra mba hiantsoka azy kely ?
    Liana be aho, ary tiako ho fantatra tsara hoe, maninona izy no dia nalaina sahady ?
    Mety nampanantsoina satria hitany fa mampijaly ny vahoaka malagasy laotra !
    Hoy izy :  » Avy ‘ty aty fa aza ny vahoaka tsy manan-tsiny no ampijaliana tahak’izao ! »
    Ny olon-dehibe rehefa lasa, dia lazaina fa voky andro !
    Itony no atao hoe voky fahafinaretana avy amin’ny fahorian’ny sasany ! Ny foza irery ihany no hitomany olona tahak’azy !
    Na lasa aza ‘lay ramatoa, tsy maintsy fantarina tsara ny zavatra nataony sy izay vitany nandritry io fanonganam-panjakàna io. Tsara ho fantatry ny fara aman-dimby !
    Ny zavatra marina dia izao : Tsy hahita an’izany Madagasikara sambatra izany intsony ilay ramatoa, satria malagasy mijaly sy ory, noho ny zavatra nataony, no nilaozany !
    Tsy mifaly, tsy hitsetra !

  33. azafady ralava fa mato nadine nanao de efa vonona tao ny milliard be any fa tsy hanao fotsiny eo izy a!! ary tsy hoe za no mandatsa sanatry fa i Ndine de tsy menatra ny hanambana basy raha misy manek
    lingelina ny lalany !! ka sarotra be no hilazana fa mampalahelo izy

  34. Mirary fionona feno ho an ny fianakavian’ireo namoy ny ainy.

    Milay kosa aloha ny kolotsaina tena Malagasy e! Ny alako bika tsy tiako tarehy ary raha maty dia tsy misy Fo mitempo. Aleo misaina ihany nareo be vava ireo fa mbola ho vovoka ihany koa anie e!!

  35. Tsy manao putsch raha TENA TIA TANINDRAZANA !
    Gaga sy talanjona ny tenako raha mahita ny soratry ny sasany ! Fomba malagasy, tsy miady amam-paty ê ! Fomba malagasy tsy izao na izao… ê !
    Rehefa fanonganam-panjakàna sy ny vokatra ratsy rehetra naterak’izany, tsy misy resaka fomba malagasy na iray aza !!!!!
    FIRY NY MALAGASY MATY ISAN’ANDRO, SATRIA TSY MISY LALANA MIHATRA INTSONY ? NA IREO TOKONY HIARO NY VAHOAKA SY NY FIRENENA AZA MANAO IZAY DANIN’NY KIBONY, TSY MENATRA MANDIKA LALANA ?????
    Namidin-dry Ramaroson tamin’iza io building ao Soarano io ? Satria naninona ?
    Fomba malagasy hono, no tsy mivarotra izany lova izany !!
    Lova avy amin’ny rainy izao aza vitan-dry zareo no nivarotra azy, koa maika fa izay Madagasikara ?
    Tsiny sy tody avy amin’ny raibeny angamba izao, satria dia maty hasina laotra ilay anarana ! Sendra izay zanaka sy zafikely, tsy alehany !!!

  36. maty teo ampanatontosana ny asany hoe? d tokony homena haja sy voninahitra? maty avy nitsangatsangana hoe ny tena marina d maty teo ampandaniana ny volan’ny vahoaka. tsy mahafaly ny fahafetsan’ny olona iray, sanatria, fa mampieritreritra ihany ny fifaran’ilay ramatoa. ilay olona nanavotra nefa maty no tena mampalahelo. samia mieritreritra e. ny marina tsy mba maty ary ny atao no miverina. mandria ampiadanana izay mendrika an’izany.

  37. mirari fionona feno ho ani fianakaviana rehetra!fahafatesana mitovi @ rehetra hiani zani fa tsi tokoni ampidirana resaka politique kosani!!!

  38. aza manao fisainana vaza isika fa ni gasy hatramizai de mahai manaja izani ato hoe fahafatesana izani!!! mbola handalovanareo zani de ho tsapanareo!fa za manohana hoe ni GASY TSI MIADI AMAMPATY, lasa mivona ani @ ratsi ni ratsik ni fisainantsika mampalahelo!!!

  39. Na iza maty na iza velona ravalonandra tsy tafaverina!!!!!!!! anjaran-dravalonandra izao no handé hamonjy an’i losifera ato ho ato! eto isika ahita!!!!!

  40. ess eee!!!toy ny maty retra d maty iny e!!!tsmapalaelo akory fa manala fanafintohinanana 1 jerena eo @ télé alo iny!!!dangy ny foza 1 dray!!!zan mitsn!!!in ko no asa nataon’iny tany fa ni parady fotsn nandany volam-bahoaka!!tsita e!!!mbo namonjy sy njer farany ny zavatra tsy hitany hatrzay niainany izy!!! fantaro fa ny vazah ary efa mkipy manD mnjer festival baleine zan!!ny gasy kel mila tsy hinankanina!!ny foza???manao fiainanana izay tsy mbo itanzareo atrzay niainany dôl!!zay nataony refa te hisongadina sy hizesta @hafa mtoka²na e!!! zan alaelon’oul dôl zan d zao nefarany!!!mbol aiza ko ny hahazo andrazouel mseo ho victime manao cinéma oe apôkan’oul lava ty!!! mbol hipôka velona ery apvôn’tanàna ery iny fa eto isika miandry ny tody hanjo an’izy rehetra e!!!esss eee!!!in dray ny film manaraka???

  41. mahagaga fa ny foza refa mten d oe ny vahoka malagasy fôna an!!!(PEUPLES MALGACHE IO!!!)nefa rzareo ian no mten @ tenany

  42. Na foza na tsy foza zay alou no tompon’ny tanana fa mandehana maka sisiny!!!! ah!ah!ah! mihetseha raha mafy be!!!! ataovy mafimafy ny taim-bava eto fa zay sisa no herinareo e! NA HO AIZA NA HO AIZA !!!!!!! ZAY ZAO NO TOMPON’NY TANANA E!!!!!!!

  43. Efa mba hanarina dia mbola haverina ihany !tonga ato indray ianao ry Pm an!
    te hanaraka ny lalan’i Silla sy Nadinina koa angaha! Atra tsy mivazivazy ary tsy
    azo tohanana izy rehefa hanao ny asany koa mbola MANAITRA ihany izy ho an’ireo izay mbola milomano
    ao anatin’ny HARATSIANA .
    Mikoropaka daholo ireto ny foza marina !tonga tsy nantsoina daholo! aleo hono enjehin’i alika toy izay henjehan’
    ny heritreritra ! May ambondrona !dia mitony tena daholo ireto izy!
    Atodio any @ Atra indray ny KALAK fa izy no mitady hanembatsembana ny TOMBOTSOANAREO isany ry foza a!

  44. Izaho manokana aloha de olona neutre nefa ra-vao nahare za hoe maty i Rtoa Nadine Ramaroson, de nahatsiaro ireo vahoaka voatifitra tamin’ireny tolona mafana ireny ny tenako, satria hita- miharihary tamin’ireny ny asa nataon’i Atoa Alain Ramaroson, mbola tsy vita ny asa tokony hataon’Atoa Alain ary mbola tian’Atra hiova fo izy ka nataony nahatsapa tsara izany hoe ahoana iznay mamohy fianakaviana izany.

  45. lazaiko anao fa tsy hapiova az zao fa vômia izy zao hiseo mlay dray oe izy d tsy hanaiky mora oun e!!!asa iza no ataony maita eo ny ranomasina sa A/tra?

  46. Aza asiana izany resaka « neutralité » ity raharaha ity ry RANDRIANARISON â !
    raha ianao io no frantsay tamin’ny andron’i Hitler, dia naka na niaraka tamin’iza ?
    Resaka patriotisme no tokony atao masaka ao an-tsaina !
    Na ianao miaraka amin’ny panongana, na ianao miaraka amin’ny vahoaka malagasy mitolona, sy manohitra ny fivarotam-pirenena sy tanindrazana ; manohitra ny hery famoretana mba hanjakan’ny gaboraraka sy ny herisetra, ny tsy fanarahan-dalàna rehetra, ets…..
    Maro koa ireo mpanao gazety, na mpanoratra no diso voambolana !
    Tsy « opposition POLITIQUE  » ny mpanohitra sy mpiaro ny ara-dalàna, fa PATRIOTES RESISTANTS !!!
    No izany aza dia misadadaka eo, sao dia rovitra sy misasaka roa eo izato vatana !

  47. Vono olona maro no nataon’i ramatoa nadine sy ny tgv vao tonga teo amin’io toerana io ry zareo(eo @ fitondrana). Ary aiza ho aiza ny fahantran’ny malagasy ny insécurité ny vono olona ny fanolanana mahazo ny zazakely noho ny adalana hataon’ny tgv sy ny forongony, mba inona intsony ny harena ho lovan’ny taranaka faramandimby satria hamindindry zareo daholo ny harenan’ny malagasy. Ny efa an’ny vahoaka malagasy ary mbola vitan’ny fat ihany no mandromba azy.

  48. Teny tsotra no tiako atao aminareo izay be kritika ireo e, na ny HAT, na ny TIM tamin’ny androndRAVALO, na ny Herivelona tamin’ny andron’i ZAFY, na ny Arema tamin’dRATSIRAKA, na ny PSD tamin’i TSIRANANA dia samy nanao nampiomehy daholo rehefa teo amin’ny fitondrana. Samia miezaka mamelona ny ankohonany fa aza mandany énergie mitsikera ny hafa e. Raha izaho aloha dia samy fotop… daholo ny mpitondra nitondra teto na dia izay miseho azy ho mpivavaka sy masina ary marina aza e. Mirary soa ho an’ny rehetra e.

  49. Mba dinio tsara ny tarehiny ê ! Misy olona ratsy tarehy, fa tsy dia maninona ny mijery azy ; fa ity dia, tssss… Endrika hafa kely mihintsy !!!!!!
    Mahita ny endriny fotsiny i St Pierre, dia tsy hamoa ny varavaran’ny Paradisa ! Hitsaoka aza no ho ataony, ary tsy andany andro hanao ankety an’izay zavatra rehetra nataony, nandritry ny andro niainany akory izy !!!
    Hoy ilay iarivo ao amin’ny Tananews : « Ce sont toujours les meilleurs qui parte le premier ! »
    MDR !!! Je ne ris pas le danger !!!!!!!!

  50. Sokafy tsara ny voamaso Ramody a! mbola tsy tonga any aminao ilay fanolanana
    ZAZA tompoko o! dia MANODIAVA ny taranakao dia ho tsapanao fa mangirifiry ny
    vitanareo FOZA teto @ tany sy fanjakana. Ampy anareo foza ireo izay !maninona raha miaiky fa tsy mety
    ny natao fa mbola mitady lalana haniliana @ hafa foana ??dia mba miova! fatsy gisa lahy managala-ketsa
    ka ianareo indray no mba avy vava,mbola tsy tsapanareo ihany izao vitanareo izao???? taiza teto ambonin’ny
    tany no nisy izao aloha???? an???iza t@’ireo mpitondra teto????DIA INONA NO MBA VITANAREO ?????
    Tsy hoe rehefa mety ny fiainanareo dia hamaivanina ny FAHORIAN’ny sasany hataonareo TOATRA HIAKARANAREO!
    ny vahoaka nofitahanareo! aiza izao ilay mpitarika ny FAVORIE???any AMPIGADRANA sisa !vita ny nilanareo azy an!
    koa ny mba manao ny asany Atra dia MIAKAPOKAPOKA eo daholo!!!!mbola ho ela ny lalao ry foza a!matatesa e!

  51. « Samia miezaka mamelona ny ankohonany » !
    Olona efa mba manan’asa aza, lasa very fitadiavam-bola noho ny nataonareo, fa aza be fananatra eo ê ! Tsy lazaina intsony ny isan’ny olona novonoina !
    Foza vaky loha, tsy manan-kolazaina intsony no manao vava tahak’izany ! Mbola fahoriana tsy hita ary niainan’ny malagasy izao mahazo azy izao ! Ary hiteraka zava-dratsy noho izao aza, fa tsy soa akory !
    Izany no hitoloman’ny olona eto ; fa rehefa be vola ianareo, aza mihiditra mandrangitra eto, fa ataovy izay maha sambatra anareo any fa ianao be resaka io ramody, dia mbola manana fianakaviana mijaly any Madagasikara !! Tsy ho vitanao irery ny hamelona azy rehetra !

  52. Toa ny mise en scène nataon’ny putshiste hatreny @ carnage du 07 février 2009:
    Sao dia mba nataon’ny dadatoany SACRIFICE kosa, dia hahilika aty @ ankolafy ny rihika,
    fa maka tournant en notre faveur manko ny toe-draharaha

    Bonjour km, ataovy mahamay le foza manasiso tanàna isany ireo

  53. Hay ve Ramody tsy ao an-toerana e? hitako no mahay mitsara vilana ery izato izy !
    voafahana lalitra ihany koa angaha??
    Aoka izay fa sao MANANGATRA eo io maty io ray olona a!
    Mahay manadio tena ery ireto foza rehefa mba mianjera any aminy ny taolam-be tsy mitapaka.
    F’angaha dia ahavoa fona ianareo e! Atra mijery midina tompoko o!

  54. Merci à la mère,

    La mer,
    qu’on voit danser là-bas
    a des reflets d’argent (io volabenao io ô, tsy hitondra anao am mausolée)

  55. Koa raha tsy mitsara azy ny mpiara-belona taminy taloha, iza indray no hitsara izay nataony rehetra ê ?
    Angaha rehefa maty ilay olona, dia lasa masina tampoka teo ???
    Matoa mitsara, mitsikera ny olona, satria misy tsy mety ny nataony ! Izany Andriamanitra izany tsy mbola nisy nahita !! Ny zavatra hitan’ny maso aloha no prioritaire !!
    Eo ny fivavahana, fa mba tokony asiana pragmatisme ihany ny fiainana, fa aza dia afangaro ny akoho sy ny vorona !!
    Matoa misy ny fifidianana, dia efa fomba hitsaràna olona iray izany !!
    Na izy lanin’ny fo sy ny sainao, na tsia !! Ny président Ravalomanana ohatra dia nofidian’ny ankamaroan’ny vahoaka malagasy !! Ny Filohan’ny HAT, dia mpangalatra !!!
    Fanaovana propagande ho an’ny foza mpangalatra no nahafaty an’ity foza ity, fa tsy fanasoavam-bahoaka !!
    Rahatoa ka olona nisaina io maty io, dia niala sy nisintaka tamin’ireo mpanongana ireo. Tsy afaka nanao izany izy, satria anisan’ny nanohana ara-bola tamin’ny fanonganana ! Olona tsy mendrika, ary ho ratsy laza mandrak’izay !!

  56. Hoy i Peuples malgaches sa moa i foza izy teo hoe: anay izao ny tanàna, ka hoy aho hoe: ka vidio amin’ny milliard nangalarinareo koa Andriamanitra e! vidio peuple a! baikoy mihitsy Andriamanitra e fa efa anareo ny tanàna .Marina e! aza miandriandry fa sao taraiky eo ianareo ry foza an! indrindra i peuples mamiko loatra!!! eisy e!!! mamangy amin’ny fahoriana peuple a! aza mitomany intsony an!.
    Ary ho an’ireo rehetra izay miafina ao ambadiky ny hoe: ny malagasy tsy miady amam-paty sy ny hoe izao ve no toe-tsaina? dia izao ny ahy no teniko: fa ny fahoriako sy ny fahapotehan’ny fiainan-janako angaha nanananareo HATay ireo hantra? Valio? anjakao ny tanàna! anareo izy izao, manarana fo rankizy a! vidio amin’ny milliard-be nareo Andriamanitra e!. Ataovy izay mety e! dia gadrao ilay ranomasina, hi! hi!

  57. ary marina v fa hoe le olon ntodra ny sambo 4 ono ts nisy maty fa avotra daolo!d ef anjara zany nen ratopok vavy kou!mapalaelo ery izy,ts narary ,ts narikoditra!!!

  58. Mampalahelo fa anjakan’ny devoly hatrany @ tsinay maintiny mihitsy ireto fan politika reto a! Raharaha maloto io ary tadidio fa mpitondra fanjakana toy izao no nanombo aní Jesoa t@ hazo fijaliana. Mibebaha oa fa isika rehetra anie mbola hanaraka aní Nadine daholo e! Dieny mbola tsy tonga ny farany dia aoka hadio fo isika hifankatia mba hiadana miaraka @ Jesoa tsy ho ela. Tia anao Izy ka araraoty ny tombonándro hanaovan-tsoa fa tsy hifankahalana toy izao.Amen

  59. Tonga ho azy ny soa rehetra, rahatoa ka esorinao teo ireo foza ireo ry Raza â ! Ampirimo any aloha izany Andriamanitra izany !!!
    Ataovy mipaika amin’ny tany ny tongotra, fa aza mihevaheva eny amin’ny rahona kelinao eny !
    Tsy hoe rehefa eny ianao dia akaiky kokoa an’izany Andriamanitra izany ! Rehefa mivavaka izahay dia mivavaka, fa na tsy mihiditra ao amin’ny tempoly aza izahay, dia manao ny mety foana !
    Izahay na dia tsy mandeha mivavaka isan’alahady aza, dia madio fo sy saina noho ry Odon sy Ramino, indrindra moa fa ry Ndremanjato !!!
    Ilaina ny politique mba hampirindra ny fiainam-bahoaka !!! Fanaovana politique tsy misy raharaha maloto izany, fa misy mpangalatra milaza fa mpanao politique, dia ireo no hitanao ! Sa namanao izy ireo dia mody fanina eo ?
    Fehiny : Aza dia miteniteny faona, fa lasa manao resak’olona kentrina !!

  60. Samia velonáina isika hahita fa ireo mpifanandrina politika ireo dia mbola hifanoroka indray rehefa hanongana mpitondra hafa fa ny fan no reraka sy marary fo ary matimaty foana eo. Hainy ny mifampiatsara velatsihy rehefa mitovy ny tombotsoa. Mivavaha oa fa Jesoa no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay.Mivavaka hoanao manokana aho KintanaM… ary mba hahazo mpitondra tena matahotra an’Ándriamanitra anie isika malagasy hanala izao savorovoro zao satria mbola tsy nisy mihitsy hatramin’izao. Zah tsy fanatik na mpitondra na fiangonana fa fan’i Jesoa. izy no nahitako ny soa rehetra.Ny gasy mbola be mpanompo sampy ka tsy mety avotra mitsy satria tsy mahay mionona fa tehifanindry sy hifanohitra foana. Zah aloh de mino tanteraka fa tsy narovan’Andriamanitra izay olona matin’ny accident nizaniza. Izany no amerenako hoe ankino amiNy ny fiainanao. Amen

  61. Ny tsy HISIAN’IZANY FANONGANANA IZANY INTSONY, no antony hitolomana, mba hanjakan’ny ARA-DALÀNA MANDRAK’IZAY !!!!
    Zo tsy azo esorina aminao ny fazahoana mifidy ! Na mifidy na tsia, dia efa fanaovana politique izany !
    Betsaka ny mponin’Antaninarivo no tsy nandeha nifidy izay ho ben’ny tanàna tamin’ny farany teo, dia izao no vokany !!!!
    Nandeha niangona daholo ve izy ireo tamin’io andro io, sa…?
    Misaotra anao mivavaka ho ahy, raha tena vokatry ny fo-nao izany !!!

  62. OK Kintana a fa tsy tiako lay misy rambo a!
    Ilay vaovao Nadine R no nahatafiditra ahy tato.
    Ny crise moa no tena mahamay sy maharary antsika ka lasa any foana ny resaka.
    Mahazo aina ny HAT refa mitarazoka io satria homana foana izy.
    Ivavahana mba hifarana fa ho ratsy fiafara isika raha mitohy io.
    Bonne chance daholo. Soyons avec Jesus!!!!!

  63. Raza,
    Ilay rambony no mampilay an’ilay kintana ! Tsy rambon-devoly !
    « Mahazo aina ny HAT refa mitarazoka io satria homana foana izy. Ivavahana mba hifarana fa ho ratsy fiafara isika raha mitohy io ».
    Ka hoy aho hoe : A la bonne heure !! Hay ve ianao, ka mahita ihany fa tsy mety ny ataon’ireo foza ireo ê ?
    Na izany aza, tsy vitan’ny vavaka irery ny fanesorana an’ireo eo, fa tsy maintsy mitolona arak’izay azo atao rehetra, amin’ny fomba ara-dalàna !
    Ny mampiasa grenady atramin’izao, dia tsy fomban’ny mpiaro ny ara-dalàna !
    Tsara sy mendrika ny mivavaka, fa raiso ihany koa ny andraikitrao, any amin’izay rehetra misy anao !
    Tsy misy resaka fanatique ato, fa resak’olona tofoka, leo sy tezitra, raha mahita ny fiainan’ny vahoaka malagasy potehan’ireo mpanongana ireo !!
    Aza misalasala miverina, fa ny adidy tsy an’olon-dratsy !!!

  64. SVP SVP

    PITIE POUR LES BALEINES qui ne mangent que du plancton.

    Je ne leur souhaite pas de s’empoisonner en avalant une grosse hoza hatiste , un monstre comme ses accolytes.

    Bon débarras pour l’humanité souffrante.

  65. Il n’y a donc plus de respect, même pour les morts…
    Je ne reconnais plus les malgaches. Et dire que la plupart des commentaires proviennent de malgaches de la diaspora que l’on pensait être l’élite.
    Pauvre pays !!! Avec de tels comportements, on peut penser que la crise est loin d’être terminée et que l’on va vers la guerre civile et une somalisation du pays.
    Que de haine et de bassesse !!!

  66. Il n’y a pire bassesse que le fait de mépriser et feindre de ne pas comprendre la frustration, l’exaspération et la colère du peuple malgache !!
    Le malgache n’est pas un saint. C’est un être, avec ses qualités et ses défauts.
    Comme la colère, la haine est tout ce qu’il y a de plus humain ; encore faut-il savoir analyser, et reconnaître qui en est la cause.
    Qui sème le vent récolte la tempête !!

  67. zan mitsn!!!salope!!! faly ery a naeno le hira oe maty ilay mpivarotena t@ frequence+ omal tanaty bus!!! ouz a oe: zan zao mila anaovana dédicace oandrabesolomaso!!!za zao miandry ny suiten’film hahazo anreo foza tay mihaohao eran’tanàna ireo!!!io na oela na oaingana d ny rariny hisy farany fôna e!!! ben laden ar iny vita ny @ ko ze razouel kel ôtry katsaka voan’sida iny v!!!film mlay zao ra i alain ramaroson vs ravalombody jeneraly iny @zao!!!routskssss!!!!

  68. mba mora2 iani ri kitanamanandrambo a!enao v d sa milaza oe ts nanao ninina topokovavi! na oue mavita be noniu ni vitani enao? nenareo angamba le oue halako bik tsi tiko tarehy an! sa milaza v enao oue dadanareo tena nampanjaka ni ara dalana?iza no tena nahazo milliard betsaka Nadine sa ravalo?

  69. Je suis pour le respect de la Loi, point barre !
    Si le Président Ravalomanana avait commis certaines erreurs, je peux même le comprendre, vu le nombre de putschistes et de traîtres qui l’avaient entouré !
    Il y a mille et une manières pour défendre ses positions ou opinions politiques, mais certainement pas, par le biais d’un coup d’Etat !
    Ceci dit, c’est facile de distribuer de l’argent mal acquis, voire volé au peuple !!
    Je hais les putschistes, sources de malheurs pour le peuple malgache, pour la compagnie Air Mad, pour tous les employés des zones franches, pour les milliers de petits fonctionnaires qui ont du mal à joindre les deux bouts, etc… ! La liste est longue !

  70. mampihome be!!!!!ahoana no ahasahianao mampitovy an’i RAVALO sy Nadine
    ry jodav????matoa dadanay manana dia ny HATSEMBOHAN’NY TAVANY
    sy ny FAHAIZANY MITANTANA .
    Nadine sy ianareo foza rehetra tsy nanana raha tsy NANDROBA ,NIVAROTRA TANINDRAZANA,
    MAMBA RERAKA ,MIOSANOSANA @ harem-pirenena ,fa fananan-dreninareo sa rainareo ireo no
    HANJAKAZAKANA toy izao??????Dia aiza izay mba vitanareo ankoatra ny FANAPOTEHANA ary?
    Tsy ny faharatsiana no inona fa ilay ati-tsinay maintinareo mihintsy no efa ratsy !asa raha mba taranaka
    avy aiza daholo ianareo foza ireo fa tena tsy rariny ny vitanareo! dia ianareo i dray no mba mianakendry!

  71. miombonkevitr@ dranavalona 100%!!! ita oe fialonana B mitsn dôl ny an’dry foza retra sy ny rambony!!!ita fôna oa ny toetsaim-poza e!!!ny an’dada tena ita mitsn oe biskleta lasa air force 1 ka aiza mo no tsy hialona b dôl!!!tsy zakan’sainzareo manginy fotsn ny tsy nahazop toerana t@ ra8 d zao mitsikafona dôl ny foza d ny foza kely le mbo miaro ny foza B ato fa tsy misaina oe hanao aôna ny hiafarany!!!ra mbol i dada no teo esss efa taiza no nisy antsika zao eo imason’zao tontolo izao sy eto afrika???fa indrisy fa ireto lalimanga fozatay ireto no mameno ny tanàna d aiza tsika @zao??? fa tsy kivy fa manatena fôna fa io ita miavaka eny fôna ny toetsaimpoza sy ny zanak’i dada e!!!

  72. miombonkevitr@nao mitsn aho ry ranavalona 100%!!! ita oe fialonana B mitsn dôl ny an’dry foza retra sy ny rambony!!!ita fôna oa ny toetsaim-poza e!!!ny an’dada tena ita mitsn oe biskleta lasa air force 1 ka aiza mo no tsy hialona b dôl!!!tsy zakan’sainzareo manginy fotsn ny tsy nahazop toerana t@ ra8 d zao mitsikafona dôl ny foza d ny foza kely le mbo miaro ny foza B ato fa tsy misaina oe hanao aôna ny hiafarany!!!ra mbol i dada no teo esss efa taiza no nisy antsika zao eo imason’zao tontolo izao sy eto afrika???fa indrisy fa ireto lalimanga fozatay ireto no mameno ny tanàna d aiza tsika @zao??? fa tsy kivy fa manatena fôna fa io ita miavaka eny fôna ny toetsaimpoza sy ny zanak’i dada e!!

  73. Tena mampalahelo mitsy lay toe-tsaina ananan’ny sasany eto @ty forum ity.Aiza ve dia efa resaka fahoriana avy dia efa anaovana interprétation isan-karazany.Tsy hitako mitsy izay hidiran’i Ravalomanana @zao resaka Nadine Ramaroson izao,na ny HAT aza tsy nisy nanonona akory ny hoe « sabotage » zao.Mba miovà fomba fisainana ry Malagasy fa aza dia fanatika fotsiny;Aoka hambara fa fanatika loatra ny olona ao @Mouvence 3 ka na dia namoy mpiray tanindrazana aza dia mbola mafy fo ihany.

    Nahavita be ary mendrika ny omena hasina i Nadine Ramaroson satria renin’ny vahoaka sahirana…tsy mbola nisy ministra tahaka azy teto Madagasikara

  74. Tsy mifaly, tsy mitsetra na kely aza, ary indrindra tsy very tadidy !!!!
    Mpitondra mikarakara, manasoa, ary mitsinjo ny vahoaka malagasy rehetra tsy ankanavaka, no ilaina, fa tsy olona mijery ny avy eny amin’ny faritra hiva sy ireo eny andralanitra ihany !
    Mahafantatra ny tantarany ny olona matoa maneho ny heviny ! Tsy azo sakanana velivelively ny olona hanambara izay ao am-pony !!
    Araky ny voalazan’ilay namana iray, tsy misy afa-tsy ny mpiaradia tamin’i Hitler no hitomany ny fahafatesany !
    Anjaran’ny mpitondra VOAFIDIM-BAHOAKA no manao tsara an’izay asa nankihinina taminy, ary hanatra ho an’ny rehetra izany !!!
    Potsista izany dia efa tsy voafidim-bahoaka, ka tsy tokony asiana sira akory !!!
    Tsy voafidim-bahoaka kanefa dia be baiko !
    Amin’ny zoma izao dia terena ny olona tsy hifaly, tsy hisotrosotro satria hoe tsy mahazo misokatra izay magazay misy zava-pisotro manomboka amin’ny 6 ora maraina ka atramin’ny 6 ora hariva !!
    Androany sy rahampitso izy dia efa manao réserve raha tia hisotro ny zoma ! Tsy ianareo mihintsy no hasakan’azy tsy hiomehy sy hifaly ao an-tranony, rahatoa izy ka tia hanao izany !!!!
    Ridicule !!!!

  75. Mazava aminao angamba io voalazan’i Kintana io Ravelo devoly ohatra ny foza rehetra
    manan-drambo ao @’io fitondrana fatin’alika io!
    Aiza ho aiza @ efa novononareo, fanainiana sy habibiana anefa izao no manetsikeloka eo daholo??

  76. Tsy azo atao ny manenji-dresy nefa tsy fomban’ny gasy koa ny manao « maty vao ramalala », mafy fidona hatrany ny fahafatesana satria aina no very, saingy izany tsy mamafa ny ratsy vitan’izay maty. Iza no nanadino ny nataon’i Ben Laden ka naniry azy handry am-piadanana? Ny mahamalagasy tsy indray andro ihany! Trafon-kena ome-mahery, ambava homana am-po mieritra!

  77. zao fotsn e: na fanatika io na tsy fanatika mety tsentsina gamba ny masonao ry???ravelo!!!mandinika ny fiainana manondidina anao enao refa tsy miantraika ao antranonao ny krizy d apangino vavanao zan tsy hamehy ny olona hilaza ny hatezerany sy ny halaelony fa enao sy ny havanao gamba milamina sy mamy b ny fiainanareo, an’asa,salama,tsisy maha ory sns d mora ny manankiana ny olona, tsy ny faty no iadivana fa ny zavabitany hoy ianao???dinio tsara fa calcul dôl ny fiainanreo foza ireo!!! ity rabesolomaso ty izao ny madinika sy ny oe tsis nahavita ny vitany ny oul teto fa iza izy???sokafy ny maso fa mato ireny ambany tanàna ireny no karakaraina dia mataotra izy fa ireny ihany tsin no maro anisa d ireny no mila tambazana tsara ny manana ôtraz dia efa foza ôtraz dôl fa ianao io???nahalala anao izy??? nahavita ny lalàna retra sy nanarina ny fiharinkarena @ maha malagasy anao izy???? tsss!!! halatra, famonoana ankolaka,fanambakàna zan ny ramaroson zan!!!mody miafina @asa fanampina fa vambadika pffff!!!ka ra olona mpandinika enao d jereo ny realité fa tsy faly manankiana b fotsn fa io tsy resaka fanatika fa ny valeur-ny no jerena!!! i ravalomanana olona niainga t@ tsy fanànana no lasa miliardera d mialona ny foza d natao ny fanongànana mba hiseoseona fa mavita zvt kanefa natao t@ tsy rariny!!! afaka nanao ny asa fanampiny ge izy d tsy nanongana fanjakana e!ra zay izy d marina ny teninao fa tsy nisy ôtraz d ra t hideaka ho minisitra d niandry mandat an’oul vita d niditra t@ ze governemanta manaraka fa tsy @fomba ôtrzao akor no entina sy ho mendrika hisaonan’firenena!!! sad renin’foza irer io fa tsy anay e!!!takatrao agamba ny tiko soratana fa tsy handany andro hanazava eto anzan fa ny foza ian no tsy mahay mandray sy mandinika manko @zao fa faly hitsikera sy efa mpanenjik’oul fôna!!!

  78. Paix à son ame ?
    Manquerait plus que cela.

    Les partisans de méthodes à la Polpot(putschistes porteurs de misère,responsabless d’emprisonnements politiques et de morts inexpliquées ) ont plutôt leur place auprès de  » BELZEBOBA  » .

    « Ca » ne mérite même pas de cérémonies religieuses : un scandale !

    IL SUFFIT DE JOUER AU JEU PROPAGANDISTE DE LA HAT :
    => qui consiste à faire pleurer dans les chaumières à l’occasion d’une mort accidentelle d’une des leurs.

  79. Tena vrai foza daoly ny ato amty mydago ty fa sady tsisy saina no biby toetra. Hita amzao fa tsy hoavotra tsony fa ho lasa drakaka. baybay e!!

  80. Mahamenatra ny akamaron’ny zavatra soratanareo eto.
    Tsy malala fomba.
    Andriamanitra anie hitahy antsika rehetra!!!!!!!!!!

  81. O ra-FOZA manoloana isany an:
    miditra ato, dia avoka ary!
    Anontanio anie ny ray aman-dreny miroro isany Ramino-Rajoelina & Cie ê: ireo ambetiteninareo ireo dia ataon’ireo equipe ireo ampinga tandra vadin-koditra ampiariny @ people gasy isaky ny miseho télé

  82. Fa lasa aiza ny post-ko omaly hariva, namaly ny resak’i Mbly io ry zareo â ?
    Tiako laotra izy hanazàva an’io 4e point-ny io !

  83. mort tragique oui!!!!
    mais la question qui se pose est où sont passés le commandent de bord et le pilote de ce bateau???????? et pourquoi l’explosion a eu lieu en avant du bateau ???

  84. d mivavaka @ demony mihintsy v ry mponin’i MAGRO ah!!!tsy misy respect akory @ maty fa d miteniteny foana!!!
    endraso eo dadanareo anangana anareo @ maty. ny mpitarika anareo ary mbola mahafatatra miondrika sy mandeha mitsapa alahelo eny @ palais des sports.
    ary mba inona moa no azonareao tany @ dadanareo iny eh!!!toa mivohavoha fotsiny ohatra ny adala.?

  85. Oh ry Solofo Mya ah!!!mba misaina v tena???? ( zan ny fitenin’ny foza rty ah, mahataty tsara tsy mahataty tsy manina) mba ataovy ny loha no misaina fa aza ny ambany fotra!
    Jacques Sylla raha maty d cancer = mort naturel!!! sao d ampianarina science kely aloha eh??
    ita mihitsy fa zanaka mpivaro-dronono tenisany ary ataovy @ teny gasy refa miresaka fa mahamenatra olona!!!
    Raha Nadina dray no resahana fa iza moa no niteny fa ny dada-tenisany no namono azy,sao mahana ny natao? sa mahana an’ilay afo b tery aloan’ny vedety zay efa nivadika!
    « QUI S’EXCUSE S’ACCUSE » rty ah.
    na ambany tanana na ambony tanana refa gasy d gasy ary fatatra tena fa tsy eto atoerana fa modia aty raha mavita!!
    aza sasatra misalotra ny anarana tsy an’ny tena nareo zay mpanoratra eto @ ty site ty, miandry tanana ary ts hay tenisany fa modia raha hendry tenisany sy ny dadatenisany fa zay miandry!!

  86. Na ho faty aho afaka segondra iray, na rahoviana: ny razam-be niandohako efa nampahafantatra ny fara aman-dimb, ary mbola ampitaiko hoe « ny TANTARA NO MITSARA »
    _

    Ilay afobe minitra vitsivitsy taorianan’ny nivadihan’ny sambo? Anontanio ny efa lasan-ko razana rehetra nitondra grenade dia voarirotra ny goupille teny aminy, sa ilay baleine magroiste namadika ny sambo ve?

    _
    K’angaha ireo olona any ivelany ireo biby na bas quartier nandevozin’ny vola sy doroka , ko ny hoe « andaho hifampivokon’ozatra »

    Za eto, fa seul(e) à seul(e) et/ou à arme(s) égale(s) raha mbola olona no anaran’ity

  87. Tssssssss ilay Myah: na ny pseudo aza usurper eto.

    Fa inon-tenisany i Charlie Nankany (DST), no mba miana-kendry manadina ahy hatramin’ity?

  88. oh ry HoAiza ah!!!ary d milaza tsy anontanina nge tena zany eh!!!fa taiza no nisy resaka grenade teo nefa sambo no nivadika? ary lay razana iambona avelao hipetraka any @ misy azy fa tsy nanontany ny hevitry tena izy pour l’instant. Ary hono oa ary toa any Ambohimanga rova no afenina ity foza orana?! ay v tsy ny ambany tanana ihany no foza eh!!!tena mantsy milaza fa ny ambany tanana ihany no nokarakarain’io olona io nefa na ny andrin-dreraka ohatra tena mba nojereny ihany fa vizaka misolelaka ka tara sambo!! Au moins ny fozanay maty am-perin’asa (na tsy fatatra na novonoina fa manelingelina ) netena no lasa nitsaoka matahotra ny fitsaram-bahoaka ary raha mahasa manino no tsy milatsaka ho fidin’ny maro anisa fa mila vaniny @ fampihavanana mpamosavy fa nisy nandrokan’ny dadanareo nga teto fa tsy izy no nandositra!
    ary mba tadiho ry rty ny tantara ah fa nga moa tsy niandrasanareo teny Iavoloha ny dadanareo fa sao misy mangalatra tenisany varina mizara vola sy mizara hanina teny anoloan’ny vavahady ny dadatenisany nitsaoka tany an-damosin’ny PALAIS « Veloma hono antsoiny fa dada tsy eo intsony »……

  89. Oadray,
    tena mivatravatra foana ‘ty:

    1. Ozono ny tenako raha nisy nanoratra teo hoe ‘IHANY’
    2. sns…

    dia aleho borkena, fa mitarika hirefarefa @ tany ty

  90. RIP à la défunte. Tsy azoko le mifamono???? Hatramin’ny oviana ny gasy no Barbarianina???? Eh, mifohaza fa lasa biby. Menatra sy malahelo ny tanindrazako sy ny vahoaka malagasy aho…marina e!!!

  91. Mieritrereta ihany ianareo kamboty ireo e!Raha tena nahavita soa teto amin’ny firenena ny dadanareo tsy hitsoaka.Mahana ihany hoa ny mpanao ratsy e!Ny vendrana ihany no tsy mahalala ny fivarotana tanindrazana nataony.Ary maninona moa raha esorina ilay kintana fa tonga dia MANAN-DRAMBO fotsiny e?io no mifanaraka amin’ny fisainanao.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *