7 pensées sur “Pr Zafy Albert : ampamoaka « grand dossier »!”

  1. Raha mamoaka dossier ampamoaka angah i zafy dia haninona? rehefa mba olo-mody ny olona dia mangina miandry izay hipetrahana any ambany rangolahy! na hivazavaza eo aza ange io tsy ahitsy mihitsy ny vavany gemabe io e!

  2. Dadabe Zafy tsy mody raha tsy vita ny hiraka hanirahan’ATRA azy fa tsy izay ,fakofakondraha ary no
    handidy izay hataony,mitaomania fa tsy maintsy viravirainay rehefa miseho ho milay nefa tsy misy
    HAPOAKA fa MITAVANDRA ny harempirenena fotsiny,tsy manakambo fa mbola hatsembohan’ny dadanay no
    tavandraina ,na i Dadabe Zafy efa antitra io aza mbola manakambo noho ianareo,ka mba matsitsiana kely. Dia
    tatazo aloha fa izay no masaka fa ny manetsa be mbola ho avy.

  3. ah!ah!ah! anao no matsitsiany! tsy mikoragna amin’olo tsy misy pouvoir zay! anao koa mafibe adoboy io fitondrana tetezamita io! kely fofon’aina nefa te hivaro-body an-tsena!

  4. Maninn kay no be vava otrany io manalabaraka ny peuples sy amin maha gasy ny gasy fotsiny tsy maty voalavo an-kibo fotsiny nefa ny aina mety ho?ho?ho? aleo tsy teneniko ,fa raha mafy dia andao hanao fotoana sady ampy handihizan’ialahy tsara ny aty na firy ialahy na firy ,fa ny aty vonona ary raha sanatria ka tsy sahy de mipetraha tsara raha mbola mamy ny aina .MAZAVA

  5. iza no be vava e??? tsy nareo eto ve no bevava e???? raha mafibe dia arodany io fitondrana Tetezamita io f’aza mitangorongorona ôtran’ny parasy am-p…. n’alika ôtran’ny ao amin’ny magro e!!!!! raha sandry indray no ilaina vatolampy azo andihizana ny aty e!!!! ny dadan’lisany aza milaza fa hoe : « tsapaho aloha ny hery e! » « vorona tsy ary elatra e! » niseho ho mafy be kanjo tratran’ny tsipindy kely dia nipitika tany afrik du sud! ah!ah!ah!ah! taim-bava atao betsaka ry kely fofon’aina fa raha Fitondrana efa anay ah!

  6. Sahinao ve no manao hoe peuples Malgaches ny pseudo nao? mba fantatrao ve ry tia tena diso tafahoatra fa nitombo avo roa eny ny vahoaka tsy mihinan-kanina, tsy afa mitsabo tena raha marary tonga hatrany amin’ny fahafatesana.Ny toe-karena mitotongana hatrany….nefa Fitondrana no iadianareo mba hamenonareo paosy. Tsy mba malagasy tia Tanindrazana angamba ianao io fa vahiny anisan’ny mpanongana matoa maty eritreritra toy izao. Fa raha tsy izany dia manàna hambo fa isika Malagasy dia olona manana ny maha izy azy eto amin’ity planeta ity, afa tsy ianao io.

  7. Marina mihintsy ny anao ry lilinoi ary misaotra anao! inona moa no fatatr izay foza, ranon-t.. any anaty dalina ary tsy rehan-foza ny fofony ko maika fa izay olona tsy misakafo sy mijaly ve ho rehany mwahahahahahahahah looooooooooooooollllllllll mieritrereta rletouny vo miteny a! ra vava tsy lanin lah ny aty ra sandry no tediavin lah betsaka ny aty tsy lanin lah! zay nga tahakan lah sarotahotra no miafina ao ambadikin ny vahiny mpanongana! mpivarotra tanindrazana ialahy! valio raha mbola sahy

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *