9 pensées sur “Sary tsy an-kiteny, 20 Août 11”

  1. Misaotra amin’ireto sary: mahavelom-bolo hatrany!

    Mafana ny andro anio: tsy afaka ny tena androany, fa manana andraikitra sportive ê!

  2. Ireo sisa ilay 50 dia maninona ????efa akaiky izany ilay fankatoavana ho an’i foza ve ry vahoaka be a!
    Maharary an-doha fa efa hakaiky ny farany e! tsy efa teraka izay tsy ho teraka rehefa kelikely ??? kely
    sisa !

  3. eFA ELA NO NAHENOANA AN’IZANY FARANY IZANY RANAVALONA FA TSY MBOLA HITA IHANY AH! EFA TAMIN’NY TAON-JATO ELABE ANGE IZANY RANAVALONA IZANY NO NANJAKA E! IZAO NY FOZA NO MANJAKA! SA MISY FOZAKELY RANAVALONA IO???? AH!AH!ah!
    Raha mbola vahoaka koa ny vahoaka tsy maintsy mandresy! tsy izay olona 200 no hilaza ho mazana be eto! na misy reconnaissance io na tsia tsy olana fa IZAHAY ZAO NO TOMPON’NY TANANA! RAHA MAFY BE MANAOVA IZAY ATAO HO TAZANINA FA TSY MIVANGONGOGONGO OHATRAN’NY PARASY AM-P… N’ALIKA AO AMIN4NY MAGRO FOTSINY AO! MIANDRY IZAHAY FA TAIRO E!

  4. Ny anarana tanimboan-jo ka izay tiako io!efa izao aza ny fangejanareo anay mbola tsy zakan’y
    tsenanareo koa maika fa hivoaka eo dia …… asa angamba?ianareo anie no tsy mahatanty e!
    nahoana no malaky gejaina ny MARINA?????????? an!tsy mataho-tody, manodiava ny taranaka faraman-dimbinareo
    izao fangejana hataonareo @ olona MANDADY mitady ny RARINY SY NY HITSINY izao!MANODIAVA!

  5. izahay ranavalona no tena nogejain’ny dadanareo ah!!!! mahatantesa ny valin-kitsaka!!!! ny orinasanay ny asa fanaonay famelomanay vady aman-janaka nosimbain-dravalonandra daholo nanaovany ampihimamba!!!! anjaranareo izao fa mahatantesa e! mbola aiza ny todin’ny rà nalatsakareo tamin’ny 7 fevrier???? mitadiava hevitra hamadihana aty aminay io vono olona mahatsiravina io fa efa misoratra any an-danitra fa ELOKY NY DADANAREO MANDRAKIZAY IO!

  6. Hay ve e! ka maninona raha mba tsorina ny resaka re fa manjary tsy mety ny mifanalika eto e!
    hay ny anao halahelom-boan’anana ! dia izao izany ianao efa mety be ny fiainanao ry pm?
    dia matahotra ianao sao hiverina indray ny ara-dalana dia aleonao mamita-tena ohatra an’io?tsy tsara kosa na dia
    izany aza ny mandainga toa izao hataonao izao,fantatrao tsara fa iza no namono ,nanao sorona ny Gasy noho ny
    fitiavan-tena ,nefa tsy ahavita ny vitan-Ravalo anefa.
    Ny azoko hanampiana anao dia mivavaha dia ho afaka ianao fa manjary mampijaly tena koa anie ianao e! dia mampiditra
    fahotana hafa koa .
    Dia mba jereo ihany ny hiafaran’ny taranaka fa aza dia mijery ny anio ihany e! tsy mba mampalahelo anao ve ireto vahoaka
    mandady ,noana ,mandry andriran’antsy lava izao,tsy antsaha tsy an-tanana,miangavy anao aho mba hadinoy kely 1minitra
    fotsiny ny tenanao dia ho afaka ianao! izaho koa hivavaka ho anao !dia aza mandainga intsony fa tsy mety! bedy an!

  7. Izaho dia manana rahavavy » tiako »voa toa anao izao fa tsy dia grave aloha e!ary dia tena
    tsy azo handaharana mihintsy ,amiko anefa dia fanavotam-pirenena ity ary betsaka ihany
    koa ny fafy lainga sy fanosora -potaka ka mivoaka ihany ny marina aty aoriana .Ny ady hatao dia ho an’ny tanindrazana
    fa tsy an’olona koa hataoko fa mila fanavotana i Mada fa raha i Ravalo no halanao dia avelao izy fa olona mivavaka izy
    dia azy sy Atra ny azy,fa aoka kosa re e! aza mandainga fa efa fanta-poko fantam-pirenena ny MARINA! aza hatao an’
    izany izy fa efa mba NIFONA koa izy .Dia mba jereo ihany ny asa fampandrosoana vitany.
    Tsy sanatria manamaivana ny fahavoazanao aho fa kosa olombelona miloloha lanitra isika ka tsy maintsy lena ary mandihy
    ny tany ka tsy maintsy solafaka.
    Ny tanindrazana sy ho avin’ny taranaka jerena re e!avelao ny lasa ! dia aza mifidy azy dia vita!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *