1 pensée sur “Pst Edouard : ny vahaolana hitan’ny rehetra dia ny fialan’i Andry Rajoelina !”

  1. Averimbereno tsara Pasitera fa mbola misy pitarika mitady HISOLELAKA ao a!
    MIALA DOMELINA ! MIALA !tsy nisy nifidy izay olona tsy fanao ianao ireny teo
    ary ohatry ny tsy efy ampy ny mpitarika sasany izao efa fahavoazana izao ka dia tsy tahotra tsy henatra
    izy ireo mahasahy MANAMAFY NY SEZAN’I DOMELINA ampahibemaso be izao an! amiko ireny efa tsy
    azo leferina intsony .
    Tsy mila MPAMOSAVY !MPANDAINGA! MPANGALATRA! MPISANDOKA! hitondra io tany masina io fa
    ampy izao FANAOVANA tsinontsinona ny GASY izao! Koa tsy hitako izay mbola ho handrandraina @
    olona tsy FAKA TARANAKA TOA AN’i DOMELINA ,MATY HERITRERITRA!MARARY SAINA! ADALA!
    MIALA DOMELINA !TSYMILA AN’I DOMELINA !DOMELINA NANDROBA SY NAMONO ARY NANAO
    SORONA NY GASY.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *